12/04/2025
🌎VAOVAO ANIO SABOTSY 12 APRILY 2025
Ligim-paritry ny Volley Ball Fitovinagny : Nikarakara hetsika Sosialy fanadiovana ny torapasika Manakara be androany marainan'ny Sabotsy 12 Aprily,niarahana tamin'ireo Zandary sy miaramila ary ireo mpilalao misehatra amin'ity taranja ity,nitarika izany hetsika izany ny Prefen'i Manakara Atoa Luc Mohamed Noro sy ny SG ny lgy Atoa Armand ,tanjona hoy ny mpikarakara ,dia mba hadio lalandava ity toerana ity,izay mahatsarika ny mpitrangatrangana ,sady ho fitsenanana sahady ny fetin'ny Pasika raha teo