Radio Beton Arme Sava Ofisialy

Radio Beton Arme Sava Ofisialy Ilay miara dia aminao lalandava...

👉Mardi Mardi Mardi 🎤Fandaharagna niany arivaBéton Armé
28/04/2026

👉Mardi Mardi Mardi
🎤Fandaharagna niany ariva
Béton Armé

🌿Miarahaba antsika rehetra🤝 nahatratra izao herinandro vaovao izao🗓️.📍Ny ekipan'ny Radio Beton Armé SAVA📻 dia vognona ha...
27/04/2026

🌿Miarahaba antsika rehetra🤝 nahatratra izao herinandro vaovao izao🗓️.
📍Ny ekipan'ny Radio Beton Armé SAVA📻 dia vognona hagnamia atsika ny soa rehetra avy aty aminay🌸.

🛑 Fandaharagna misy ato amin'ny Radio Beton Armé SAVA(R.B.A) 🎤🎧📻
26/04/2026

🛑 Fandaharagna misy ato amin'ny Radio Beton Armé SAVA(R.B.A) 🎤🎧📻

📌FAMINDRAM-PAHEFANA : TALEM-PARITRY NY  TANORA SY NY FANATANJAHANTENA SAVA 🎉📌📅 Talata faha 13 Janoary 2026⏰ 10 ora marai...
13/01/2026

📌FAMINDRAM-PAHEFANA : TALEM-PARITRY NY TANORA SY NY FANATANJAHANTENA SAVA 🎉📌
📅 Talata faha 13 Janoary 2026
⏰ 10 ora maraina
📍 Biraon’ny Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena – Sambava
✅ Tontosa androany ny famindram-pahefana teo amin’ny
👤 Talem-paritra teo aloha : Atoa sy
👤 Talem-paritra vaovao : Atoa
🤝 Tao anatin’ny sy filaminana tanteraka no nanaovana izany, satria samy efa olon’ny sehatry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izy roa lahy.
Tonga niatrika izany ny
👩‍💼 ́taire_général n'ny Préfet de Sambava miaraka amin'ireo maro,
ary ireo rehetra, izay tonga nanome voninahitra ity fotoana manan-danja ity.
🌟📖 Ity famindram-pahefana ity dia manokatra pejy vaovao ho an’ny ny sy ny eto amin’ny , ho amin’ny fanohizana sy fanamafisana ireo asa efa natomboka 💪🔥
🙏🎯 Mirary sy herim-po ho an’ny Talem-paritra amin’ny andraikitra sahaniny,
🙏 ary sy mankasitraka ny Talem-paritra teo aloha tamin’ny ezaka sy ny fanoloran-tena nasehony.

🛑SAMBAVA Miverina amin'ny laoniny nanomboka androany Talata 13 Janvier 2026 ny fandehanan'ny  .👉Raha tapaka amin'ny 01 O...
13/01/2026

🛑SAMBAVA

Miverina amin'ny laoniny nanomboka androany Talata 13 Janvier 2026 ny fandehanan'ny .
👉Raha tapaka amin'ny 01 Ora maraina teo aloha dia tsy miverina raha tsy 10 Ora atoandro.(tapaka adiny Sivy 09h)
👉Amizao tapaka amin'ny 02 Ora maraina dia efa miverina ny 08 Ora maraina.(tapaka adiny enina 06h).

Misaotra ireo tompon'andraikitra ao amin'ny miezaka mmamaha ny olana ,fa ny faniriana dia tsy hisy intsony ny sy ny eto Sambava.

Address

Besopaka
Sambava
208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Beton Arme Sava Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category