21/07/2026
TONTOLO IAINANA
https://www.facebook.com/share/18KZGNQ297/
๐ณ๐ ๐๐ป๐ฑ๐ฎ๐ผ ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ๐ฒ โ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎโ ๐๐ ๐ป๐ โ๐๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎโ๐ณ๐ณ
๐ณ๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ ?
Ny karibona dia singa voajanahary tena ilaina amin'ny fiainana. Hita ao amin'ny zavamaniry, ny biby ary ny olombelona izy. Rehefa mitambatra amin'ny oxygรจne ny karibona dia mamorona ny ๐ฑ๐ถ๐ผ๐
๐๐ฑ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐ฐ๐ฎ๐ฟ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฒ (๐๐ขโ), izay anisan'ireo entona mampiakatra ny hafanan'ny tany rehefa be loatra eny amin'ny habakabaka ( ).
Manana anjara toerana lehibe ny ala amin'ny fitrohana sy fitahirizana ny COโ. Tehirizin'ny hazo ao amin'ny tahony, ny raviny, ny fakany ary ny tany ny karibona. Rehefa tapahina na dorana anefa ny ala dia miverina eny amin'ny habakabaka io karibona voatahiry io, ka mampitombo ny fiovan'ny toetrandro.
๐ณ๐ณ๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ?
Ny marchรฉ carbone na tsenanโny karibona dia fomba ahafaha mivarotra sy mividy ยซ crรฉdits carbone ยป. Ny tsenan'ny karibona (marchรฉ carbone) dia rafitra ahafahan'ny firenena na tetikasa mahazo tambiny ara-bola noho ny ezaka ataony amin'ny fampihenana ny entona mampafana ny tany. Rehefa voaaro ny ala ary voamarina fa nihena ny fandripahana azy, dia azo avadika ho ๐ฐ๐ฟ๐ฒฬ๐ฑ๐ถ๐๐ ๐ฐ๐ฎ๐ฟ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฒ izany vokatra izany, izay amidy amin'ny tsena iraisam-pirenena.
๐ณ๐ฟAo amin'ny ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐บ๐ฒ ๐ฅ๐๐๐+ ๐๐๐ถ๐ฎ๐น๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฃ๐ฅ๐๐๐), izay tetikasa eto anivonโny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ( ), ny fihenan'ny fandripahana ala sy ny fitahirizana karibona dia mamokatra crรฉdits carbone. Ny vola azo avy amin'izany dia natao hanohanana ny fiarovana ny ala, ny fitantanana maharitra ny harena voajanahary ary ny fanatsarana ny fari-piainan'ny mponina, araka ny rafitra sy ny fitsipika napetraka.
๐ก๐ฟ ๐๐ผ ๐ฎ๐๐ฒ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฟ๐ฎ๐ป๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฐ๐ฟ๐ฒ๐ฑ๐ถ๐๐ ๐ฐ๐ฎ๐ฟ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฒ ๐ป๐ฎ๐บ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ, ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ปโ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐.
+