๐“Ÿ๐“ฎ๐“ณ๐”‚ ๐“œ๐“ฒ ๐“ก๐“ช๐“ญ๐“ธ

  • Home
  • Madagascar
  • Manakara
  • ๐“Ÿ๐“ฎ๐“ณ๐”‚ ๐“œ๐“ฒ ๐“ก๐“ช๐“ญ๐“ธ

๐“Ÿ๐“ฎ๐“ณ๐”‚ ๐“œ๐“ฒ ๐“ก๐“ช๐“ญ๐“ธ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ๐“Ÿ๐“ฎ๐“ณ๐”‚ ๐“œ๐“ฒ ๐“ก๐“ช๐“ญ๐“ธ, News & Media Website, Manakara.

โ€ผ๏ธ๐Ÿ“Œ NAMETRA-PIALANA TSY HO TALร‰N'NY TVM INTSONY I KEVIN DERIS IZAO MARAINA IZAO  NOHO NY ZAVA-MISY ETO AMIN'NY FIRENENA ...
27/09/2025

โ€ผ๏ธ๐Ÿ“Œ NAMETRA-PIALANA TSY HO TALร‰N'NY TVM INTSONY I KEVIN DERIS IZAO MARAINA IZAO NOHO NY ZAVA-MISY ETO AMIN'NY FIRENENA ๐Ÿ˜ฅ๐Ÿ”ฅ

โ€ผ๏ธโญ•๏ธAGRAD : Mataotra ny ho maty laza dia mody miombon-kevitra amn mpitolona nefa manoana fitondranaAleo les  halan Andri...
26/09/2025

โ€ผ๏ธโญ•๏ธAGRAD : Mataotra ny ho maty laza dia mody miombon-kevitra amn mpitolona nefa manoana fitondrana
Aleo les halan Andriana toy izay halam-bahoaka. Eto vao tsapan lah hoe vola fitady fa fanahy tsy amidy

26/09/2025

โ€ผ๏ธโญ•๏ธNOESORINA NY MINiSITRY NY ANGOVO

KABARIN'NY FILOHA

โ€ผ๏ธโญ•๏ธ Dรฉputรฉ Jean Jacques Rabenirina : Nodimandry voahosin'ny camion tamina barazy๐Ÿ•ŠOmaly alakamisy 25 septambra 2025 hari...
26/09/2025

โ€ผ๏ธโญ•๏ธ Dรฉputรฉ Jean Jacques Rabenirina : Nodimandry voahosin'ny camion tamina barazy

๐Ÿ•ŠOmaly alakamisy 25 septambra 2025 hariva, dia nandeha nijery ny zava-misy teny Andoharanofotsy, ny Solombavambahoaka voafidy tany Betioky Atsimo, Jean Jacques Rabenirina, anatin'ny vondrona Siteny, no nisy Kamiao nirifatra nanosy ireo teo amin'ny barazy.

๐Ÿ•ŠVoa tamin'izany i dรฉputรฉ sy olona vitsivitsy teo.
Naratra mafy izy, natao avokoa ny fialana nenina, fa tsy tana ny ainy, androany zoma 26 septambra 2025, tao amin'ny HJRA.

๐Ÿ•ŠTratran'ny fokonolona Ilay kamio dia nodoran'ny olona, tafatsoaka kosa Ilay mpamily, saingy hita tanaty fiara ny permis.

64 taona ny lehilahy, ary izy izany no Olom-boafidy mpanao politika lavo voalohany, amin'izao hetsika ho an'ny Zon'ny Malagasy izao.

Samia tsara
Ra-Hertz

(Tahirin-tsary nindramina)

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ด๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ :๐Ÿ”ด๐—Ÿ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ข๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ปร ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ.
26/09/2025

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ด๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ :

๐Ÿ”ด๐—Ÿ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ข๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ปร ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ.

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—›๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜†  #๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿต ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฝ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ, ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ป๐˜†  #๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ...
26/09/2025

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—›๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† #๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿต ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฝ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ, ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ป๐˜† #๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟร ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฝ๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ธ๐—ป๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ.

๐Ÿ”ทTsy eken'izy ireo ary melohiny ihany koa ny fandatsahan'aina ireo mpiara-mianatra amin'izy ireo manerana ny Nosy, izay mitaky ny rariny ho an'ny ;

๐Ÿ”ทMelohin'ireo mpianatra ihany koa ny fandratrร na, fisamborana ary fandrahonana mpianatra mitaky ny am-pilaminana ny zo fototra hisitraka sy ;

๐Ÿ”ทMelohin'izy ireo ny sy ny fandravana fananana ataon'ireo izay miseho amin'ny endrika rehetra.

โ€ผ๏ธโญ•๏ธ JOEL RAZAFINDRALEMA
26/09/2025

โ€ผ๏ธโญ•๏ธ JOEL RAZAFINDRALEMA

โ€ผ๏ธโญ•๏ธ ANY IZY MITENY FA HOE MILAMINA NY ATY : VOKY, MISITRAKA NY FILANA FOTOTRA AVOKOA NY FARITRATAMPOKA EO VAOVAO RATSY ...
26/09/2025

โ€ผ๏ธโญ•๏ธ ANY IZY MITENY FA HOE MILAMINA NY ATY : VOKY, MISITRAKA NY FILANA FOTOTRA AVOKOA NY FARITRA

TAMPOKA EO VAOVAO RATSY NO HENO
DE NALEONY NANGINA SY NILEFA

TSY NAHENOANA FEO NY FILOHA (RAY AMANDRENY) NY MALAGASY.
KIVY NY MPANAZATRA

26/09/2025

โ€ผ๏ธMAGAZAY MIISA 2 AO MAHAJANGA NO VAKY (11H 50) DIA NY COMSOS SY MAHABIBO CITY

โ€ผ๏ธ IO FA MIHOZONGOZONA โ€ผ๏ธVao iray andro ve no nanombohanโ€™ny TOLONA dia efa mangovitra sahady e?Sady tapahina ny jiro no ...
26/09/2025

โ€ผ๏ธ IO FA MIHOZONGOZONA โ€ผ๏ธ

Vao iray andro ve no nanombohanโ€™ny TOLONA dia efa mangovitra sahady e?

Sady tapahina ny jiro no hotapahina ihany koa zany ny connexion zao?

IREO MPIASA TENA mivelona aminโ€™ny fampiasana INTERNET zany hanao inona?

Mandeha izao ny feo fa hotapahina hono ny connexion INTERNET eto Madagasikara manomboka 14h. Ary efa no rรฉquisitionenโ€™ny ministeranโ€™ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ireo opรฉrateur rehetra.

NOHO IZANY โ€ฆ
Manao ANTSO AVO ho antsika rehetra manana Starlink eny anivonโ€™ny FIARAHAMONINA eny mba hizara CONNEXION, ataovy tsy misy mot de passe ny Wifi anareo. 240 personnes no zakanโ€™ny routeur Starlink iray.

Azontsika Gen Z ifampiresahana ihany koa ny fampiasana ny application BITCHAT. Tsy mila internet izy io fa bluetooth fotsiny. Telechargeo dieny izao.

Ankoatranโ€™izay, TSY HIJANONA VELIVELY ny tolona raha tsy tratra ny tanjona efa napetratsika hatraminโ€™ny voalohany.

APARITAHO ๐Ÿšจโ€ผ๏ธ

โœ๏ธ โœ๏ธ Gen Z Madagascar

โ€ผ๏ธโญ•๏ธ RAIKITRA IHANY KOA NY FITOKONANA HO AN'NY   ANDROANY.
26/09/2025

โ€ผ๏ธโญ•๏ธ RAIKITRA IHANY KOA NY FITOKONANA HO AN'NY ANDROANY.

26/09/2025

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ด๐ƒ๐ˆ๐„๐†๐Ž IZAO : ๐„๐๐‰๐„๐‡๐ˆ๐'๐๐˜ ๐Ž๐‹๐Ž๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐‡๐„๐‘๐˜ ๐€๐‘๐€-๐“๐€๐…๐ˆ๐Š๐€

AO NY VIDEO

Address

Manakara

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐“Ÿ๐“ฎ๐“ณ๐”‚ ๐“œ๐“ฒ ๐“ก๐“ช๐“ญ๐“ธ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ๐“Ÿ๐“ฎ๐“ณ๐”‚ ๐“œ๐“ฒ ๐“ก๐“ช๐“ญ๐“ธ:

Share