Le Carnet de Jonathan

Le Carnet de Jonathan Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le Carnet de Jonathan, Digital creator, Mahajanga.

11/03/2026

3 motivations of the day ✨🔥

Le Carnet de Jonathan

25/02/2026

💡💡💡 Indro ary ilay horonan-tsary 📽️. Dia samia mandray lesona sy maka izay tandrify azy tompoko ❤️. Ampitiavana be 🙏🏻

Rendez-vous demain à 11h30 pour une nouvelle vidéo motivante 🔥💡Pour ne pas rater de diverses actualités, abonnez-vous à ...
24/02/2026

Rendez-vous demain à 11h30 pour une nouvelle vidéo motivante 🔥💡

Pour ne pas rater de diverses actualités, abonnez-vous à la page:
Le Carnet de Jonathan 🗒️

20/02/2026

"Alors prend l'manette. Relève le défi. Passe au niveau supérieur. Aujourd'hui." ✨🔥

16/02/2026

Mes amies, Ne laissons pas le passé te prendre trop de temps ❌. Continuons à vivre ✨. Nous avons des choses à faire 🗒️ et de la joie à répandre ✅. Bonne semaine à tous ✨

À toute la population de Tamatave 🇲🇬,notre cœur est avec vous ❤️.Plein de courage pour surmonter cette épreuve.Vous n'êt...
11/02/2026

À toute la population de Tamatave 🇲🇬,

notre cœur est avec vous ❤️.
Plein de courage pour surmonter cette épreuve.
Vous n'êtes pas seuls 💪🙏🏻.

Gardez espoir ✨

09/02/2026

Je rends Grâce au Seigneur de m’avoir donner une telle Mère ❤️.

Commençons alors cette semaine avec une Parole de bénédiction spirituelle 🔥🙏🏻.

06/02/2026

Motiv’Action 🔥

23/11/2024

Tao aorian’ny fotoana naharitra nihatoana dia ambara fa miverina amin’ny laoniny amin’izay ny pejy VOG Sonor miaraka amin’ireo zavatra maro azo hifampizarana tompoko 🎥🎧.

Manasa antsika hatrany hanjohy sy hanaraka ny pejy tompoko 🙏🏻.

📌NB: Tsy mirona ary tsy manao politika isika fa miara-miasa fotsiny 😎. Mirary soa ✨

VOG Sonor

05/08/2023

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny pejy oh 👋. Tena ialana tsiny indrindra tompoko fa nohon'ny fanamboarana maro isan-karazany (tato amin'ny studio) dia somary nangina kely ny pejin-tsika 🙏.
✔Fa atoato dia manomana zavatra maro ifampizarana isika ato amin'ny pejy. Manasa antsika anjohy hatrany.
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika tompoko ❤

🎊🎊🎊HAPPY BIRTHDAY PEPE SHINE🎊🎊🎊 Izahay ato am' V.O.G Sonor  dia miarahaba an'i Pepe Shine am'izao andro malaza ho Azy iz...
27/06/2023

🎊🎊🎊HAPPY BIRTHDAY PEPE SHINE🎊🎊🎊

Izahay ato am' V.O.G Sonor dia miarahaba an'i Pepe Shine am'izao andro malaza ho Azy izao... Faly sy sambatra ary tretrika izahay manana Azy... Mankasitraka indrindra ny am' fisianao tompoko 😭❤🙏. Mirary Anao ho tonga am tanjona ambony indrindra. Hitahy Anao mihaotra anie Jesosy Tompo ❤

Pepe Shine dia vehivavy:
- tena tia an'Andriamanitra am fony rehetra
- tia mi-prioriser foana ny asan'ny Tompo
- tena hoe hita ao Aminy ny toe-pon'Andriamanitra.
- fitaratra velona ho anay
- be fandeferana sy tena manetry tena 🙏
- feno fifaliana 😀
- be fitiavana ❤
- be tsikitsiky sy vazivazy, tompony mitsy 😁
- tena mahafinaritra anie zao e ❤
- mifandray am olona rehetra isan-tsokajiny
- manetry tena am le niveau ambony be ❤
●Isany olona arahiko ara-piainana, oui vehivavy Izy fa misy toetra sy caractère an'Andriamanitra ao anatiny tena tiako ❤...

Address

Mahajanga

Telephone

+261329602282

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Carnet de Jonathan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Le Carnet de Jonathan:

Share