Radio quartz moramanga fm 104.8

Radio quartz moramanga fm 104.8 Une communication efficace au service d’un environnement sain dans une perspective de développement.

📞034 91 230 28
✉️ [email protected]

🚨 𝗧𝗩𝗠 : 𝗡𝗔𝗠𝗘𝗧𝗥𝗔-𝗣𝗜𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗟𝗘 🔴 Nanambara i Kevin Deris fa mahazo fandrahonana anaty tambazotran-tserasera. Laharampah...
27/09/2025

🚨 𝗧𝗩𝗠 : 𝗡𝗔𝗠𝗘𝗧𝗥𝗔-𝗣𝗜𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗟𝗘

🔴 Nanambara i Kevin Deris fa mahazo fandrahonana anaty tambazotran-tserasera. Laharampahamehana ho azy ankehitriny ny fiarovana ny akaiky azy sy ny tenany. Nanapakevitra ny hametra-pialana amin'ny andraikitra sahaniny eo anivon'ny TVM izy noho izany.

Tsiahivina fa ny Filankevitry ny ministra tamin'ny 30 Jolay lasa teo no nanendry azy ho Talen'ny fahitalavim-pirenena.

23/09/2025

⚡Moramanga sy ny manodidina⚡

RAVINALA COMPAGNY dia manolotra ho antsika

🎬Projection en salle🎥
Film malagasy ✨ALOKA✨

📌Toerana: TRANO MENA Lycée FJKM
📌Date: Alahady 5 Octobre 2025

Amin'ny:
✅1ora
✅2ora
✅5ora

📍FIDIRANA:
-3000Ar ny lehibe
-1000ar Ankizy

TONGAVA MARO🤝

23/09/2025
ANTSO FILAZANA!Ilazana isika mpikambana "VATO NASONDROTRY NY TANY" rehetra eto Moramanga, ho Tonga hivory sy haka ny Anj...
19/09/2025

ANTSO FILAZANA!

Ilazana isika mpikambana "VATO NASONDROTRY NY TANY" rehetra eto Moramanga, ho Tonga hivory sy haka ny Anjara fitaovam-pianarana ny zanan-tsika. Ny talata 23 septembre 2025 @ 4ora tolakandro ao Bezanozano hôtel.

Mifampilazà.

Ny Filoha
Fano RAKOTOASIMBOLA.

FAMPITAM-BAOVAO AVY AMIN'NY JIRAMA MORAMANGA Misy fikorontanana ny famokarana ny rano fisotro madio eto Moramanga noho n...
19/09/2025

FAMPITAM-BAOVAO AVY AMIN'NY JIRAMA MORAMANGA

Misy fikorontanana ny famokarana ny rano fisotro madio eto Moramanga noho ny afitsokin'ny délestage tournant (jiro) sy ny fihenan'ny loharano Ambodiakondro (barrage). Ka noho izany dia ho tapatapaka ny fitsinjarana ny rano any amin'ny toerana rehetra.
Misaotra Tompoko.
Nampita ny vaovao ny Tale JIRAMA
La matinale sur Radio Quartz 104.8 Mhz

10/09/2025

Mpianatra sahirana miisa 200 eny anivon'ny sekoly fanabeazana fototra nahazo tohana tamin'ny orinasa TSIMANAVAKA CONSTRUCT TRANS.Anton'izao moa ny fitsinjovana ireo mpiarabelona.Nomarihan'A/toa LUCIANO BEMANANJARA fa miaradia amin'ny fanjakana izy ireo amin'ny fanaovana asa sosialy toy izao.
Radio quartz moramanga fm 104.8
Juanita Rakotoarivao
Cérile Rakotoasimanana
Niaina Santatra

10/09/2025

FOTOAMBAVAKA LEHIBE NIARAHANA TAMIN'NY FIANGONANA LOVE CHAPEL MORAMANGA SY NY FILOHA MPITARIKA NY LOVE CHAPEL PST DR EDDIE AGAPE RABESOELINA ARY NY REHOBOTH MISSION

DIVINE VISITATION FOR NEW BEGINNING.
MORAMANGA MIOMANA
✅Hamafa ny ranomasonao taona maro Andriamanitra.
✅Hamindra fo aminao izy ary hanome FANOMBOHANA VAOVAO indray ho ANAO.
TONGAVA MIANATRA EO ANTONGOTRY NY TOMPO.

ARY FANOMANANA NY 11 ÈME ANNIVERSAIRE LOVE CHAPEL MADAGASCAR

MISY NY LOVE CHAPEL ANTANANARIVO EO AMBODIFASINA ENCEINTE GOLDEN PARK

09/09/2025

Mpikambana Mifanampy miisa 70 izay solon-tena isaky ny sampana ato anatin'ny Distrikan'i Moramanga indray no nisitraka fampihofanana voly fanondrana. .Anton'izao moa no hidirana amin'ny sehatry ny matianina ka ahatratrarana ny fenitra izay takiana.Manao ny ezaka hatrany ny fikambanana mba hisian'ny fampivelarana eo amin'ny tsirairay.

09/09/2025

Tontosa ny fanokanana ny CSB Communautaire Vohitsara Ampahitra. Fotodrafitrasa izay vita
tamin'ny alalan'ny tetibola CIAD .Izao no nataon'ny dia mba ho famahana ny olana ara-pahasalamanan'ny vahoaka any an-toerana

MORAMANGA 🙌🏻
05/09/2025

MORAMANGA 🙌🏻

iny harivariva iny oa mahafinaritra.

Address

TSARAHONENANA AMBONY
Moramanga
514

Telephone

+261349123028

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio quartz moramanga fm 104.8 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio quartz moramanga fm 104.8:

Share