01/10/2024
Ho antsika voan'ny sery na mikohaka ! Manampy atsika ity vokatra ity π
Manampy @ fandevonan_kanina sy manala rivotra ihany koa π€©ππ₯°
Hitanao eny @ mpivarotra rehetra mahazatra anao !
500 ar monja π€
Tsetsafina avy hatrany π€π