HVM BOENY Officiel

HVM BOENY Officiel Tongasoa tompoko đź’™
Miara mientana amin'ny fampandrosoana isika rehetra
N° tel:0379217378 / 0387499769
Responsable Communication HVM BOENY

03/10/2026
Tongasoa President mivady💙🙏
02/10/2026

Tongasoa President mivady💙🙏

02/10/2026

Tongava marò ! 💙🇲🇬🙏

💙 KONGRESY HVM – FARITANY MAHAJANGA 💙 Ny Birao Foiben’ny Antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM), miaraka amin’ire...
27/09/2026

💙 KONGRESY HVM – FARITANY MAHAJANGA 💙

Ny Birao Foiben’ny Antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM), miaraka amin’ireo mpikambana rehetra ato amin’ny Faritany Mahajanga, dia faly manasa amim-panajana antsika jiaby mba ho tonga hanotrona ny:

KONGRESIM-PARITANY HVM MAHAJANGA

📆 Ny Asabotsy faha 03 Oktobra 2026 ho avy izao, ny Toerana dia ao amin'ny:
📍 "Espace malalaka Saint Gabriel Mahajanga",
⏰ 02 ora folak’andro (14h00).

🌳 Mitongava maro antsika jiaby ! 🙏

« Mifanome Tanana ho amin’ny Fampandrosoana »

Joyeux anniversaire Mr le SGN ! 💙🥳🎉🥂
24/09/2026

Joyeux anniversaire Mr le SGN ! 💙🥳🎉🥂

🥳JOYEUX ANNIVERSAIRE Alain Rasambany

🔵Amin’ny anaran’ny Antoko HVM sy ny mpikambana rehetra, dia faly izahay mitondra ny teny fiarahabana sy firariantsoa feno ho anao, Atoa Alain Rasambany, Sekretera Jeneraly Nasionaly ato amin’ny Antoko HVM, amin’izao andro manokana, fitsingerenan’ny taona nahaterahanao izao.

🔷Mirary fahasalamana, fahombiazana ary hery hatrany amin’ny fanatanterahana ireo andraikitra sahaninao izahay.

🎉 Joyeux anniversaire Monsieur le SGN ! 🎂💙

📌 HVM BOENYNatao androany 19 Septembre 2026 ny fivoriana niarahan’ireo mpikambana tato amin’ny HVM Boeny.Fotoana iray ni...
19/09/2026

📌 HVM BOENY
Natao androany 19 Septembre 2026 ny fivoriana niarahan’ireo mpikambana tato amin’ny HVM Boeny.

Fotoana iray nihaonana,fandraisana ireo mpikambana ,fifampizarana hevitra ary fifampidinihana momba ireo raharaha mahakasika ny fikambanana sy ny fiainan’ny antoko.
🤝 Mifanome Tanana hoan'ny Fampandrosoana

18/09/2026

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HVM BOENY Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share