23/01/2023
FANAFODY NATORALY FITSABOANA NY ARETINA DIABETA
ZAVATRA ILAINA :
Rotra na Jambarao na Jamblon
FOMBA FIKARAKARANA AZY
Esorina ilay voany ao anatiny rotra na jamblon teo, ka avela ho maina @ masoandro ary totoina ho lasa vovony . Rehefa vita zay , dia arotsaka ao anaty rano mafana izay vao azo ampiasaina ;
FOMBA FAMPIASANA AZY
Sotroina miaraka @ faikany 1vera ny maraina sy ny hariva
FAHARETANY: 20 andro dia mihena tanteraka ny tahan’ny siramamy izay mampirogatra ny aretina DIABETA
Manasa anao hanao j'aime ny pagentsika .
Invité ihany koa ny namanao hiditra ato