Mankafy fiainana

Mankafy fiainana Mpankafy fiainana

18/07/2025

Trop be

Send a message to learn more

Ahoana tsara hoe ry Benja?!!!
07/07/2025

Ahoana tsara hoe ry Benja?!!!

03/07/2025

๐—Ÿ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ - ๐—ฅ๐—ก4 : ๐—ข๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ 03 ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜†, ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ.
Olona miisa 3 no namoy ny ainy, ka zazakely 3 taona ny 1, am-polony ireo naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho teo Antanimalalaka, Antanimbary, distrikan'ny Maevatanana ny maraina teo.
Fiara taxi-brousse avy any Ambositra hihazo an'i Mahajanga ity tra-doza ity izay niala lalana, nivadibadika ary latsaka anaty antsana. Efa nentina eny amin'ny tobim-pahasalamana kosa ireo naratra, ilay fiara potika tanteraka. Tazana teny an-toerana ireo zandary nanampy tamin'ny famonjena sy ireo olona avy ao anatin'ilay fiara.
Ankatoky ny fotom-pialan-tsasatra isika izao ka manentana hatrany ireo mpamily sy ny mpampiasa lalana rehetra, ny amin'ny fanajana ny lalร na mifehy ny fifamoivoizana hisorohana amin'ny loza tahaka izao.

Send a message to learn more

18/06/2025

Fifanampiana ny fiainana

Send a message to learn more

18/06/2025

Mila fanampiana izy!!!

Send a message to learn more

24/05/2025

Une de mes publications a obtenu plus de 20 rรฉactions la semaine derniรจre. Merci ร  tout le monde pour votre soutien ! ๐ŸŽ‰

Accident mahatsiravina be teo Bypass Elgeco. Fiara iray naika hi dรฉpasse tsy afaka no nandona fiara roa. Ny fiara voaloh...
01/05/2025

Accident mahatsiravina be teo Bypass Elgeco.
Fiara iray naika hi dรฉpasse tsy afaka no nandona fiara roa. Ny fiara voalohany voadona ary nanao "tรชte ร  queue", maty teo noho eo ny roa tamin'ny olona tao anatiny, ka ilay madama nipitika teo amin'ny arabe, ilay rangahy kosa niraikitra noteren'ny motera tao anatiny, ny fiara faharoa (JIMNY) indray voadona mafy be fa tsy nisy maty kosa ny tao anatiny fa potika tanteraka ny fiara , ilay fiara nandona kosa dia nilatsaka tany anaty tanimbary ary nitsoaka nilefa nandositra ny saofera tao anatiny fa efa nosamborina ka tratra.

Mamangy amin'ny fahoriana ary mirary fahasalamana ho an'ny niharandoza.

Je fรชte mes 5 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.๐Ÿ™๐Ÿค—๐ŸŽ‰
15/04/2025

Je fรชte mes 5 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.๐Ÿ™๐Ÿค—๐ŸŽ‰

Jesosy Mamonjy :Tsy afaka miandry kely mintsy ny Moto, ny olona eny amin'ny trottoir indray no miafy sy maka sisiny
15/04/2025

Jesosy Mamonjy :Tsy afaka miandry kely mintsy ny Moto, ny olona eny amin'ny trottoir indray no miafy sy maka sisiny

Ho aiza isika ity izany?
31/03/2025

Ho aiza isika ity izany?

27/03/2025
Io indray ny anareo
20/03/2025

Io indray ny anareo

Address

Mahamasina

Telephone

+261321100113

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mankafy fiainana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share