20/09/2025
GASY ANAO IO ARY GASY KOA ZAHO, SAMY GASY ANTSIKA. Aza endrasana any ivelany vao mirehareha ho GASY anao.
Fankasitrahana lehibe ataonay an’i 𝙃𝙖𝙜𝙖𝙢𝙖𝙞𝙣𝙩𝙮 𝔠𝔯é𝔞𝔱𝔦𝔬𝔫 aminay tamin’ny rakitsary(Clip) izay notontosan’ireo mpanakantonay izayMazava LOHAany fa Mazava LOHA mitondra ny lohateny hoe "anjarangy". Nanampy anay nanaseho ny soatoavina Gasy sy ny kolotsaina SAKALAVA tamin’ny alalan’ny fampihaingona ara-bakana(VAKANA=ravaka ambozoana na atao amin’ny tanana) izay tena nana ny hasiny sy lanjany raha ny fomba amam-panao ny Gasy no jerena. Efa matianina amin’izany ny ekipa ka afaka mandrifa manerana an’i Madagasikara eny fa na any ivelany. Koa anao izay liaina aza misalasa ny manao commande ao amin’ny pejy Hagamainty création. Miavaka raha samy rakitsary iny satria entina hanehoana ny maha GASY indrindra ny maha foko sakalava, ka naseho izany na tamin’ny fitafy na endrika eny fa na fomba firesaka sy fihirana.
Ho anao izay mitady fiaraha-miasa aminay dia afaka mandefa mailaka amin’ny 👉[email protected] 👈 na afaka miantso avy hatrany ireto laharana ireto: +261326180018 +261345148152
𝙍𝙚𝙢𝙚𝙧𝙘𝙞𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙤𝙛𝙛𝙞𝙘𝙞𝙚𝙡
𝙃𝙖𝙜𝙖𝙢𝙖𝙞𝙣𝙩𝙮 𝔠𝔯é𝔞𝔱𝔦𝔬𝔫 adresse ses sincères remerciements à MOROND'Art VA ainsi qu’à Mazava LOHA pour avoir mis en valeur nos créations à travers leurs bijoux et productions dans le cadre du dernier clip.
Votre 𝙘𝙤𝙣𝙛𝙞𝙖𝙣𝙘𝙚 et la 𝙫𝙖𝙡𝙤𝙧𝙞𝙨𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 de nos produits constituent un 𝙝𝙤𝙣𝙣𝙚𝙪𝙧 𝙚𝙩 𝙪𝙣𝙚 𝙜𝙧𝙖𝙣𝙙𝙚 𝙨𝙤𝙪𝙧𝙘𝙚 𝙙𝙚 𝙢𝙤𝙩𝙞𝙫𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙥𝙤𝙪𝙧 𝙣𝙤𝙩𝙧𝙚 𝙚́𝙦𝙪𝙞𝙥𝙚.
𝐍𝐨𝐮𝐬 𝐫𝐞́𝐚𝐟𝐟𝐢𝐫𝐦𝐨𝐧𝐬 𝐧𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐝𝐢𝐬𝐩𝐨𝐧𝐢𝐛𝐢𝐥𝐢𝐭𝐞́ 𝐞𝐭 𝐧𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐞𝐧𝐠𝐚𝐠𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚̀ 𝐜𝐨𝐥𝐥𝐚𝐛𝐨𝐫𝐞𝐫 𝐩𝐥𝐞𝐢𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐯𝐨𝐮𝐬, 𝐞𝐭 𝐚̀ 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐬𝐨𝐮𝐭𝐞𝐧𝐢𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐯𝐨𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬 𝐚𝐫𝐭𝐢𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐜𝐮𝐥𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥𝐬.
Avec toute notre considération,
Toute l’équipe de 𝙃𝙖𝙜𝙖𝙢𝙖𝙞𝙣𝙩𝙮 𝔠𝔯é𝔞𝔱𝔦𝔬𝔫
Présente à : Madagascar (Antananarivo, Antsirabe, Tuléar, Itasy, Menabe) – Suisse – France – Espagne – Canada – Égypte - chine .