Projet Savokha

Projet Savokha (𝐒𝐚𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐤𝐚 𝐕𝐨𝐚𝐣𝐚𝐫𝐲 𝐊𝐞𝐧𝐝𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐛𝐚 𝐇𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚)

Ankasitrahana isika rehetra niombona tamin'ny fanatanterahana ny asa fiarovana ny sahandriaka, ny tontolo iainana.Anjara...
19/02/2026

Ankasitrahana isika rehetra niombona tamin'ny fanatanterahana ny asa fiarovana ny sahandriaka, ny tontolo iainana.

Anjaran'ireo rafitra napetraka eny ifotony ny manohy ny asa ankehitriny:
- ny komitin'ny sahandriaka
- ny tanora "jeune bénévole"
- ny Komity Miaro amin'ny Dorotanety
- ny club environnemental
- ny fikambanana isan-karazany niara-niasa.

Mankatelina e 🙏

11/12/2025

𝐌. 𝐉𝐚𝐨𝐦𝐚𝐫𝐲 👨🏾‍🌾: 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐚𝐡𝐞𝐭𝐚 𝐢𝐧𝐭𝐬𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐨𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚𝐲
Mila misotro rano 💧30 litatra isan’andro ny omby lehibe iray. Rehefa main-tany dia sahirana vao mahita rano hosotroina ireo biby ireo. 400 ireo omby no maty isaky ny Kaominina tamin’ny 2021 tao SAVA. Izay no nahatongan’ny AFAFI-Nord nanampy ireo fikambanan’ny mpiompy nanamboatra dobo fisotroan-drano ho an’ireo biby mpihinana ahitra ao amin’ny faritra SAVA. Tsy nisy intsony noho izany ny biby matin’ny hetaheta fa salama tsara sy miasa tsara izy ireo.

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
Ireo mpiara- miombon'antoka -OSDRM -FJKM
Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

---------------------------

𝐌. 𝐉𝐚𝐨𝐦𝐚𝐫𝐲 👨🏾‍🌾: «𝐍𝐨𝐬 𝐳𝐞́𝐛𝐮𝐬 𝐧𝐞 𝐦𝐞𝐮𝐫𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐟 »
Un zébu boit 30 litres d’eau 💧 par jour. Lors des périodes de sécheresse, les troupeaux peinent à s’abreuver. C’est ainsi qu’en 2021, en SAVA, les éleveurs ont perdu 400 bovins par commune…
C’est pourquoi, AFAFI-Nord, Programme financé par l’Union européenne, aide des associations d’éleveurs à construire des abreuvoirs qui sont approvisionnés en eau propre toute l’année. Depuis, leur bétail ne meurt plus de soif. Les grands et petits ruminants sont en meilleure santé et plus productifs.

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

Et sur nos ONG partenaires: Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM AVSF - Agronomes & Vétérinaires Sans Frontières -OSDRM SAF/FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

𝐐𝐮𝐢𝐳𝐳 🇲🇬 Ndao hanampy fahalalana no sady milalao! Ireto indray ireo fanontaniana kely avy aty aminay. Jereo tsara fa ao ...
10/12/2025

𝐐𝐮𝐢𝐳𝐳
🇲🇬 Ndao hanampy fahalalana no sady milalao!
Ireto indray ireo fanontaniana kely avy aty aminay. Jereo tsara fa ao anatin’ny sary ihany ny valiny.

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org

Ireo mpiara- miombon'antoka Afdi - Agriculteurs Français et Développement International -OSDRM SAF/FJKM
Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

--------------------

🇫🇷 Envie d’en apprendre davantage tout en vous amusant ?
Découvrez ce petit quiz ! Les réponses apparaissent directement sur les visuels afin que vous puissiez les consulter facilement. Bonne chance !

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

Et sur nos ONG partenaires : Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM AVSF - Agronomes & Vétérinaires Sans Frontières -OSDRM SAF/FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

10/12/2025

🇲🇬𝐌𝐢𝐫𝐨𝐛𝐨𝐫𝐨𝐛𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐨𝐧𝐨𝐧𝐨 𝐚𝐨 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨 🌴
Hijery manokana fikambanana roa izay miasa ao amin’ny sehatry ny ronono isika. Ny OP Mirary Soa izay nahazo famatsiam-bola avy tamin’ny AFAFI-Nord mba hanatsarana ny ronono azo avy amin’ireo omby sy nividy omby lahy sy vavy „Pie Rouge“. Ilay fikambanana faharoa kosa dia ny OP Toky. Nahazo famatsiana ara-bola avy tamin’ny AFAFI-Nord koa ity farany ka nanokatra toeram-panodinana ny ronono voalohany ao amin’ny faritra. Mamadika ny ronono ho yaourt sy fromage izy ireo. Ary tena tian’ny mpanjifa izany !
Nandray anjara 10% tamin’ny vidin’ireo entana novidiana moa ny fikambanana OP Mirary Soa sy ny OP Toky.

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org

Ireo mpiara- miombon'antoka -OSDRM -FJKM
Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

-------------------

🇫🇷« 𝐋𝐚 𝐩𝐫𝐨𝐝𝐮𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐥𝐚𝐢𝐭, 𝐟𝐢𝐥𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐩𝐫𝐨𝐦𝐞𝐭𝐭𝐞𝐮𝐬𝐞 𝐞𝐧 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨 » 🌴
En ANALANJIROFO, coup de projecteur sur deux organisations paysannes (OP) qui travaillent ensemble dans la filière lait. L’OP Mirary Soa a reçu une subvention d’AFAFI-Nord pour accroître la production de lait de ses zébus, et acheter un couple de bovins Pie Rouge. L’autre OP s’appelle Toky. Elle a aussi reçu une subvention d’AFAFI-Nord pour construire la première mini-laiterie de la Région. Elle transforme le lait de l’OP Mirary Soa en yaourt et fromage. Et ça marche !
Les deux OP ont contribué à hauteur de 10% du montant total de la subvention accordée par AFAFI-Nord.

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

Sur nos ONG partenaires : Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM AVSF - Agronomes & Vétérinaires Sans Frontières -OSDRM SAF/FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

🇲🇬 𝐓𝐬𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐨𝐫𝐚! Ho hita ao anatin‘ity zana-pandaharana ity ny fanamboaran’ireo mpanampy ifotony amin’ny fitsaboana ...
09/12/2025

🇲🇬 𝐓𝐬𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐨𝐫𝐚!
Ho hita ao anatin‘ity zana-pandaharana ity ny fanamboaran’ireo mpanampy ifotony amin’ny fitsaboana sy fikarakarana ny biby ny „vato mineraly“ izay fanampiantsakafo ho an’ireo biby mpihinana ahitra, manatsara ny fahasalaman’izy ireo ary manampy ny biby mba ho ampy rano hatrany na dia amin’ny hain-tany aza. Ilain’ireo biby mampinono satria be sokay sy manamafy ny taolana.

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
Ireo mpiara- miombon'antoka Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM AVSF - Agronomes & Vétérinaires Sans Frontières -OSDRM SAF/FJKM

Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube
------------------

🇫🇷 𝐀𝐬𝐭𝐮𝐜𝐞 𝐟𝐚𝐜𝐢𝐥𝐞 𝐞𝐭 𝐩𝐚𝐬 𝐜𝐡𝐞̀𝐫𝐞 !
Dans cette rubrique, nous vous montrons comment les auxiliaires en santé animale fabriquent « la pierre à lécher » qui est un complément alimentaire essentiel pour les grands et petits ruminants car il freine, notamment, la déshydratation, surtout en saison sèche. La pierre à lécher est très utile aussi pour les femelles en lactation car elle apporte du calcium et renforce les os.

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

Sur nos ONG partenaires: Afdi - Agriculteurs Français et Développement InternationalAfdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIMAction Intercoopération Madagascar-AIM AVSF - Agronomes & Vétérinaires Sans FrontièresAVSF - Agronomes & Vétérinaires Sans Frontières -OSDRM SAF/FJKMSAF/FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord. MADAGASCARYouTube

09/12/2025

🇲🇬 𝐓𝐬𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐨𝐦𝐛𝐲 🐮: 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐢𝐚𝐧𝐤𝐢𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐒𝐀𝐕𝐀

Ao SAVA, ny tsenan’omby ao Ampondra izay navaozin’ny AFAFI-Nord no fivarotana omby ofisialy ao amin’ny faritra. Maro ireo omby izay amidy ao ary avy any amin’ny faritra maro ireo mpivarotra. Ny fampivarotana izay tanterahina ao amin’ny Tsenan’omby dia ara-dalàna ary misy mpitsabo biby. Nihatsara ny varotr’omby hatramin’izay nahavitan’ity tsenan’omby ity ka mampitombo ny vola miditra ho an’ny kaominina no sady manampy amin’ny fandrosoana ara- toekarenan’ny faritra.

Aza misalasala mizara ity horonan-tsary ity!
Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
Sy ao amin’ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube
ary ireo mpiara- miombon'antoka -OSDRM -FJKM
Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

--------------------

🇫🇷 𝐋𝐞 𝐦𝐚𝐫𝐜𝐡𝐞́ 𝐚̀ 𝐛𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐥 🐮, 𝐩𝐢𝐥𝐢𝐞𝐫 𝐞́𝐜𝐨𝐧𝐨𝐦𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐒𝐀𝐕𝐀

En SAVA, le marché à bétail d’Ampondra a été réhabilité par AFAFI-Nord, Programme financé par l’Union européenne. C’est le seul marché officiel de la région. Les acheteurs et les vendeurs viennent de partout, et des milliers de bovins y passent chaque année. La vente aux enchères se déroule dans la légalité et sous contrôle vétérinaire. Grâce à ce marché à bétail, les revenus de la commune d’Ampondra ont augmenté et la vie économique de la région se développe aussi.

N’hésitez pas à partager cette vidéo !

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org
Et sur nos ONG partenaires : Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM AVSF - Agronomes & Vétérinaires Sans Frontières -OSDRM SAF/FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

🇲🇬 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐨𝐧𝐣𝐚𝐦-𝐩𝐞𝐨 𝟏𝟓 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐍𝐨𝐫𝐝 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐨𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐨𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚Arahao tsy tapaka amin’...
08/12/2025

🇲🇬 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐨𝐧𝐣𝐚𝐦-𝐩𝐞𝐨 𝟏𝟓 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐍𝐨𝐫𝐝 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐨𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐨𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚
Arahao tsy tapaka amin’ireo onjam-peo 15 izay miara-miasa amin’ny AFAFI-Nord ireo fandaharana manokana. Azavaina ao anatin’ity horonam-peo ity ny toerana lehibe tazomin’ny fiompiana amin’ny toe-karena malagasy, ireo asa rehetra tanterahin’ny AFAFI-Nord any amin’ny faritra ANALANJIROFO, DIANA ary SAVA miaraka amin’ireo manam-pahefana ifotony sy ireo vondrom-piarahamonina mba hanatsara ny fiainan’ireo mpiompy sy ny an’ireo biby.

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
Ireo mpiara- miombon'antoka -OSDRM -FJKM
Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube
-------------------------
🇫🇷 𝐃𝐢𝐟𝐟𝐮𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐧𝐢-𝐜𝐚𝐦𝐩𝐚𝐠𝐧𝐞 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝟏𝟓 𝐫𝐚𝐝𝐢𝐨𝐬 𝐩𝐚𝐫𝐭𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐥𝐞 𝐩𝐨𝐝𝐜𝐚𝐬𝐭 𝐬𝐮𝐫 𝐥’𝐞́𝐥𝐞𝐯𝐚𝐠𝐞
Suivez nos campagnes sur les ondes de nos 15 radios partenaires.
Dans cette émission, on explique l’importance de l’élevage pour l’économie malgache, les actions menées par AFAFI-Nord en ANALANJIROFO, DIANA et SAVA auprès des autorités locales et les communautés pour améliorer les conditions de vie des éleveurs et de leur bétail.

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org
Et sur nos ONG partenaires : -OSDRM -FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

🇲🇬𝐋𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐦𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐍𝐨𝐫𝐝 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐛𝐲📆Andro 1 iresahana mahakasika ny fiompiana 🐄🐑🐔🐟Mitàna toe...
08/12/2025

🇲🇬𝐋𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐦𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐍𝐨𝐫𝐝 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐛𝐲
📆Andro 1 iresahana mahakasika ny fiompiana 🐄🐑🐔🐟
Mitàna toerana lehibe amin’ny fhariana ara-toe-karen’ny Madagasikara ny fiompiana. Isika eto Madagasikara dia manana omby🐄 9,5 tapitrisa; 🐑osy sy ondry 3,5 tapitrisa ary akoho🐔 amam-borona miisa 46 tapitrisa. Ao ANALANJIROFO, DIANA ary SAVA, AFAFI-Nord dia miara miasa amin’ireo manam-pahefana ifotony sy ireo vondrom-piarahamonina mba hanatsarana ny fiainan’ireo mpiomby sy ny an’ireo biby.

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeana eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
Ary ireo mpiara- miombon'antoka -OSDRM -FJKM
Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube
-------------------------
🇫🇷 𝐋𝐚 𝐬𝐚𝐧𝐭𝐞́ 𝐚𝐧𝐢𝐦𝐚𝐥𝐞, 𝐮𝐧𝐞 𝐩𝐫𝐢𝐨𝐫𝐢𝐭𝐞́ 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐍𝐨𝐫𝐝
Jour 1 de notre campagne sur l’élevage 🐄🐑🐔🐟
À Madagascar, l’élevage est un des piliers de l’économie. On compte 9, 5 millions de bovins 🐄 ; 3,5 millions de petits ruminants 🐑comme les chèvres et les moutons, et 46 millions de volailles🐔. En ANALANJIROFO, DIANA et SAVA, AFAFI-Nord, Programme financé par l’Union européenne, travaille avec les autorités locales et les communautés pour améliorer les conditions de vie des éleveurs et de leur bétail.

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar :
https://ue-madagascar.org
Et sur nos ONG partenaires : Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM AVSF - Agronomes & Vétérinaires Sans Frontières -OSDRM SAF/FJKM

Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

Andro fahaefatra amin’ny fankalazana ny AM ho an’ny toeram-pivoahana!Eto Madagasikara dia tsotra ny fanamboarana fitaova...
20/11/2025

Andro fahaefatra amin’ny fankalazana ny AM ho an’ny toeram-pivoahana!
Eto Madagasikara dia tsotra ny fanamboarana fitaovana fanasana tanana amin’ny alalan’ireo fitaovana efa misy ao an-trano! AFAFI-Nord izay vatsian’ny Vondrona eoropeana dia mampianatra ireo vondrom-piarahamonina mba hananan’izy ireo fanasana tanana izay tena ilaina. Zaraina aminao ny horonan-tsary maneho ny fomba fanamboarana izany ary eo ihany koa ny sary maneho izany. Mahafinaritra kosa e?
Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
Ireo mpiara- miombon'antoka -OSDRM -FJKM
Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube
-
Jour 4 et dernier jour de notre campagne liée à la JM des Toilettes !
À Madagascar, fabriquer soi-même son lave-mains avec les moyens du bord n’a jamais été aussi simple ! AFAFI-Nord, Programme financé par l’Union européenne, transmet cette astuce facile et pas chère pour que toutes les familles aient, au moins, un lave-mains à domicile.
Ici, vous avez le tuto en vidéo et en prime, le visuel graphique, sympa, non ?

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

Et sur nos ONG partenaires: Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM -OSDRM SAF/FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

Ndao hanampy fahalalana no sady milalao! Ireto indray ireo fanontaniana kely avy aty aminay. Jereo tsara fa ao anatin’ny...
19/11/2025

Ndao hanampy fahalalana no sady milalao!
Ireto indray ireo fanontaniana kely avy aty aminay. Jereo tsara fa ao anatin’ny sary ihany ny valiny.
Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
Ireo mpiara- miombon'antoka -OSDRM -FJKM
Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube
------
Découvrez ce petit quiz ! Les réponses apparaissent directement sur les visuels afin que vous puissiez les consulter facilement. Bonne chance !

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

Et sur nos ONG partenaires : Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM -OSDRM SAF/FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

19/11/2025

Andro fahatelo amin’ny fankalazana ny AM ho an’ny toeram-pivoahana!
Ray aman-dreny ao amin’ny tanana misy azy i Mbotijoma, anisan’ireo izay nanapan-kevitra nanamboatra toeram-pivoahana ho an’ny ankohonany izy niaraka tamin’ny AFAFI-Nord. Hatrizay nampiasainy lava-piringa dia nadio ny tontolo manodidina ary nihasalamana ihany koa ny fianakaviany. Nihena noho izany ny fandaniana ateraky ny aretina. Ny vola nientiny nananganana ny toeram-pivoahana dia azony tamin’ny fiompiana akoho. Ary tsy nanenenany ny nandray izay fanampahan-kevitra izay! Soa fianatra ….

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
Ireo mpiara- miombon'antoka -OSDRM -FJKM
Tsidiho ny AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

--------

Jour 3 de notre campagne liée à la Journée Mondiale des Toilettes !
Mbotijoma, vénérable grand-mère malgache, a décidé de construire sa latrine familiale, avec le soutien d’AFAFI-Nord. Depuis lors, son environnement est plus sain, il y a moins de maladies dans sa famille, et elle dépense moins d’argent en frais de santé. Elle a pu financer la construction de sa latrine grâce à son petit élevage de poulets, et ne le regrette pas !
Un sage exemple à suivre…

Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar :
https://ue-madagascar.org

Sur nos ONG partenaires : Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM -OSDRM SAF/FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord.MADAGASCARYouTube

Sasako ny tanako isaky ny avy any amin’ny teoram-pivoahana, aloha sy aorian’ny fikarakarana sakafo; aloha sy aorian’ny s...
18/11/2025

Sasako ny tanako isaky ny avy any amin’ny teoram-pivoahana, aloha sy aorian’ny fikarakarana sakafo; aloha sy aorian’ny sakafo. Kosehiko tsara ny fela-tanana roa mba tena hadio tsara avy eo dia hamainiko amin’ny lamba madio ny tanana.
Sasako madio ny tanako aloha sy aorian’ny mampandro sy manolo zaza ary ihany koa rehefa miverina avy any an-tsekoly, any an-tsena ary rehefa avy manao fanatanjahantena aho“

Raha te hahafantatra bebe kokoa mikasika ireo tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropeanina eto Madagasikara: https://ue-madagascar.org
Ireo mpiara- miombon'antoka Afdi - Agriculteurs Français et Développement International Action Intercoopération Madagascar-AIM AVSF - Agronomes & Vétérinaires Sans Frontières
-OSDRM SAF/FJKM

-------

Je me lave les mains dès que je sors de la latrine, mais aussi avant et après avoir cuisiné; avant et après avoir mangé. Je frotte mes mains l’une sur l’autre, je les rince et je les sèche avec un linge propre.
Je me lave les mains avant et après avoir lavé mon bébé et changé ses couches, mais aussi quand je reviens de l’école, du marché, du terrain de foot »
Plus d’informations sur les actions financées par l’Union européenne à Madagascar : https://ue-madagascar.org

Sur nos ONG partenaires: -OSDRM -FJKM
Toutes nos vidéos sur notre chaîne AFAFI.Nord. MADAGASCARYouTube

Bienvenue sur la plateforme numérique des interventions financées par l’Union européenne à Madagascar

Address

Soanierana Ivongo
516

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Projet Savokha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share