07/04/2026
๐ ๐๐๐ฆ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐ฏ๐๐ค๐ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ฆ๐๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐
Matetika isika no manome tsiny anโAndriamanitra rehefa tojo ny sarotra, ka miteny hoe: "๐จ๐๐๐ ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐?" na "๐ป๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐."
Variana loatra mitady izay mbola tsy ananantsika isika, ka hadinontsika fa efa notahiny sy novaliny vavaka nataontsika hatrizay. Na io fiainana iainantsika anio zao aza dia valim-bavaka avy aminโAndriamanitra: ny asa, ny talenta, ny trano, ny fahasalamana, ary ny maro hafa.
๐๐ฌ๐๐ซ๐จ๐ฏ๐ฒ ๐๐:
โข Andriamanitra dia mandre mihoatra noho izay lazaintsika.
โข Mamaly mihoatra noho izay angatahintsika Izy.
โข Manome mihoatra noho izay eritreretintsika Izy.
Koa aoka isika hahay hisaotra Azy mandrakariva
Mitahy anao Andriamanitra! ๐โจ
Ao anty video ny hafatra