RADIO SAVA Mandroso

RADIO SAVA Mandroso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RADIO SAVA Mandroso, Radio Station, Sambava.

Nodimandry i Mpanakanto Sofia goma ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ  Izahay ekipan'ny Radio Sava Mandroso dia mankahery ny Fianakaviana ๐Ÿ˜ญ Atsika olo ...
22/06/2025

Nodimandry i Mpanakanto Sofia goma ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ
Izahay ekipan'ny Radio Sava Mandroso dia mankahery ny Fianakaviana ๐Ÿ˜ญ

Atsika olo araiky ๐Ÿค

21/06/2025

Allรด samby hagnano j'aime sy hi-partage mba ho fanohanagna tananantsika aby eeee.๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

A T S I K A OLO A R A I K YDistrict SambavaKoaminina Ambanivohitra Bemanevika.       Nandray anjara mavitrika tamin'ny f...
20/06/2025

A T S I K A OLO A R A I K Y

District Sambava
Koaminina Ambanivohitra
Bemanevika.

Nandray anjara mavitrika tamin'ny fanadiovana ny tanana ireo fikambanana VIAVY MAFOAKA sy LELAHY MAFOAKA .

Tonga tany antoerana nisolotena ny Ray amandreny mpiahy Atao Tokely Justin ny Conseiller technique Atoa Sylvain ary notronin'ny Ben'ny tanana tao antoerana.

Samby faly ravoravo ny mpitondra sy ny vahoaka tao amin'ny koaminina Ambanivohitra Bemanevika satria sambany nisy tamin'ny tantara izao hetsika fanadiavana faobe ho fiatrehana ny fankalazana ny 65 niverenan'ny FAHALEOVANTENAN'I MADAGASIKARA IZAO 26 JONA IZAO.

A T S I K A OLO A R A I K Y

A T S I K A OLO A R A I K Y๐Ÿ“ŒMigadona eto antampontanan'i Sambava ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Var...
08/06/2025

A T S I K A OLO A R A I K Y

๐Ÿ“ŒMigadona eto antampontanan'i Sambava ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra, Minisitra mpiahy ny Faritra SAVA, Andriamatoa๐—ฅ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—™๐—œ๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—š๐—” ๐——๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ ๐—›๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐˜‡๐—ผ.

Tonga hifanome tanana amintsika vahokan'i Sambava amin'ny famaranana ny fanadiovana ny tanร na.
Miantso atsika rehetra olon-tsotra, fikambanana, Orinasa, Sampandraharaha, sns ho tonga maro handray anjara amin'ny fandokoana sy fanatsarana ny sisin-dalana eo Seranam-piara-manidina Ambodisatrana amin'ny 0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ Ora tolakandro.

A T S I K A OLO A R A I KA

Fandaharagna manokana ''๐“๐’๐€๐‘๐€ ๐‘๐€๐‡๐€ ๐Œ๐€๐™๐€๐•๐€''๐Ÿ“ŒArahinao afaka fotoana fohy ao amin'ny Radio SAVA Mandroso niany ny fagnetan...
05/06/2025

Fandaharagna manokana ''๐“๐’๐€๐‘๐€ ๐‘๐€๐‡๐€ ๐Œ๐€๐™๐€๐•๐€''

๐Ÿ“ŒArahinao afaka fotoana fohy ao amin'ny Radio SAVA Mandroso niany ny fagnetanagna ''Tanร na madio '' ataony:

๐Ÿ”น Andriamatoa NINA Stivio, Talen'ny Serasera sy Fampitam-baovao,
๐Ÿ”น Andriamatoa KONAHY Angelot, Filohan'ny Fikambanana Fitovinagny,
๐Ÿ”น Andriamatoa BIVARY Alain, Lefitry ny Fokontany Ambodisatrana 2
๐ŸŽคMpagnetagna: Jean Rigo Tsimarofy Nomenjanahary
โŒš0๏ธโƒฃ7๏ธโƒฃOra3๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ
๐ŸŽฌ94.2 FM ( RADIO SAVA MANDROSO)
Atsika olo araiky ๐Ÿค

03/06/2025
31/05/2025
CONTACT: 037.26.678.13
31/05/2025

CONTACT: 037.26.678.13

Address

Sambava
208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RADIO SAVA Mandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category