29/05/2026
Fᵃⁿᵈᵃʰᵃʳᵃⁿᵃ 𝐍𝐀𝐌𝐀𝐊𝐎 𝐈𝐀𝐍𝐀𝐎 - 14H00 à 16H00 🫂 [ Zoma 29 mai 2026.
📻🗣️ 𝐌𝐢𝐫𝐞𝐬𝐚-𝐝𝐫𝐞𝐬𝐚𝐤𝐚 ,𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞 𝐭𝐨𝐫𝐨𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞!!.
Lohahevitra : Ny Mozika ( Hira ).
👉 🎵🎶 Inona avy ireo lesoka hitanao sy fanatsarana tokony hatao eo amin'ny resaka Mozika ( Hira ) eto Madagasikara?
Tianay be raha manoratra eo amin'ny "commentaires" no ataonao voalohany.Mazotoa indray ary mifampizara e!Miaraka amin'ny Radio AMI 106.2MHz.