Davalt Record

Davalt Record Compositeur musicale, Réalisateur vidéo

Page personnel

07/02/2026

Fa magnino antsika Samy antsika mi famono😭😭
Ao am coms ao lien
👇

05/02/2026

Tsy izy tokana lelahy ambony tany 🥹

Wiz-jo - Tsy Anjara 💔 ( Official Music Video )

YouTube : https://www.youtube.com/watch?v=ONeax-6i8ZY

Real : PLAY CREW
Studio : Kikis on the track
Prod : Crystal Music Production 💽
Habille : Maric Shop
Mise en beauté : Mella Beauté
Abonne page ntsika de mba partageo avako jiaby❤️🥹

Tsikitsiky nao iny mankadala zah 😍Mahababo ny fo❤️ sy ny fanahy ko 🫶🏾Abonne ny page de partageo 🥹🙏
28/01/2026

Tsikitsiky nao iny mankadala zah 😍
Mahababo ny fo❤️ sy ny fanahy ko 🫶🏾

Abonne ny page de partageo 🥹🙏

Anisany Tena anodika be Anity zandry ity ny tenako ho lasa Lavitra ity zandry aminy lamozika mba Jereo ny sanga nasa vit...
27/01/2026

Anisany Tena anodika be Anity zandry ity ny tenako ho lasa Lavitra ity zandry aminy lamozika mba Jereo ny sanga nasa vitany atreto mbola vao voalohany defa otranizao🫡🫡
Wiz-Jo
Araho ny page ra ti ai de partageo ary abonné page de asio comment ra tianao ity page ity🥺🙏

21/01/2026

Zandry kely ny Tamatave 🤫
-Jo Tsy Anjara 🥹💔
Tsara le Vokatra ka Tohizo fa tsara partage et abonnés

20/01/2026

Wiz-jo 💔 Tsy anjara ⚔️ Demain à 11h🔥 aza Miala lavitra😌

👊 Aoka lesy, hivoaka koa hira tsarabé igny.👊🎤‼️SORTIE OFFICIELLE‼️      VENDREDI       23-01-2026      SAVE THE DATE 📅 L...
20/01/2026

👊 Aoka lesy, hivoaka koa hira tsarabé igny.👊

🎤‼️SORTIE OFFICIELLE‼️
VENDREDI
23-01-2026
SAVE THE DATE 📅
Lowis x Jzigany Beats
Vib'in records - Urban.
Indiano Music

🎈Maresaka io Arena io.
Début Juin 2026.👊

Nanao fampisehoana any Ampasimbola Mahatsara II, Vohilengo, distrikan’i Fenerive Est, faritra Analanjirofo i 𝗗𝗶𝗺𝗶 𝗧𝗿𝘆 𝟱 ...
19/01/2026

Nanao fampisehoana any Ampasimbola Mahatsara II, Vohilengo, distrikan’i Fenerive Est, faritra Analanjirofo i 𝗗𝗶𝗺𝗶 𝗧𝗿𝘆 𝟱 。𝟱 。𝟱,io hariva io.

Nisedra olana izy amin’izao fotoana izao raha ny « live videos » nataony tato amin’ny « facebook ».

Nitomany ny lehilahy ary miafina any an-tranon’ny olona satria kasain’ny fokonoloana ho vonoina.

Mila vonjy izy araka izany ary niantso ny mpitandro ny filaminana any an-toerana. Raha ny nambarany dia olana teo amin’ny mpikarakara an’ilay fampisehoana no nahatonga ny fokonolona (mpijery ) nihetsika sy tezitra.

Tsy nisy nandeha amin’izay laoniny ny fikarakarana hoy 𝗗𝗶𝗺𝗶 𝗧𝗿𝘆 𝟱 。𝟱 。𝟱. Tsy milamina ny « Sono » , ny mpikapoka aponga « bateur » tsy misy ary tena goragora ny fikarakarana an’ilay fampisehoana. Io no nahatezitra ny mpijery.

Nandositra araka izany i 𝗗𝗶𝗺𝗶 𝗧𝗿𝘆 𝟱 。𝟱 。𝟱 ary miafina any an-tranon’olona satria miandry azy ao ivelan’ilay trano ny fokonolona. Miantso polisy ity tovolahy ity fa matahotra ny ainy.

18/01/2026

Nouveau d’Artiste 2026❤️❤️
Invite les amis et abonnés page🌆

27/12/2025

🚀Challenge cadeau fin d’année 🚀
Wiz-jo X hialao🎙️
Jeu kely mety azahoanao 100.000 ar alohany fety💸😎

Tsotra ny lalao , Manao vidéo challenge tiktok ny hirantsika ity dia ho publiegna ato ny video nao ka izay mahazo Réaction maro no mahazo ny cadeau 100.000 ar💸💰

Fin du jeu 👉🏽 30/12/2025 🚀
Lien 👉🏽 https://vm.tiktok.com/ZMDNTTyUx/

Address

Nosy-Be

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Davalt Record posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category