Mi Radio Miandrivazo

Mi Radio Miandrivazo Radio Tropical dans la region Menabe, Miandrivazo.

24/03/2023

𝙏𝙊𝙈𝘽𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝙊𝙀𝙏𝙍𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊 | 24 Martsa 2023

1️⃣ Ny Maraina :
Hisy tandrifindrahona vitsy any Sava. Hanorana malefaka any amin'ny morontsirak'i Analanjirofo, Atsinanana, Vatovavy ary Fitovinany. Handrahona mitsitokotoko na handrahona vitsy ny faritra sisa.

2️⃣ Ny Tolakandro :
Hanorana malefaka any Sava, Analanjirofo, Atsinanana, Vatovavy ary Fitovinany. Hisy tandrifindrahona any amin'ny morontsirak'i Sofia, Diana ary Boeny. Handrahona arahina tandrifindrahona ny alina any Miandrivazo, Bongolavaary ny ilany andrefan'i Vakinankaratra. Handrahona mitsitokotoko na hibaliaka ny masoandro any an-kafa.

3️⃣ Ny Maripana :
Antananarivo 16 / 25 Antsirabe 16 / 25 Fianarantsoa 17 / 25 Morondava 23 / 33 Mananjary 22 / 28 Farafangana 22 / 28 Nosy-Be 23 / 32 Toamasina 24 / 30 Mahajanga 25 / 35 Taolagnaro 23 / 27 Sainte-Marie 25 / 31 Toliara 23 / 33 Antsiranana 23 / 31 Antalaha 23 / 30 Maintirano 23 / 33 Maevatanana 24 / 34 Ambositra 16 / 25 Ranohira 20 / 25.

🔑 Météo Madagascar

 [BIEN-ÊTRE]Savez-vous que si vous mettez un peu de clous de girofle dans une tasse de lait et que vous buvez l'estomac ...
24/03/2023


[BIEN-ÊTRE]
Savez-vous que si vous mettez un peu de clous de girofle dans une tasse de lait et que vous buvez l'estomac vide !!
Vous pourrez traiter:
1- L'infertilité.
2- La faiblesse sexuelle.
3- La faiblesse du coeur, de l'estomac, du foie et des reins.
4- La vision du coeur et des articulations.
5- Le hoquet
6- La faiblesse de la digestion.
7- La faiblesse de la mémoire et incompréhension.
8- Le gaz dans l'estomac et les intestins.
9- La faiblesse des muscles de la vessie, urine involontaire et incontinence urinaire.
10- La faiblesse des gencives et des dents
11- La faiblesse générale et inaction.
12- Double la période d'activité sexuelle
13- La faiblesse de la vision et des yeux
14- L'acné et infections cutanées causées par des piqûres d'insectes
15- Réguler la glycémie et maintenir ses niveaux.
16- Le rhumes et fièvre
17- Le mal de gorge et amygdalite
18- Aide à la prévention du cancer.
19- L'anxiété, dépression et conditions psychologiques.
20- Les hémorroïdes et maladies inflammatoires
NB: METTRE UNE CUILLÈRE A CAFÉ DE CLOUS DE GIROFLE EN POUDRE DANS UNE TASSE DE LAIT DE VOTRE CHOIX, CHAUD OU FROID ET BUVEZ
RECOMMANDATION
Prendre deux ou trois fois par semaine

24/03/2023

𝘼𝙣𝙙𝙧𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙚𝙧𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙝𝙤 𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 | 23 Martsa 2023

✅ Ankalazaina ny 23 Martsa isan-taona ny andro maneran-tany🌎 ho an’ny toetry ny andro . Mankalaza izany isika eto Madagasikara 🇲🇬 noho isika mpikambana ao amin’ny Fikambanambe maneran-tany misahana ny toetry ny andro na ny Organisation Météorologique Mondiale (OMM) .

✅ Nofidiana manokana ny lohahevitra « 𝙉𝙮 𝙝𝙤𝙖𝙫𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 , 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚-𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙝𝙤 𝙡𝙤𝙫𝙖𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖 𝙛𝙖𝙧𝙖𝙢𝙖𝙣𝙙𝙞𝙢𝙗𝙮» amin’ity taona 2023 ity mba hanasongadinana ny mahazava dehibe ny hoavin’ny toetry ny andro 📈 ho an’ireo tanora amin’ny alalan’ny jery todiky ny lasa, ny fiainana ny ankehitriny ary ny faminavinana ny hoavy indrindra manoloana ny fiovaovan’ny toetry ny andro noho ny asa ny olombelona👱. Hiankinana’ny ho avy ara-tontolo hiainana sy toetry ny andron’ ireo taranantsika ny fihetsika sy fomba amam-panaontsika ankehitriny.Anisan’izany ny doro tanety sy ny doro-ala.🌳

✅ Ho fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny toetry ny andro 2023 dia hanatanteraka fambolen-kazo🌳 hiarahana amin’ny Ministera ny Fitaterana sy Famantarana ny toetry ny andro ny Foibe Famantarana ny toetry ny andro izay mifandraika indrindra amin’ny lohahevitra fitsinjovana ny taranaka fara-mandimby manoloana ny fiovaovan’ny toetry ny andro🌦. Manaraka izany, hivoaka tsy ho ela ihany koa ny laharana maitso (Telma sy Orange) 📞ahafahana mihaino ranoray ny vaovao momba ny toetry ny andro, natokana ho an’ny sarababem-bahoaka izany indrindra ny mpamboly 🧑‍🔧sy ny mpanjono‍🛶. Ao ihany koa ny famoahana ny boky siantifika 📑 mirakitra ny fahalalana farany mikasika ny fiovan’ny toetrandro eto Madagasikara.

✅ Tsara ny manamarika fa ankoatra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny toetry ny andro dia homarihina amin’ity taona ity ihany koa ny faha 150 taona nananganana ny fikambanambe maneran-tany 🌎 misahana ny toetry ny andro.

🔑 Météo Madagascar

HOROSCOPE DU JOURAnio zoma24 mars 2023♈♈ BELIER : tsy hanadio anao akory ny fanomezanao tsiny ny hafa Vintana mifanambin...
24/03/2023

HOROSCOPE DU JOUR
Anio zoma
24 mars 2023
♈♈ BELIER : tsy hanadio anao akory ny fanomezanao tsiny ny hafa Vintana mifanambina: GEMEAUX
Loko manambina: Volomboasary
Isa mifanambina: 7
♉♉ TAUREAU : Tandremo Sao mihinana hena tsy fantatra anarana
hiatrehana ny rahampitso
Vintana mifanambina: VERSEAU
Loko manambina: Maitso
Isa mifanambina: 5
21 Mai - 21 Juin
♊♊ GEMEAUX : raha efa tapaka ny hevitra dia Aza misalasala intsony
Vintana mifanambina: POISSONS
Loko manambina: Fotsy
Isa mifanambina: 1 4
♋♋ CANCER : . Poizina ho anao ihany ny famitahanao ny tenanao
Vintana mifanambina: CANCER
Loko manambina: Volontany
Isa mifanambina: 2 9
♌♌ LION : Tohizo ny ezaka ary Aza mora kivy fa lalana daholo Izay miseho
Vintana mifanambina: BALANCE
Loko manambina: Manga
Isa mifanambina: 1 9
♍♍ VIERGE : Fadio ny mihataka aminy sao hanahirana eo indray
Vintana mifanambina: CAPRICORNE
Loko manambina: Manga
Isa mifanambina: 8
22 Sept - 21 oct
♎♎ BALANCE : Raha indray mandeha no manta vary, tsy andevenan-tsotrobe akory izany
Vintana mifanambina: LION
Loko manambina: Mena
Isa mifanambina: 3
♏♏ SCORPION : Aza miandry voadona vao hihetsika e!
Vintana mifanambina: BELIER
Loko manambina: volondavenona
Isa mifanambina: 5 6
♐♐ SAGITTAIRE : Tsy mety raha ianao ihany no mitsara ny zava-bitanao, omeo olona ny fanaovana an'izany
Vintana mifanambina: SAGITTAIRE
Loko manambina : Maitso
Isa mifanambina: 9 2
⛎⛎ CAPRICORNE : Mahaiza mitandrina fa any amin'ny zavatra tsy misy dikany sy tsy misy idirany akory no mety hiteraka ady
Vintana mifanambina: SAGITTAIRE
Loko manambina: Mainty
Isa mifanambina: 8 4
♒♒ VERSEAU : Tandremo ny avona fa mety manaratsy fihavanana
Vintana mifanambina: TAUREAU
Loko manambina: Mavo
Isa mifanambina: 2
♓♓ POISSONS : Mametraha toky amin'ny olon-tianao ilaina izany
Vintana mifanambina: VIERGE
Loko manambina: Mena
Isa mifanambina: 6

    ♥ Arahabaina ary mirary ny soa sy ny tsara hioty fahombiazana amin'izay atao anie ianao!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!..........
24/03/2023







♥ Arahabaina ary mirary ny soa sy ny tsara hioty fahombiazana amin'izay atao anie ianao!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!.....................
ao anatin'ny fankalazana ny tsingerintaona nahaterahanao anio e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! . ♥

----------------------------------

📅Ireo andro tsy fiasana amin'ity taona 2023 ity:🟥Alarobia 8 martsa: Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy🟥Alarobia 29...
24/03/2023

📅Ireo andro tsy fiasana amin'ity taona 2023 ity:
🟥Alarobia 8 martsa: Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy
🟥Alarobia 29 martsa: Fetin'ny Martiora
🟥Alahady 9 aprily: P***a
🟥Alatsinainy 10 aprily: Alatsinain'ny P***a
🟥Alatsinainy 1 may: Fetin'ny asa
🟥Alakamisy 18 may: Ascenssion
🟥Alahady 28 may: Pentekosta
🟥Alatsinainy 29 may: Alatsinain'ny Pentekosta
🟥Alatsinainy 26 jona: Fetim-pirenena
🟥Talata 15 aogositra: Assomption
🟥Alarobia 1 novambra: Fetin'ny Olo-masina
🟥Alatsinainy 25 desambra: Noely

HOROSCOPE DU JOURAnio alakamisy23 mars 2023  BELIER : ny zavatra rehetra efa fantatra fa hankarary fo aloha Aza idirana ...
23/03/2023

HOROSCOPE DU JOUR
Anio alakamisy
23 mars 2023
BELIER : ny zavatra rehetra efa fantatra fa hankarary fo aloha Aza idirana intsony
Vintana mifanambina: GEMEAUX
Loko manambina: Volomboasary
Isa mifanambina: 7
TAUREAU : Atokiso ny olona miara-miasa aminao. raha sarotra izany dia Mandraisa fanapahan-kevitra
Vintana mifanambina: VERSEAU
Loko manambina: Maitso
Isa mifanambina: 5
21 Mai - 21 Juin
GEMEAUX : Mamelà azy raha sendra misy ny hadisoany
Vintana mifanambina: POISSONS
Loko manambina: Fotsy
Isa mifanambina: 1 4
CANCER : Aza be fanazavana fa vao maika ianao tsy hampino
Vintana mifanambina: CANCER
Loko manambina: Volontany
Isa mifanambina: 2 9
LION : tsy Izay mandalo rehetra akory dia ifikirana
Vintana mifanambina: BALANCE
Loko manambina: Manga
Isa mifanambina: 1 9
VIERGE : Hanambina anao ity tontolo andro ity
izay tokony ataonao
Vintana mifanambina: CAPRICORNE
Loko manambina: Manga
Isa mifanambina: 8
22 Sept - 21 oct
BALANCE : ho voaaro ny fitiavanareo fa Aza manahy
Vintana mifanambina: LION
Loko manambina: Mena
Isa mifanambina: 3
SCORPION : Aza miteniteny foana fa mitadiava antony aloha
Vintana mifanambina: BELIER
Loko manambina: volondavenona
Isa mifanambina: 5 6
SAGITTAIRE : Aza gaga ianao fa Izay tia adala
Vintana mifanambina: SAGITTAIRE
Loko manambina : Maitso
Isa mifanambina: 9 2
CAPRICORNE : Aza mbola manary toky aloha fa ny manetsa be mbola ho avy
Vintana mifanambina: SAGITTAIRE
Loko manambina: Mainty
Isa mifanambina: 8 4
VERSEAU : Natokana ho anareo rehetra tokan-tena ny andro anio
Vintana mifanambina: TAUREAU
Loko manambina: Mavo
Isa mifanambina: 2
POISSONS : . Izay tonga aloha ihany no arahabaina fa mitandrema ihany na dia izany Aza
Vintana mifanambina: VIERGE
Loko manambina: Mena
Isa mifanambina: 6

23/03/2023

𝙏𝙊𝙈𝘽𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝙊𝙀𝙏𝙍𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊 | 23 Martsa 2023

1️⃣ Ny Maraina :
Hisy orana tandrifindrahona any Menabe sy any amin'ny morontsirak'i Atsinanana, Vatovavy sy Fitovinany izay mety harahin-kotroka ny any Atsimo atsinanana. Handrahona mitsitokotoko na handrahona vitsy any an-kafa.

2️⃣ Ny Tolakandro :
Hisy oram-baratra any Melaky, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Amorin'i Mania, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo atsinanana, Vatovavy sy Fitovinany. Hisy orana tandrifindrahona mahalana ihany koa ny any amin'ny atin-tanin'i Atsimo andrefana sy ny morontsirak'i Atsinanana. Handrahona na handrahona mitsitokotoko ny faritra sisa.

3️⃣ Ny Maripana :
Antananarivo 17 / 27 Antsirabe 17 / 25 Fianarantsoa 18 / 27 Morondava 24 / 32 Mananjary 23 / 28 Farafangana 23 / 27 Nosy-Be 25 / 34 Toamasina 24 / 32 Mahajanga 25 / 35 Taolagnaro 23 / 26 Sainte-Marie 25 / 33 Toliara 23 / 32 Antsiranana 24 / 32 Antalaha 23 / 31 Maintirano 24 / 32 Maevatanana 23 / 35 Ambositra 18 / 25 Ranohira 20 / 27.

🔑 Météo Madagascar

22/03/2023

HOROSCOPE DU JOUR
Anio Alorobia
22 mars 2023
21 Mars - 20 Avril
BELIER : Aza manafina Izay ao am-po fa tsy voatery ho fantatry ny olona izany
Loko manambina : Mena
Vintana mifanambina : CAPRICORNE
Isa mifanambina : 3 7
21 Avril - 20 Mai
TAUREAU : ny zavatra efa fantatrao fa tsy mankaiza Aza itarina intsony
Loko manambina : Volondavenona
Vintana mifanambina : GEMEAUX
Isa mifanambina : 5 1
21 Mai - 21 Juin
GEMEAUX : tsy ho hitanao ny fisehony raha tsy andramanao mihitsy aloha
Loko manambina : Fotsy
Vintana mifanambina : SCORPION
Isa mifanambina : 6 4
22 Juin - 22 Juillet
CANCER : Natokana ho anareo rehetra tokan-tena ny andro anio
Loko manambina : Maitso
Vintana mifanambina : 21 Avril - 20 Mai TAUREAU
Isa mifanambina : 7 4
23 Juillet - 22 Août
LION : fitiavana no hibahana anio
Loko manambina: BALANCE
Vintana mifanambina : CAPRICORNE
Isa mifanambina : 7 5
23 Août - 21 Sept
VIERGE : Aza mihatsara hivela-tsihy... mananà fo madio
Loko manambina : Mena
Vintana mifanambina : VERSEAU
Isa mifanambina : 9 1
22 Sept - 21 oct
BALANCE : ny fitondran-tena entinao no hamaritana anao
Loko manambina : Volondavenona
Vintana mifanambina : LION
Isa mifanambina : 7
22 Oct - 21 Nov
SCORPION : Tandremo ny fitiavan-tenanao diso tafahoatra indrindra ao Anaty fiarahanareo
Loko manambina : Volontany
Vintana mifanambina : POISSONS
Isa mifanambina : 9
22 Nov - 22 déc
SAGITTAIRE : tsinjovy ihany ny fahasalamana fa lahy tokana ny aina
Loko manambina : Manga
Vintana mifanambina : CAPRICORNE
Isa mifanambina : 5
23 déc - 19 jan
CAPRICORNE : Izay asa vita no hitsarana anao
Loko manambina : Fotsy
Vintana mifanambina : SCORPION
Isa mifanambina : 8
20 jan - 19 fév
VERSEAU : Karakarao ny vatana mba ahazoanao aina
Loko manambina : Manga
Vintana mifanambina : SAGITTAIRE
Isa mifanambina : 7 4
20 fév - 20 mars
POISSONS : ny fahatsoranao no hamaha ny olana anio
Loko manambina : Mainty
Vintana mifanambina : TAUREAU
Isa mifanambina: 1

22/03/2023

𝙏𝙊𝙈𝘽𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝙊𝙀𝙏𝙍𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊 | 22 Martsa 2023

1️⃣ Ny Maraina :
Hisy orana tandrifindrahona any Antalaha sy any amin'ny morontsirak'i Analanjirofo, Atsinanana, Vatovavy, Fitovinany ary Atsimo atsinanana. Handrahona mitsitokotoko na handrahona vitsy any an-kafa.

2️⃣ Ny Tolakandro :
Ho mora ny fiforonan'ny oram-baratra saika manerana ny nosy ankoatra ny any Diana, Sava, Sofia, Androy, Anosy ary ny morontsirak'i Atsimo andrefana sy Boeny izay ho maina amin'ny ankapobeny.

3️⃣ Ny Maripana :
Antananarivo 19 / 27 Antsirabe 15 / 26 Fianarantsoa 17 / 28 Morondava 24 / 32 Mananjary 23 / 29 Farafangana 23 / 28 Nosy-Be 24 / 34 Toamasina 24 / 32 Mahajanga 24 / 33 Taolagnaro 24 / 31 Sainte-Marie 24 / 32 Toliara 24 / 33 Antsiranana 25 / 32 Antalaha 24 / 32 Maintirano 24 / 32 Maevatanana 23 / 35 Ambositra 16 / 26 Ranohira 18 / 28

🔑 Météo Madagascar

[TOROHEVITRA-MAHASOA]©TSARA HO FANTATRA©Rehefa manana aretina DIABÈTE ianao dia mazotoa misotro rano betsaka isan'andro ...
20/03/2023

[TOROHEVITRA-MAHASOA]
©TSARA HO FANTATRA©
Rehefa manana aretina DIABÈTE ianao dia mazotoa misotro rano betsaka isan'andro fa mampihena ny tahan'ny siramamy amin'ny vatantsika amin'ny alalan'ny pipy tompoko.
©Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGEZ AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao. Araho tsy tapaka ny pejy.

Address

Ampanasana_Quartie2, Miandrivazo_Region Menabe
Miandrivazo
617

Telephone

+261343287788

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Radio Miandrivazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi Radio Miandrivazo:

Share

Category