15/05/2023
🇬🇧 We had a fantastic time working with the
team and of Beolobe - The power of local communities. The RISE project aims to show, act and advocate on how we can combine local knowledge and know-how, sciences and new technologies to provide innovative and efficient solutions to the problems of climate change and biodiversity all around the world.
MFP not only filmed for and got the necessary film and aviation permits for the team in Madagascar but Chris Scarffe, MFP’s co-founder also features in the film. Chris took , founder of RISE, underwater to show him the incredible reefs and marine life as well as the threats facing them. We are looking forward to seeing the finished film!
🇲🇬 Tena nahafinaritra ny fotoana niarahanay niasa tamin'ny ekipan’ny sy . Ny tetikasa RISE dia mikendry ny hampiseho, hanao hetsika ary hisolo vava ny fomba ahafahana manambatra ny fahalalana sy ny fahaiza-manao, ny siansa ary ny teknolojia vaovao mba hanomezana vahaolana vaovao sy mahomby amin'ny olan'ny fiovan'ny toetrandro sy ny karazanjavamananaina manerana izao tontolo izao.
Ny MFP dia tsy naka ny horonantsary na koa nahazo ny horonantsary nilaina sy ny fahazoan-dàlana amin’ny fiaramanidina nilain’ny ekipa teto Madagasikara fotsiny ihany, fa ny mpiara-manorina ny MFP, i Chris Scarffe, dia nandray anjara ao anatin'io horonantsary izay ho vokarina io ihany koa. Chris dia naka horonantsary an'i , mpanorina ny RISE, tao anaty ranomasina mba hanehoana azy ny vatohara sy ny zavamananaina an-dranomasina ary koa ny tsindry izay mihatra aminy. Tena tsy handrinay mihitsy ny ahavitan’ity horonantsary ity.
📸
📸 Leah Glass