
21/09/2022
Tontosa ny 16 Septambra 2022 lasa teo ny fandraisana ara-teknika na ny " RΓ©ception technique" an'ireo bornes fontaines miisa fito (07) sy siniben-drano tao Miarinatsimo, fokontany Tamoronala, izay natrehan'ny :
β’ Ben'ny tanΓ na
β’ Ramatoa filohan'ny mpanolontsaina
β’ PAGLI " Mpanohana ara-bola "
β’ Interco ASA
β’ ONG SAKOBISOA
β’ ST ( Service Technique )
β’ Chef fokontany Tamoronala
Borne Fontaine telo (03) vaovao, ny efatra (04) nohatsaraina.
Velirano faha-02 an'i President Andry Rajoelina " Ny rano madio fisotro ".
Tanjona faha-06 ODD " rano madio fidiovana sy fanadiovana ".
Isaorana etoana ny Urbaine Soavinandriana izay tarihan'ny 'ny tanΓ na, ny PAGLI " Partenaire financier ", ASA, ireo izay mpiara-miasa akaiky sy nandray anjara mivantana tamin'izao tetik'asa izao.
Nisy hatrany ny fanentanana nataon'ny Ben'ny tanΓ na an'ireo mpisitraka ny tetik'asa ny hitandrona sy hikojakojaina izay fotodrafitr'asa ho lovain-jafy.