Projet Mihamafy

Projet Mihamafy Projet MIHAMAFY (Mivondrona eny Ifotony mba HAmokatra sy ho Matihanina amin’ny Asa FIhariana)

Ity zanam-pandaharana „Tsotra sady mora“ ity no entintsika mamarana ny fankalazana ny AM ho an’ny Tontolo iainana: fanam...
09/06/2025

Ity zanam-pandaharana „Tsotra sady mora“ ity no entintsika mamarana ny fankalazana ny AM ho an’ny Tontolo iainana: fanamboarana zezika ranony natoraly!
Efa voazava tsara ao anatin’ny sary ireo dingana rehetra mila arahina! Manasa anao mba hanandrana izany!

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
--------

On termine notre campagne par cette astuce facile et pas chère : fabriquer son compost bio !
On vous dit tout sur ce visuel ! À vous d’essayer maintenant !

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar :
https://ue-madagascar.org

AFDI https://web.facebook.com/afdi.reseau
AIM https://web.facebook.com/actionintercooperationmadagascar.mg
AVSF https://web.facebook.com/AVSF.ONG
AKF-OSDRM https://www.osdrm.mg/
SAF-FJKM https://web.facebook.com/saffjkm

09/06/2025

Mamboly hazo eny amin’ny sahandriaka mba tsy ho maina ireo voly eny an-tanimbolo? Fanamby notanan’ireo vondrom-piarahamonina ao Ambalakaty, faritra DIANA eto Madagasikara izany. Nampian’ny AFAFI-Nord izay vatsian’ny Vondrona eoropeana izy ireo.
Zarazarao ity horon-tsary ity raha sitrakao!
Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
-----

Reboiser les bassins versants et mettre en œuvre l’agroécologie pour protéger les cultures et améliorer la qualité de la production ? Pari tenu par les communautés d’Ambalakaty, dans la région de la DIANA à Madagascar, avec l’appui d’AFAFI-Nord, financé par l’Union européenne.
N’hésitez pas à partager cette vidéo !

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar :
https://ue-madagascar.org
AFDI https://web.facebook.com/afdi.reseau
AIM https://web.facebook.com/actionintercooperationmadagascar.mg
AVSF https://web.facebook.com/AVSF.ONG
AKF-OSDRM https://www.osdrm.mg/
SAF-FJKM https://web.facebook.com/saffjkm

Ndao hilalao! Voavalinao avokoa ve ireo fanontaniana mahakasika ny tontolo iainana? Jereo tsara fa ao anatin’ny sary iha...
07/06/2025

Ndao hilalao! Voavalinao avokoa ve ireo fanontaniana mahakasika ny tontolo iainana? Jereo tsara fa ao anatin’ny sary ihany ny valiny….

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
-----

Amusez-vous avec ce jeu quizz sur l’environnement. Les réponses sont sur les visuels, ce qui vous permet de vérifier vos réponses … Bonne chance !

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar :
https://ue-madagascar.org
AFDI https://web.facebook.com/afdi.reseau
AIM https://web.facebook.com/actionintercooperationmadagascar.mg
AVSF https://web.facebook.com/AVSF.ONG
AKF-OSDRM https://www.osdrm.mg/
SAF-FJKM https://web.facebook.com/saffjkm

07/06/2025

Eto Madagasikara, 90% ny angovon’ny firenena dia azo avy amin’ny ala avokoa. Dorana na anamboarana arina fandrehatra ireo hazo.
AFAFI-Nord, vatsian’ny Vondrona eoropeana dia manampy ireo vondrom-piarahamonina hanamboatra fatana mitsitsy izay tsy mandany arina no tsy manetroka ary mamasaka sakafo aingana kokoa.
Mitantara izany amintsika ireto mpivady mbola tanora ireto…. Zarazarao ary e!
Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
---------

À Madagascar, 90 % de l’énergie du pays provient de ses forêts. Ce bois peut être directement brûlé, ou transformé en charbon de bois.
AFAFI-Nord, financé par l’Union européenne, aide les communautés à fabriquer des foyers améliorés qui consomment peu de charbon de bois, polluent moins et cuisent plus vite les aliments.
Témoignage de ce jeune couple … à partager !
Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

AFDI https://web.facebook.com/afdi.reseau
AIM https://web.facebook.com/actionintercooperationmadagascar.mg
AVSF https://web.facebook.com/AVSF.ONG
AKF-OSDRM https://www.osdrm.mg/
SAF-FJKM https://web.facebook.com/saffjkm

06/06/2025

Mahakasika antsika rehetra ny fiarovana ny tontolo iainana! Rehefa miaro ny tontolo iainana isika dia miaro ny aintsika sy ny ain’ireo zanantsika! Noho izany, atsaharo ny fandaniana fahatany, ny famotehana sy ny fandotoana …. Ity doka ity dia mampahatsiahy antsika izany!

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
-------

Nous sommes tous concernés ! Si on protège l’environnement, on protège notre vie et celle de nos enfants ! Alors, cessons de gaspiller, d’abîmer et de polluer … Ce spot nous le rappelle !
Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org
AFDI https://web.facebook.com/afdi.reseau
AIM https://web.facebook.com/actionintercooperationmadagascar.mg
AVSF https://web.facebook.com/AVSF.ONG
AKF-OSDRM https://www.osdrm.mg/
SAF-FJKM https://web.facebook.com/saffjkm

06/06/2025

Ity tantara ity dia mampahatsiahy antsika fa manana andraikitra ny tsirairay amin’ny fiarovana ny tontolo iainana satria dia tsy manana tany hafa afaka hionena isika… Noho izany dia tsy maintsy tandrovana ny tany mba ho lovainjafy!

Mihaino finaritra!

------

À travers cette saynète, chacun-chacune est appelé-e à s’engager pour protéger l’environnement car on n’a pas de planète de rechange… Donc préservons-la pour les générations futures !
Bonne écoute !

06/06/2025

Ao amin’ny faritra SAVA, ireo mpianatra dia mandray andraikitra mavitrika amin’ny fambolena ireo tany ngazana izay niharan’ny fandripahana ala. Raha tsy miroso amin’ny fambolen-kazo isika dia ho maina ny tany ka mety hamono ny zava-manan’aina rehetra…
Zo Michel, mpampianatra ny taranja Fanabeazana tontolo iainana dia mampiofana ireo tanora sady miara-dalana amin’izy ireo ao anatin‘ny AFAFI-Nord izay vatsian’ny Vondrona eoropeana.
Soa fianatra e!
Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
-------

Dans la région de la SAVA, des lycéens et lycéennes malgaches s’engagent pour reboiser les zones pelées qui ont subi la déforestation sauvage. Sans reboisement, c’est la sécheresse qui progresse et qui menace la vie…
Zo Michel, professeur d’Éducation environnementale forme ces jeunes et les accompagne avec l’appui d’AFAFI-Nord, financé par l’Union européenne.
Bel exemple à partager !
Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org
AFDI https://web.facebook.com/afdi.reseau
AIM https://web.facebook.com/actionintercooperationmadagascar.mg
AVSF https://web.facebook.com/AVSF.ONG
AKF-OSDRM https://www.osdrm.mg/
SAF-FJKM https://web.facebook.com/saffjkm

Arahao tsy tapaka amin’ireo onjam-peo 15 izay miara-miasa amin’ny AFAFI-Nord ireo fandaharana manokana. Azavaina ao anat...
06/06/2025

Arahao tsy tapaka amin’ireo onjam-peo 15 izay miara-miasa amin’ny AFAFI-Nord ireo fandaharana manokana. Azavaina ao anatin’ny horonam-peo ity ireo voka-dratsy sy loza ateraky ny fandotoana amin’ny alalan’ny plastika sy ny fandripahana ny ala. Ho henohintsika ao ihany koa ny fifandraisan’ny fiharatsian’ny tontolo iainana sy ny tsifanjariantsakafo…. Misy vahaolana anefa izany: azontsika atao ny manatsara izany raha miara-miasa isika, sarobidy ny anjara biriky ny tsirairay!
Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
-----------
Suivez nos campagnes sur les ondes de nos 15 radios partenaires.
Dans cette émission, on évoque les ravages de la pollution plastique et ceux de la déforestation sauvage. On fait également le lien entre la dégradation de l’environnement et la malnutrition… Mais restons optimistes : ensemble on peut améliorer la situation, chaque geste compte !
Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org
AFDI https://web.facebook.com/afdi.reseau
AIM https://web.facebook.com/actionintercooperationmadagascar.mg
AVSF https://web.facebook.com/AVSF.ONG
AKF-OSDRM https://www.osdrm.mg/
SAF-FJKM https://web.facebook.com/saffjkm

05/06/2025

𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀

Eto Madagasikara, ao amin’ny faritra DIANA, AFAFI-Nord izay vatsian’ny Vondrona eoropeana niaraka tamin’ny GIZ dia nanamboatra fantana izay mamokatra arina fandrehatra manaja ny tontolo iainana. Tsy manetroka sady mora vidy no sady tsy vokatra azo avy amin’ny fandripahana ny ala…
Arahao ity horonantsary ity raha te hahafantatra momba izany ianao
Zarao sy aparitaho raha sitrakao!
Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org

Aujourd’hui, on célèbre la Journée mondiale de l’Environnement !
Jour 1 de notre mini-campagne.
À Madagascar, dans la région de la DIANA, AFAFI-Nord, financé par l’Union européenne, a construit avec la GIZ des meules qui produisent du charbon « vert », beaucoup moins polluant, moins cher et qui n’est pas issu de la déforestation sauvage…
Témoignage dans cette vidéo.
N’hésitez pas à la partager !
Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

AFDI https://web.facebook.com/afdi.reseau
AIM https://web.facebook.com/actionintercooperationmadagascar.mg
AVSF https://web.facebook.com/AVSF.ONG
AKF-OSDRM https://www.osdrm.mg/
SAF-FJKM https://web.facebook.com/saffjkm

𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 Ny lohahevitra iraisam-pirenena dia ny hoe "Aoka izay ny fandotoana ny t...
05/06/2025

𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀
Ny lohahevitra iraisam-pirenena dia ny hoe "Aoka izay ny fandotoana ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny plastika“. Anisan’ny tena mandoto ny tontolo iainana eto Madagasikara ny plastika, izay loza mitatao eran-tany. Eo ihany koa ny fandripahana ny ala izay loza iray hafa manimba ny Nosintsika. Tao anatin’ny 50 taona dia 7 tapitrisa ny ala efa ripaka. Izany no mahatonga an'ny AFAFI-Nord any ANALANJIROFO, DIANA sy SAVA manampy ny vondrom-piarahamonina hitahiry sy hanarina ary hahay hitantana tsara io harena voajanahary io izay mamelona ny tanintsika.
Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeana eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
-------
Le thème mondial est « Mettre fin à la pollution plastique ». Madagascar n’échappe pas à cette pollution qui est un fléau planétaire. Mais la déforestation sauvage et massive est un autre danger qui menace gravement l’île, connue pour son extraordinaire biodiversité. Pourtant, en 50 ans, elle a déjà perdu 7 millions d’hectares de forêts. C’est pourquoi, en ANALANJIROFO, DIANA et SAVA, AFAFI-Nord travaille avec les communautés pour préserver, restaurer et mieux gérer cette ressource naturelle qui est le poumon de notre Terre.
Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

AFDI https://web.facebook.com/afdi.reseau
AIM https://web.facebook.com/actionintercooperationmadagascar.mg
AVSF https://web.facebook.com/AVSF.ONG
AKF-OSDRM https://www.osdrm.mg/
SAF-FJKM https://web.facebook.com/saffjkm

🎉 𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬 𝐝𝐞 𝐥’𝐔𝐧𝐢𝐨𝐧 𝐞𝐮𝐫𝐨𝐩𝐞́𝐞𝐧𝐧𝐞 𝐚̀ 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 – 𝐌𝐈𝐇𝐀𝐌𝐀𝐅𝐘 𝐲 𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐭 !Aujourd’hui, à l’Université d’Antananar...
21/05/2025

🎉 𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬 𝐝𝐞 𝐥’𝐔𝐧𝐢𝐨𝐧 𝐞𝐮𝐫𝐨𝐩𝐞́𝐞𝐧𝐧𝐞 𝐚̀ 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 – 𝐌𝐈𝐇𝐀𝐌𝐀𝐅𝐘 𝐲 𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐭 !

Aujourd’hui, à l’Université d’Antananarivo, l’Union européenne a mis à l’honneur ses projets de développement lors d’une journée riche en échanges et en témoignages. 🌍🇪🇺

Le programme AFAFI-Nord financé par l'Union Européenne, à travers le projet MIHAMAFY — s’inscrit pleinement dans cette dynamique en renforçant les Organisations Paysanne dans la région SAVA.

💬 Les discours officiels ont ouvert la journée, avec des messages forts :

Son Excellence l’Ambassadeur de l’Union européenne a réaffirmé l’engagement de l’UE aux côtés du peuple malgache pour un avenir durable. Les Ambassadeurs de France et d’Allemagne ont réaffirmé leur volonté à la coopération avec Madagascar dans des secteurs clés comme l’environnement, l’énergie et l’agriculture. Le Ministre de l’Économie et des Finances a mis en avant l’importance de cette collaboration pour atteindre les objectifs de développement du pays.

🌱 Lors de l'événement, nous constatons l'engouement et l'intérêt de la jeunesse malgache🧑👩 dans l'intervention de l'ensemble des Etats membres 🇪🇺🇫🇷🇩🇪de l'Union Européenne.

Délégation de l'Union européenne à Madagascar et en Union des Comores
Bureau d'Appui à la Coopération Extérieure/MEF
Action Intercoopération Madagascar-AIM
SAF/FJKM
Amadese

12/05/2025

Baka mandeha motera 🛥 milanja 9 taonina izay mampifandray tanana roa ao Ampasimbe Manatsatrana no namboarin’i AFAFI-Nord izay novatsain’ny Vondrona eoropeana ao amin’ny faritra ANALANJIROFO. Anisan’ireo fotodrafitrasa goavana novatsian’ny Vondrona eoropeana io baka io. Mitatitra entana mavesatra toa ny fiara 🛻 sy ireo vokatra mavesan-danja 🌾 ity baka ity nefa tsy manimba ny asan’ireo mpitondra lakana! Ho jerevantsika miaraka izany ao antin’ity horonan-tsary ity ….

Zarao sy aparitaho raha sitrakao!

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara : https://ue-madagascar.org

Un bac motorisé 🛥 de 9 tonnes relie désormais les 2 rives du fleuve à Ampasimbe Manatsatrana, carrefour commercial en ANALANJIROFO ! La construction de ce bac est l’un des grands travaux financés par l’Union européenne 🇪🇺. Il peut transporter des véhicules 🛻, des récoltes🌾 et d’autres marchandises lourdes sans pour autant nuire au travail des piroguiers !
Découvrons cela ensemble dans cette troisième vidéo…
N'hésitez surtout pas à la partager !

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org






Address

SAVA
Sambava
208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Projet Mihamafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share