Uplift Madagascar

Uplift Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Uplift Madagascar, Media Agency, Mananara Avaratra.

🎯Agence de communication éducative

📚 Formation – Communication – Marketing

💡 Nous aidons les jeunes, écoles, associations et les petits entreprises à se faire connaître et évoluer.

📍 Basée à Madagascar |
🌍 Vision locale et impact réel

07/02/2026

L'entrepreneuriat, c'est un domaine,un métier qui n'est pas facile.
Main c'est un métier aussi qui peut te rendre Milliardaire.
Mon ami si tu veux avoir des millions et vivre la vie de tes rêves, il faut entreprendre, il faut entreprendre, il faut entreprendre.

💻 AO ANATIN'NY 1 VOLANA DIA TENA MAHAY IANAO!Mbola hiandry oviagna indray vao handray an-tanana ny hoavinao? Mpianatra v...
03/02/2026

💻 AO ANATIN'NY 1 VOLANA DIA TENA MAHAY IANAO!

Mbola hiandry oviagna indray vao handray an-tanana ny hoavinao? Mpianatra ve? Mitady asa? Sa mpiasa te hisandratra? Aza avela ho sakana ho anao ny tsy fahaizana Informatique Bureautique.

Ity ny vahaolana natao ho anao manokana 👇

Hianatra Word, Excel, PowerPoint, ary ny fampiasana Internet (Google Work) ianao. Saingy tsy mitovy amin'ny any an-kafa ny aty aminay:

🎯 Coaching Privé: Olona 02 ihany isaky ny séance. Midika izany fa mifantoka aminao 100% ny mpampianatra.

✔️ 100% Pratique: fampiharana avy hatrany

🚀 Cours Accéléré: Afaka misafidy izay "module" tena ilainao maika ianao raha maika ny fotoanao.

🚨 Garantie: Tsy avelanay ianao raha tsy tena mahay sy mahafehy tsara!

🔥 BONUS : Misy fihenam-bidy 30% be izao ho an'ny mpianatra rehetra mandritra ity volana Febroary ity! Vidiny tena ambany indrindra nefa kalitao avo lenta.

📍 Aiza ny toerana?
Manatona anay Analanjahana, ao amin'ny UPLIFT na NANA Service. Azonao atao koa ny mandefa hafatra miafina (MP) avy hatrany hiresahantsika ny fotoana malalaka ho anao.

Aza tara fa toerana vitsivitsy sisa disponible

fans A la Lune

Address

Mananara Avaratra

Opening Hours

01:00 - 00:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Uplift Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category