Vaovao eto amin'ny Faritra

Vaovao eto amin'ny Faritra O

‼️AO MAHAJANGA AO DIA SORBET NO FIANTSO AZY ARY AO TOAMASINA AO DIA SUCETTE GLACE NO FIANTSO AZY ARY AIZA NO TENA IZY TO...
23/09/2024

‼️AO MAHAJANGA AO DIA SORBET NO FIANTSO AZY ARY AO TOAMASINA AO DIA SUCETTE GLACE NO FIANTSO AZY ARY AIZA NO TENA IZY TOMPOKO⁉️

Nandray anjara tamin’ny hetsika fanadiovana maneran-tany ireo tanora ao Analanjirofo anio, hetsika iray natokana amin’ny...
23/09/2024

Nandray anjara tamin’ny hetsika fanadiovana maneran-tany ireo tanora ao Analanjirofo anio, hetsika iray natokana amin’ny fiarovana ny tany.

Anisan’ireo tanora mavitrika Casmira sy Oscamidi Anne, ary mpikambana ao amin’ny Mpanolo-tsaina ny tanora ao amin’ny faritra misy azy ireo, izay tohanan’ny UNICEF Madagascar, UNICEF Deutschland ary ny Fondation Findel.

Ho an’ny ankizy vavy, hanorina ho avy tsara kokoa.

—————————

Aujourd'hui, les jeunes d’Analanjirofo ont pris part au World Cleanup Day, un événement mondial dédié à la protection de la planète.

Casmira et Oscamidi Anne, deux jeunes particulièrement dynamiques, membres du Conseil des Jeunes de leur région, ont pris part à cette initiative, soutenue par l'UNICEF Madagascar, UNICEF Deutschland et la Fondation Findel.

Pour chaque fille, un avenir meilleur

©️Photos fournies

✝️Olona 6 no namoy ny ainy, 10 tsy hita popoka vokatry ny orambe niteraka tondran-drano sy fihotsahan'ny tany tany Ishik...
23/09/2024

✝️Olona 6 no namoy ny ainy, 10 tsy hita popoka vokatry ny orambe niteraka tondran-drano sy fihotsahan'ny tany tany Ishikawa Japon, nanomboka ny sabotsy teo.
⭕Maro ny lalana tapaka vokatry ny fiakaran'ny rano.

𝗥𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗙𝗶𝗹𝗮𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻-𝗸𝗼𝗳𝗶𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗕𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻à𝗻𝗮𝗻'𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗠𝗮𝗿𝗰 𝗥𝗮𝘃𝗮𝗹𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮.‼️🔥 𝗠𝗯𝗼𝗹𝗮 n𝗼𝗹𝗮𝘃𝗶𝗻' 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆...
22/09/2024

𝗥𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗙𝗶𝗹𝗮𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻-𝗸𝗼𝗳𝗶𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗕𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻à𝗻𝗮𝗻'𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗠𝗮𝗿𝗰 𝗥𝗮𝘃𝗮𝗹𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮.

‼️🔥 𝗠𝗯𝗼𝗹𝗮 n𝗼𝗹𝗮𝘃𝗶𝗻' 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 #𝗵𝗮𝗻𝗶𝗽𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗽𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻'𝗻𝘆 #𝗖𝗘𝗡𝗜 𝗺i𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗿𝗮𝘁𝗮𝘀𝘆 𝗳𝗶𝗹𝗮𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻-𝗸𝗼𝗳𝗶𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗯𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻à𝗻𝗮 𝗮𝗻'𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗠𝗮𝗿𝗰 𝗥𝗮𝘃𝗮𝗹𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮. Efa tamin’ny 06 ora latsaka fahefany teo moa no nivoaka ny didy mikasika izany.

Ravi na Ravaka Arioly nanao master en droit privé général tao amin'ny ESD Madagascar 🇲🇬.  Nandeha nanao jeune fille au p...
22/09/2024

Ravi na Ravaka Arioly nanao master en droit privé général tao amin'ny ESD Madagascar 🇲🇬. Nandeha nanao jeune fille au pair tany Belgique 🇧🇪 no nialany teto Madagascar.
Avy eo nifindra nanohy fianarana tany Paris 🇫🇷ka nahazo Diplôme Supérieur d’Université (DSU) tao amin'ny Université Paris Panthéon ASSAS (Paris 2),
Ankehitriny izy dia manao Master en Droit International Privé et du Commerce International ao ASSAS ihany koa.

Hafatr'i Ravi : « Te hianatra taty ivelany nefa tsy nanana ny enti-manana anaovana Campus France tamin' izany satria mila garant, compte bloqué, hébergement, sns 😵‍💫 dia zay takatriny fahefana no natao zay no nanaovako au pair, niasa tamin'ny call center nanangonana vola kely dia nampin' ny ray amandreny satria na ilay au pair koa ary mila vola ihany de rehefa tonga taty ndray nidemerde amin'ny fitadiavana vola, trano, garant sy ny tariny hahafahana mianatra, mianatra rehefa andavanandro dia rehefa amin'ny alina, ny sabotsy sy alahady, vacances dia miasa satria mamelon-tena.
Mila vola be ilay mandeha mianatra aty ivelany fa tsy midika akory izany hoe natokana ho an’ny olona mpanan-karena ihany »

⭕Nisehoana hain-trano goavana tao amin'ny Fokontany Tanambao antsinanan'ny STADE tao Mananjary io tolakandro io.👩🏻‍🚒Efa ...
22/09/2024

⭕Nisehoana hain-trano goavana tao amin'ny Fokontany Tanambao antsinanan'ny STADE tao Mananjary io tolakandro io.
👩🏻‍🚒Efa tonga eny an-toerana ny mpamonjy voina.
⭕Niara nisalahy ihany koa ireo mponina manodidina namono ny afo🥺

📸 TOP RADIO

14/08/2022

Ttt

Raharaha fakana an-keriny « Hosavaina avokoa ireo fiara manana fitaratra miloko mainty manomboka androany» hoy ny minisi...
08/06/2022

Raharaha fakana an-keriny

« Hosavaina avokoa ireo fiara manana fitaratra miloko mainty manomboka androany» hoy ny minisitry ny Filaminam-bahoaka Fanomezantsoa Rodellys Randrianarison.

Tsiahivina fa ny fanaovana fitaratra mainty dia voararan’ny lalàna raha tsy mahazo alalana manokana.

Sary fanehoana nindramina

Loza-pifamoivoizana teny Analakely minitra vitsy teo, tokony tamin'ny 07 ora sy sasany. Miisa 2 no nitaingina ilay moto ...
05/05/2022

Loza-pifamoivoizana teny Analakely minitra vitsy teo, tokony tamin'ny 07 ora sy sasany. Miisa 2 no nitaingina ilay moto ary naratra mafy ny mpitondra izany izay hita amin'ny sary fa mandeha rà be ny lohany. Nifandona tamin'ny fiara starex izy ireo, efa tonga eny an-toerana ny mpitandro filaminana.

🇲🇬🙏Ny hafatr'i Coach JIN ANDRIANO fony fahavelony
05/05/2022

🇲🇬🙏Ny hafatr'i Coach JIN ANDRIANO fony fahavelony

FANARAHA-MASO NY KALITAON’NY SIRA                                                               Sira nafarana 668 boaty ...
04/05/2022

FANARAHA-MASO NY KALITAON’NY SIRA Sira nafarana 668 boaty nolevonina sy nodorana

Sira vaingany miisa 92 boaty amin’ny lanja 750g avy sy sira vovony 576 boaty milanja 550g isanisany no nolevonina sy nodorana tamin’iny herinandro lasa iny. Sira nafarana izay tsy manaraka ny fenitra takian’ny lalàna, tsy nahitana tahana iôda ireo nandraisan’ny Foiben-draharaha misahana ny Fiarovana ny Mpanjifa (DPC) eto amin’ny Minisitera ireo. Antoka lehibe amin’ny fivelarana ara-tsain’ny zaza sy ny fahasalaman’ny daholobe ny fihinanana sira misy iôda sy “fluor”.

MICC
Sary DPC

Address

Sadabe

Telephone

+261349841192

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao eto amin'ny Faritra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vaovao eto amin'ny Faritra:

Share