
07/06/2024
TT Records 619π₯π₯
veuillez contacter 0329081299 pour un rendez-vous π
Izahay ato am studio dia vonona hanome fahafampo anareo izay manana talenta hamoaka ireo kanto nareoπ€πΆ
izahay dia manao gadona maro isakarazanyπͺ
drill,afro beat, kilalaky, salegy, Dancehall, Tsapiky, etc....
zanaky morondava manana talenta
koa aza misalasala manantona n'y studio aty a TSIMAHAVAO KELY BEMOLANGA , n'a miamntso am io numΓ©ro io n'a mandefa MP avy hatrany π₯π₯π₯π₯