Radio Feon'i Mananjary FM88.8

Radio Feon'i Mananjary FM88.8 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Radio Feon'i Mananjary FM88.8, Radio Station, Mananjary.

03/07/2024

Ho tontosaina ato anatin'ity volana ity jolay ity raha araka ny vinavina ny fanamboarana ny lalana andiany voalohany izay ho atao eto anivon'ny kaominina ambonivohitry Mananjary, izay fiaraha-miasa amin'ny tetik'asa PIC3 sy orin'asa Tozzigreen.
ra araka ny valan-dresaka natao androany izay niarahana tamin'ireo mpanao gazety eto an-toerana.
Notronan'ireo olom-mpanjakana isam-baratongany,ny sampan-draharaha isan-tsokajiny ary ny solontenan'ireo Ray aman-dreny ara-drazana eto antanàna moa izany.
Araho ary ny oronan-tsary vitsivitsy manazava izany.

27/05/2024

Allô📢 Allô📢
Aza adino!
"Adihevitra faradoboka Anasàna an'ireo Candidats Solombavambahoaka sy ireo mpiara-dia aminy, hatrehin'ireo Mpanao gazety eto an-tanàna, ary hampitaina mivantana amin'ireo onjam-peo izay afaka hampita izany".
Eny amin'ny espace Matsikirena androany Alatsinainy 27 Mai 2024 manomboka amin'ny 6ora30mn.

Koa tongava maro!

13/05/2024

Akory aby e!🙋
Hosokafana ho antsika izay te-haneho hevitra ara-politika, sosialy ary fiaraha-monina ny fandaharana BELAPAKA # eto amin'ny Radio feon'i Mananjary ny Sabotsy 18 Mai 2024 ho avy izao manomboka amin'ny 7ora hariva.
Ireto ireo laharana an-telefaonina ahafahanao miantso raha hiditra mivantana ato amin'ny Radio feon'i Mananjary dia ny: 0385924929, 0335924929, 0328475141.
Aza misaraka amin'ny Radio feon'i Mananjary FM 88.8 MHz ary ô!

06/05/2024
Ny tanantsika izay mifandray midika fa roso ny Dia 🏞️Fitiavana Andriamanitra📖Asainy isika hifankatia sy hihavana👭Tontosa...
06/05/2024

Ny tanantsika izay mifandray midika fa roso ny Dia 🏞️
Fitiavana Andriamanitra📖
Asainy isika hifankatia sy hihavana👭
Tontosa soa aman-tsara ny Alahady 05 Mai 2024 teo, tao amin'ny Katedraly ECAR MD Augustin Antanambazaha ny Lamesa nivavahana ho an'ny Tanindrazana sy nitsofan-drano ireo kandida hirotsaka ho fidiana ho Solombavambahoaka ato amin'ny Distrikan'i Mananjary.
Isaorana anie Andriamanitra 🙏

Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary 📢📢📢"KORANA BELAPAKA"Adihevitra ara-politika, ara-toekarena Ary ara-piaraham...
03/05/2024

Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary 📢📢📢
"KORANA BELAPAKA"
Adihevitra ara-politika, ara-toekarena Ary ara-piarahamonina.
Ny Sabotsy 04 Mai 2024 manomboka amin'ny 7ora hariva.
Nanasàna an'ireo mpomba ny kandida ho Solombavambahoaka ato amin'ny Distrikan'i Mananjary. Lohahevitra amin'izany "Ny fampielezan-kevitra sy ny Fiaraha-monina".
Afaka mandray anjara amin'ny alalan'ny SMS ny mpihaino amin'ireo laharana an-telefaonina mahazatra ato amin'ny Radio feon'i Mananjary dia ny: 0385924929, 0335924929, 0328475141.
Aza misaraka amin'ny Radio feon'i Mananjary FM 88.8 MHz ary ô!

26/04/2024

Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary 📢📢📢
"KORANA BELAPAKA"
Adihevitra ara-politika, ara-toekarena Ary ara-piarahamonina.
Ny Sabotsy 27 Aprily 2024 manomboka amin'ny 7ora hariva.
Nanasàna an'ireo kandida ho Solombavambahoaka 03 Mirahalahy ato amin'ny Distrikan'i Mananjary. Lohahevitra amin'izany "Ny fampielezan-kevitra sy ny Fiaraha-monina".
Afaka miantso mivantana ny mpihaino amin'ireo laharana an-telefaonina mahazatra ato amin'ny Radio feon'i Mananjary dia ny: 0385924929, 0335924929, 0328475141.
Aza misaraka amin'ny Radio feon'i Mananjary FM 88.8 MHz ary ô!

Harahinao ao anatin'ny fandaharana "FIDIMA" androany 17 Aprily 2024 @ 7ora hariva ny antsipiriany tamin'ny fisarihana ir...
17/04/2024

Harahinao ao anatin'ny fandaharana "FIDIMA" androany 17 Aprily 2024 @ 7ora hariva ny antsipiriany tamin'ny fisarihana ireo laharan'ireo candidats ao anaty bileta tokana amin'ny ho fifidianana izay ho Solombavambahoakan'i Mananjary.

Numéro firy?
17/04/2024

Numéro firy?

"AIZA HO AIZA TANANDAVA "Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary📸 Ny alarobia 17 Martsa 2024 isaky ny @ 2h30mn tola...
16/04/2024

"AIZA HO AIZA TANANDAVA "
Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary📸 Ny alarobia 17 Martsa 2024 isaky ny @ 2h30mn tolak'andro ka hatramin'ny Sabotsy.🎧
Koa aza misaraka amin'ny Radio feon'i Mananjary ary! Izay raisinao amin'ny halavan'onjam-peo 88.8 MHz.

Address

Mananjary
317

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Feon'i Mananjary FM88.8 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category