
16/08/2023
Andriamanitra hanampy nao 🥺
Tsy maninona na dia somary mijalijaly fa aleo mandeha amin'ny lala-marina 🇲🇬✊
🎯Mankahery isika rehetra izay tsy mangalatra , tsy mamono olona , tsy misoloky , tsy manao asa maloto ,tsy miandry masaka aroso , fa miezaka hatrany mitady vola , miaritra mangidy ,mandeha amin'ny fahamarinana , mba hahafahana hamelona fianakaviana sy mba haleo-tena
🎯Aza kivy , tohizo hatrany ny ezaka , fa any andro , any volana mbola hijinja izay nafafiny sy mendrika azy avy isika rehetra
sary : nindramina (Tsy fantatro izay naka ilay sary , fa nampihetsi-po ahy nahita ity sary ity ,mbola tanora fa miezaka miketrika mandeha amin'ny lala-marina ) 🇲🇬