Vaovao TVM Mahajanga

Vaovao TVM Mahajanga Vaovao, journal télévisé, Mahajanga, Majunga

10/01/2026

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀
10 𝘫𝘢𝘯𝘰𝘢𝘳𝘺 2026

09/01/2026

FARITRA BOENY:

Aman-taonany maro izay no efa nampitaraina ny maro ny haratsian'ny lalana eo amin'ny" 12 km" hiditra ao antampon-tananan' ny Marovoay !
Amin'izao fotoana izao asiam-panamboarana izany !

09/01/2026
09/01/2026
09/01/2026

𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀

𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐
[𝑭𝒂𝒉𝒂-9 𝑱𝒂𝒏𝒐𝒂𝒓𝒚 2026]

✅Nanao fitsidihana ara-pomba fanajana ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy teto amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, androany, ny Lehiben’ny Faritra Analamanga, Ramatoa Raharinirina Clémence.

Teboka dimy lehibe no nivoitra nandritra ny fihaonana teo amin’ny roa tonta :

1• Sarotra sy mitaky ezaka lehibe ny zava-misy ankehitriny, ary goavana ny fanamby sy ny fanovana andrasan’ny mponina eto Analamanga.

2• Na izany aza, mandroso i Madagasikara ao anatin'ny tari-dalana mazava sy ny asa mitondra vokatra hita maso, ary mifanaraka tanteraka amin’ny drafitra fanatanterahana ny Politika Ankapoben’ny Fanjakana ho amin’ny fanarenana ny Faritra Analamanga.

3• Miandry fanohanana manokana ny Faritra Analamanga, indrindra amin’ny fanatanterahana ireo fotodrafitrasa goavana toy ny lalana sy ireo asa lehibe tsy zakan’ny tetibolan’ny kaominina irery.

4• Vonona ny Praiminisitra hanohana ny Faritra Analamanga sy ny Faritra rehetra manerana an’i Madagasikara amin’ny alalan’ny fanatanterahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy, ny fifanomezan-tanana, ary ny fanohizana ny ady amin’ny heloka ara-toekarena.

5• Hajaina ny làlana sy ny fandrindrana mazava momba ireo asa hifanampiana, ho setrin’ny hetahetan’ireo tomponandraikitra eny anivon’ny distrika sy ireo Ben’ny tanàna miandry ny fanombohan’ny asa.

📍Nandritra ity fihaonana ity dia samy nanamafy ny fanohanany ny ezaka fanarenana ataon’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara na ny Praiminisitra miaraka amin'ireo Governemanta tarihiny na ny Faritra Analamanga, ho an’ny tombontsoa iombonana.

𝐍𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚

𝗗𝗥𝗖𝗖 𝗕𝗢𝗘𝗡𝗬
09/01/2026

𝗗𝗥𝗖𝗖 𝗕𝗢𝗘𝗡𝗬

08/01/2026

𝙉𝙖𝙡𝙞𝙨𝙤𝙖 𝙍𝙖𝙫𝙖𝙡𝙞𝙩𝙚𝙧𝙖, 80 taona : 𝑙𝑜𝑣𝑎 𝑣𝑒𝑙𝑜𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝒔𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂.

́Andeha hiara-hiana ny 𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐𝒎𝒃𝒂𝒏𝒚, 𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂-𝒔𝒐𝒓𝒂𝒏𝒚, 𝒏𝒚 𝒌𝒂𝒃𝒂𝒓𝒚 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 izay 𝒏𝒂𝒔𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒏𝒚 hatrizay amin’ny alalan’ny hetsika 𝑽𝑬𝑳𝑨𝑲𝑬𝑽𝑰𝑻𝑹𝑨 .

Tongava mihaona amin’i Jean Nalisoa RAVALITERA ny Alarobia, 𝟏𝟒 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 2026, manomboka amin’ny 𝟐 𝐨𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲, ao amin’ny efitrano DOX - Tranombokim-pirenena Anosy.

Velakevitra iarahana amin'ny 𝘍𝘢𝘳𝘪𝘣𝘰𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘚𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢, ao anatin'ny fankalazana ny
faha 80 taonan'i 𝙉𝙖𝙡𝙞𝙨𝙤𝙖 𝙍𝙖𝙫𝙖𝙡𝙞𝙩𝙚𝙧𝙖.

08/01/2026
08/01/2026

𝑲𝒂𝒃𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒚 𝒇𝒊𝒉𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒂𝒓𝒐𝒇𝒂𝒏𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒎𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂

MANASA anao hifanotrona amin’ny 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗕𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 ny faha 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 2026.

Toy izao ny 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 amin’ity hetsika ara-kolontsaina tarihin’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 ity :
- 7ora 30mn : 𝘿𝙞𝙖𝙗𝙚𝙣’𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮, miainga eo amin’ny ENS Ampefiloha
- 9ora 00mn : 𝙇𝙖𝙣𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙤̂𝙛𝙞𝙨𝙞𝙖𝙡𝙮 ao amin’ny Havoria Anosy.

Ny tsara ho fantatra sy ny lamina "Plan de masse" mandritra ny fambolen-kazo zay hatao eny Marohogo rahampitso 09/01/202...
08/01/2026

Ny tsara ho fantatra sy ny lamina "Plan de masse" mandritra ny fambolen-kazo zay hatao eny Marohogo rahampitso 09/01/2026
• Samia mba mijery izay mifanandrify ny sokajy misy atsika.

Address

Bloc Administratif, 2eme Etage Porte 207
Majunga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao TVM Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vaovao TVM Mahajanga:

Share

Category