02/04/2026
4 taona mahery taty amin'ny faritra tsy dia sahirana loatra amin'ny fijery ny olona fa mora mi-comprendre ny olona aty.
Nanao escale kely tao TANA tamin'ity herinandro ity fa tsy nisy vol direct nankaty Diégo, mafy be ny fijerin'ny olona ilay zanakay autiste, tena kivy ilay vadiko.
Mba manentana anareo izay raha misy fihetsika hafahafa kely ataon'ny zanakay dia afaka manontany ianareo fa aza hanaovana fijery hafahafa be izy svp.