UP TV

UP TV Chaine de télévision Malagasy
Votre nouvelle référence en divertissement local. Film, Série, N

Miakatrakatra kely ny maripana eto amin' ny  😊 𝐔𝐏𝐓𝐕 📺 🔥🔥 an !!Zoma ny andro dia andao indray aloha hanaraka horonantsary...
18/07/2025

Miakatrakatra kely ny maripana eto amin' ny 😊 𝐔𝐏𝐓𝐕 📺 🔥🔥 an !!

Zoma ny andro dia andao indray aloha hanaraka horonantsary mampatahotra isika e💀.
Iza ilay namanao tena mankafy mijery horreur na paranormal ?Asao izy anio mba hiaraka amintsika ato amin' ny UPTV anio alina .

Ny tena mahagaga dia le saro-tahotra ireny ihany no teny milingilingy mijery horonantsary mampatahotra 😁🔥🔥 .

Na izany arany hafa foana ny fihetsempo mijery azy ireny ,aza adinoina ny fotoana anio alina eto amin' ny 📺UPTV 🔥

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 "𝐍𝐎 𝐃𝐎𝐑𝐌𝐈𝐑Á𝐒"🎥
( 𝐄𝐩𝐨𝐮𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞-𝐡𝐨𝐫𝐫𝐞𝐮𝐫, 𝐓𝐡𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫 )
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬 :
𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐝𝐢𝐭 - 𝟏𝟔 𝐚𝐧𝐬
𝟏𝟗𝟖𝟒. 𝐃𝐚𝐧𝐬 𝐮𝐧 𝐡ô𝐩𝐢𝐭𝐚𝐥 𝐩𝐬𝐲𝐜𝐡𝐢𝐚𝐭𝐫𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐚𝐛𝐚𝐧𝐝𝐨𝐧𝐧é, 𝐮𝐧𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐩𝐚𝐠𝐧𝐢𝐞 𝐭𝐡éâ𝐭𝐫𝐚𝐥𝐞 𝐦𝐞𝐧é𝐞 𝐝𝐞 𝐦𝐚𝐢𝐧 𝐝𝐞 𝐦𝐚𝐢𝐭𝐫𝐞 𝐩𝐚𝐫 𝐀𝐥𝐦𝐚, 𝐞𝐱𝐩é𝐫𝐢𝐦𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐮𝐧𝐞 𝐭𝐞𝐜𝐡𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐞𝐱𝐭𝐫ê𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐣𝐞𝐮. 𝐄𝐧 𝐩𝐫𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭 𝐬𝐞𝐬 𝐜𝐨𝐦é𝐝𝐢𝐞𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐦𝐦𝐞𝐢𝐥, 𝐀𝐥𝐦𝐚 𝐩𝐫é𝐭𝐞𝐧𝐝 𝐥𝐞𝐬 𝐩𝐫é𝐩𝐚𝐫𝐞𝐫 à 𝐝𝐨𝐧𝐧𝐞𝐫 𝐥𝐞 𝐦𝐞𝐢𝐥𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐝’𝐞𝐮𝐱-𝐦ê𝐦𝐞𝐬. 𝐀𝐮 𝐟𝐮𝐫 𝐞𝐭 à 𝐦𝐞𝐬𝐮𝐫𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐣𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐝’𝐢𝐧𝐬𝐨𝐦𝐧𝐢𝐞, 𝐥𝐞𝐬 𝐚𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐫𝐞𝐬𝐬𝐞𝐧𝐭𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐡𝐨𝐬𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐞𝐧 𝐩𝐥𝐮𝐬 é𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐞𝐬… 𝐁𝐢𝐚𝐧𝐜𝐚, 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞 𝐚𝐜𝐭𝐫𝐢𝐜𝐞 𝐞𝐧 𝐜𝐨𝐦𝐩é𝐭𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐞 𝐫ô𝐥𝐞 𝐩𝐫𝐢𝐧𝐜𝐢𝐩𝐚𝐥, 𝐭𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐝𝐞 𝐩𝐞𝐫𝐜𝐞𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐬𝐞𝐜𝐫𝐞𝐭𝐬 𝐝𝐞 𝐜𝐞𝐭 é𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐞 𝐞𝐧𝐝𝐫𝐨𝐢𝐭 𝐞𝐭 𝐝𝐞𝐯𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐛𝐢𝐞𝐧𝐭ô𝐭 𝐥’𝐨𝐛𝐣𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐟𝐨𝐫𝐜𝐞𝐬 𝐢𝐧𝐜𝐨𝐧𝐧𝐮𝐞𝐬. à 𝐬𝐞 𝐩𝐫𝐨𝐝𝐮𝐢𝐫𝐞…

❤🔥 Zoma mahafinaritra eto amin' ny 📺  UPTV 🎥Ataontsika mafana foana ny fiarahana na dia somary mangatsiaka ary ny andro ...
18/07/2025

❤🔥 Zoma mahafinaritra eto amin' ny 📺 UPTV 🎥

Ataontsika mafana foana ny fiarahana na dia somary mangatsiaka ary ny andro .Andro farany hiaranatsika amin' ity horonantsary miaina ity ,mino izahay fa nahafinaritra ny fiarahana tamin' ireto biby mitondray tsikitsiky ireo ,𝐌𝐫 𝐬𝐚𝐮𝐜𝐢𝐬𝐬𝐞 /𝐄𝐥𝐢𝐨𝐭𝐭 / 𝐁𝐨𝐨𝐠 🥰😁 .

Anio folak' ary ny fotoana ary aza miala amin' ny UPTV fa mbola maro ny tsara ifampizarana ❤️.😍

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 "𝐋𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑Ê𝐓 𝟑 "
( 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐂𝐨𝐦é𝐝𝐢𝐞 )
à 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐔𝐧 𝐬𝐨𝐢𝐫, 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐚𝐧𝐢𝐦𝐚𝐮𝐱 𝐬𝐞 𝐫𝐞𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐨𝐮𝐫 é𝐜𝐨𝐮𝐭𝐞𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐡𝐢𝐬𝐭𝐨𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐪𝐮𝐢 𝐟𝐨𝐧𝐭 𝐩𝐞𝐮𝐫 𝐝'𝐄𝐥𝐢𝐨𝐭𝐭. 𝐌𝐚𝐥𝐡𝐞𝐮𝐫𝐞𝐮𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭, 𝐞𝐥𝐥𝐞𝐬 𝐧𝐞 𝐟𝐨𝐧𝐭 𝐩𝐞𝐮𝐫 à 𝐩𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐞, 𝐬𝐚𝐮𝐟 𝐁𝐨𝐨𝐠, 𝐪𝐮𝐢 𝐥𝐮𝐢 𝐞𝐬𝐭 𝐭𝐞𝐫𝐫𝐨𝐫𝐢𝐬é. 𝐄𝐥𝐢𝐨𝐭𝐭 𝐝é𝐜𝐢𝐝𝐞 𝐝𝐨𝐧𝐜 𝐝𝐞 𝐥'𝐚𝐢𝐝𝐞𝐫 à 𝐯𝐚𝐢𝐧𝐜𝐫𝐞 𝐬𝐚 𝐩𝐞𝐮𝐫 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐥'𝐚𝐢𝐝𝐞 𝐝𝐞 𝐬𝐞𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐬, 𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐭 𝐜𝐫𝐨𝐢𝐫𝐞 𝐪𝐮𝐞 𝐥𝐞 𝐦𝐨𝐧𝐬𝐭𝐫𝐞 𝐪𝐮'𝐢𝐥 𝐚 𝐢𝐧𝐯𝐞𝐧𝐭é 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐬𝐨𝐧 𝐡𝐢𝐬𝐭𝐨𝐢𝐫𝐞, 𝐞𝐱𝐢𝐬𝐭𝐞. 𝐌𝐚𝐢𝐬 𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐦𝐢𝐬𝐞 𝐞𝐧 𝐬𝐜è𝐧𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐭𝐞𝐥𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐛𝐢𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐢𝐭𝐞, 𝐪𝐮𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐡𝐨𝐦𝐦𝐞𝐬 𝐲 𝐜𝐫𝐨𝐢𝐞𝐧𝐭. 𝐋𝐞 𝐬𝐡é𝐫𝐢𝐟 𝐆𝐨𝐫𝐝𝐲 𝐫𝐨𝐮𝐯𝐫𝐞 𝐥𝐚 𝐜𝐡𝐚𝐬𝐬𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐪𝐮𝐞 𝐒𝐡𝐚𝐰 𝐭𝐮𝐞 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐜𝐫é𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞, 𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐒𝐡𝐚𝐰 𝐧𝐞 𝐬𝐞 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐞𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐩𝐚𝐬 𝐬𝐞𝐮𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐜𝐫é𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞.

🔥 TYLER RAKE 2🎥 Chris Hemsworth miverina amin’ny andraikiny amin’ny maha mpiady matihanina tsy refesi-mandidy azy na dia...
17/07/2025

🔥 TYLER RAKE 2

🎥 Chris Hemsworth miverina amin’ny andraikiny amin’ny maha mpiady matihanina tsy refesi-mandidy azy na dia efa teo ambavahadim-pahafatesana ary dia tsy navelan' ny adidy sy andraikitra hiala fa mbola maro ireo olona mila ny fanavotany 🔥❤

👉 Asa vaovao, fanafahana fianakaviana anaty fonja mafy fiarovana.
👉 Ady tsy an-kiato. Daroka. Fitsoahana

Hanao ahoana indray ny tohiny ??
⏰ Anio amin'ny 9 ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin' ny 👉 ❤ UPTV 🎥📺

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 " 𝐄𝐗𝐓𝐑𝐀𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝟐 "🎥
( 𝐀𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐓𝐡𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐀𝐩𝐫è𝐬 𝐚𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐜𝐮𝐥𝐞𝐮𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐬𝐮𝐫𝐯é𝐜𝐮 𝐚𝐮𝐱 é𝐯é𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐝𝐮 𝐩𝐫𝐞𝐦𝐢𝐞𝐫 𝐯𝐨𝐥𝐞𝐭, 𝐥𝐞 𝐦𝐞𝐫𝐜𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐚𝐮𝐬𝐭𝐫𝐚𝐥𝐢𝐞𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐟𝐨𝐫𝐜𝐞𝐬 𝐬𝐩é𝐜𝐢𝐚𝐥𝐞𝐬 𝐓𝐲𝐥𝐞𝐫 𝐑𝐚𝐤𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐝𝐞 𝐫𝐞𝐭𝐨𝐮𝐫 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐦𝐢𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐩é𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐮𝐬𝐞 : 𝐞𝐱𝐭𝐫𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐩𝐫𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐥𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐦𝐚𝐫𝐭𝐲𝐫𝐢𝐬é𝐞 𝐝'𝐮𝐧 𝐢𝐦𝐩𝐢𝐭𝐨𝐲𝐚𝐛𝐥𝐞 𝐠𝐚𝐧𝐠𝐬𝐭𝐞𝐫 𝐠é𝐨𝐫𝐠𝐢𝐞𝐧.

Mankasitraka anareo manaraka hatrany ny pejy sy ny  UP TV ✊😊  Atolotray ho anareo anio indray ary ny fizaràna fahatelo a...
17/07/2025

Mankasitraka anareo manaraka hatrany ny pejy sy ny UP TV ✊😊

Atolotray ho anareo anio indray ary ny fizaràna fahatelo amin'ilay horonantsary miaina LES REBELLES DE LA FORÊT 🥰🙏 na 👉 " 𝐋𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑Ê𝐓 𝟑" 😍
Anio amin'ny 2 ora folak'andro ( 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎) eto amin' ny UPTV📺❤️.
𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 "𝐋𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑Ê𝐓 𝟑 "
( 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐂𝐨𝐦é𝐝𝐢𝐞 )
à 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐋'𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐁𝐨𝐨𝐠 𝐞𝐭 𝐬𝐨𝐧 𝐚𝐦𝐢 𝐄𝐥𝐥𝐢𝐨𝐭 𝐥𝐞 𝐜𝐞𝐫𝐟 𝐩𝐫é𝐩𝐚𝐫𝐞𝐧𝐭 𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐯𝐨𝐲𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐩𝐫𝐢𝐧𝐭𝐞𝐦𝐩𝐬 𝐚𝐧𝐧𝐮𝐞𝐥. 𝐌𝐚𝐢𝐬 𝐪𝐮𝐚𝐧𝐝 𝐄𝐥𝐥𝐢𝐨𝐭𝐭 𝐚𝐧𝐧𝐮𝐥𝐞 à 𝐥𝐚 𝐝𝐞𝐫𝐧𝐢è𝐫𝐞 𝐦𝐢𝐧𝐮𝐭𝐞, 𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐞𝐮𝐱 𝐚𝐦𝐢𝐬 𝐬𝐞 𝐬é𝐩𝐚𝐫𝐞𝐧𝐭. 𝐃𝐮𝐫𝐚𝐧𝐭 𝐬𝐚 𝐫𝐨𝐮𝐭𝐞 𝐞𝐧 𝐬𝐨𝐥𝐢𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞, 𝐁𝐨𝐨𝐠 𝐫𝐞𝐧𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞, 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐮𝐧 𝐜𝐢𝐫𝐪𝐮𝐞, 𝐮𝐧 𝐠𝐫𝐢𝐳𝐳𝐥𝐢 𝐞𝐭 𝐮𝐧 𝐥𝐚𝐦𝐚 𝐪𝐮𝐢 𝐥𝐮𝐢 𝐩𝐫𝐨𝐩𝐨𝐬𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐞 𝐫𝐞𝐣𝐨𝐢𝐧𝐝𝐫𝐞.

🎬 𝐄𝐗𝐓𝐑𝐀𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 (𝟐𝟎𝟐𝟎):🔫 𝐓𝐲𝐥𝐞𝐫 𝐑𝐚𝐤𝐞 dia voahiraka manokana mba hanavotra an’i Ovi 🧒 , zazalahy  zanaki'ilay lehiben'ny tamb...
16/07/2025

🎬 𝐄𝐗𝐓𝐑𝐀𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 (𝟐𝟎𝟐𝟎):

🔫 𝐓𝐲𝐥𝐞𝐫 𝐑𝐚𝐤𝐞 dia voahiraka manokana mba hanavotra an’i Ovi 🧒 , zazalahy zanaki'ilay lehiben'ny tambazotra mpivarotra zava-mahadomelina, izay nalain’ny fahavalo tany Bangladesh 🏙️.
🔥 Ao an-tanàna feno jiolahy i Tyler no miatrika ady mahery sy fifanenjehana 💥 mba hitondra an’i Ovi ho any amin’ny toerana azo antoka 💪.
Rehefa mandeha ny fotoana, dia manomboka mahatoky azy ilay zazalahy ary miraikim-po aminy 🤝.

⏰ Anio amin'ny 9 ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin' ny 👉 ❤ UPTV 🎥📺

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 " 𝐄𝐗𝐓𝐑𝐀𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 "🎥
(𝐀𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐓𝐡𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐓𝐲𝐥𝐞𝐫 𝐑𝐚𝐤𝐞 𝐞𝐬𝐭 𝐮𝐧 𝐦𝐞𝐫𝐜𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐢𝐧𝐭𝐫é𝐩𝐢𝐝𝐞 𝐪𝐮𝐢 𝐭𝐫𝐚𝐯𝐚𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥'𝐨𝐦𝐛𝐫𝐞. 𝐀𝐥𝐨𝐫𝐬 𝐪𝐮'𝐢𝐥 𝐧'𝐚 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐫𝐢𝐞𝐧 à 𝐩𝐞𝐫𝐝𝐫𝐞, 𝐢𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐜𝐡𝐚𝐫𝐠é 𝐩𝐚𝐫 𝐮𝐧 𝐩𝐮𝐢𝐬𝐬𝐚𝐧𝐭 𝐜𝐚ï𝐝 𝐦𝐚𝐟𝐢𝐞𝐮𝐱, 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥'𝐡𝐞𝐮𝐫𝐞 𝐢𝐧𝐜𝐚𝐫𝐜é𝐫é, 𝐝𝐞 𝐬𝐚𝐮𝐯𝐞𝐫 𝐬𝐨𝐧 𝐟𝐢𝐥𝐬 𝐪𝐮𝐢 𝐚 é𝐭é 𝐞𝐧𝐥𝐞𝐯é. 𝐌𝐚𝐢𝐬 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐦𝐢𝐥𝐢𝐞𝐮 𝐠𝐥𝐚𝐮𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐩è𝐠𝐫𝐞, 𝐨ù 𝐬𝐞 𝐜ô𝐭𝐨𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐦𝐚𝐫𝐜𝐡𝐚𝐧𝐝𝐬 𝐝'𝐚𝐫𝐦𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐧𝐚𝐫𝐜𝐨𝐭𝐫𝐚𝐟𝐢𝐪𝐮𝐚𝐧𝐭𝐬, 𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐮𝐥𝐭𝐫𝐚-𝐩é𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐮𝐬𝐞 𝐝𝐞 𝐑𝐚𝐤𝐞 𝐟𝐫ô𝐥𝐞 𝐥'𝐢𝐦𝐩𝐨𝐬𝐬𝐢𝐛𝐥𝐞. 𝐄𝐭 𝐥𝐚 𝐯𝐢𝐞 𝐝𝐮 𝐦𝐞𝐫𝐜𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐞𝐭 𝐝𝐮 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞 𝐠𝐚𝐫ç𝐨𝐧 𝐫𝐢𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐝'𝐞𝐧 ê𝐭𝐫𝐞 𝐛𝐨𝐮𝐥𝐞𝐯𝐞𝐫𝐬é𝐞 à 𝐣𝐚𝐦𝐚𝐢𝐬…

Miarahaba antsika mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UP TV ✊ 😊    Mino izahay fa nankafizinareo ilay horonantsary miaina...
16/07/2025

Miarahaba antsika mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UP TV ✊ 😊

Mino izahay fa nankafizinareo ilay horonantsary miaina 𝐋𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑Ê𝐓 teto amin'ny UP TV omaly🥰🙏 ,
Mihezaka manome fahafahampo ho anareo hatrany izahay ,noho izany dia indro ary atolotra ampitiavana ho anareo anio ny fizarana faharoa na ny 👉 "𝐋𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑Ê𝐓 𝟐" 😍
Anio amin'ny 2 ora folak'andro ( 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎) eto amin' ny UPTV📺❤️.

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 "𝐋𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑Ê𝐓 𝟐 "
( 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 )
à 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐐𝐮𝐚𝐧𝐝 𝐥𝐞 𝐜𝐡𝐢𝐞𝐧 𝐖𝐞𝐞𝐧𝐢𝐞 𝐝é𝐜𝐢𝐝𝐞 𝐝𝐞 𝐬'𝐞𝐧𝐟𝐮𝐢𝐫 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐦𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐬𝐞𝐬 𝐦𝐚î𝐭𝐫𝐞𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐫𝐞𝐭𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞𝐫 à 𝐥'é𝐭𝐚𝐭 𝐬𝐚𝐮𝐯𝐚𝐠𝐞, 𝐢𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐤𝐢𝐝𝐧𝐚𝐩𝐩é 𝐩𝐚𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐛𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐝'𝐚𝐧𝐢𝐦𝐚𝐮𝐱 𝐝𝐨𝐦𝐞𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬 𝐪𝐮𝐢 𝐯𝐞𝐮𝐥𝐞𝐧𝐭 𝐥𝐞 𝐫𝐞𝐦𝐞𝐭𝐭𝐫𝐞 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐝𝐫𝐨𝐢𝐭 𝐜𝐡𝐞𝐦𝐢𝐧. 𝐁𝐨𝐨𝐠 𝐥𝐞 𝐠𝐫𝐢𝐳𝐳𝐥𝐢 𝐞𝐭 𝐄𝐥𝐥𝐢𝐨𝐭 𝐥𝐞 𝐜𝐞𝐫𝐟 𝐫𝐚𝐬𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞𝐧𝐭 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐥𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐚𝐦𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐟𝐨𝐫ê𝐭 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐯𝐞𝐧𝐢𝐫 𝐞𝐧 𝐚𝐢𝐝𝐞 𝐚𝐮 𝐭𝐞𝐜𝐤𝐞𝐥.𝐪𝐮'𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐥'𝐚𝐢𝐝𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐚𝐮𝐭𝐫𝐞𝐬 𝐚𝐧𝐢𝐦𝐚𝐮𝐱 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐟𝐨𝐫ê𝐭, 𝐢𝐥𝐬 𝐚𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐮𝐧𝐞 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞-𝐚𝐭𝐭𝐚𝐪𝐮𝐞𝐫 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐞𝐧𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞...

🎬" 𝐋𝐀 𝐂𝐇𝐔𝐓𝐄 𝐃𝐔 𝐏𝐑É𝐒𝐈𝐃𝐄𝐍𝐓 "🎬👤 "𝐌𝐢𝐤𝐞 𝐁𝐚𝐧𝐧𝐢𝐧𝐠" , mpiambina manokan’ny filoha amerikana "𝐀𝐥𝐥𝐚𝐧 𝐓𝐫𝐮𝐦𝐛𝐮𝐥𝐥", dia voampanga ho s...
15/07/2025

🎬" 𝐋𝐀 𝐂𝐇𝐔𝐓𝐄 𝐃𝐔 𝐏𝐑É𝐒𝐈𝐃𝐄𝐍𝐓 "🎬

👤 "𝐌𝐢𝐤𝐞 𝐁𝐚𝐧𝐧𝐢𝐧𝐠" , mpiambina manokan’ny filoha amerikana "𝐀𝐥𝐥𝐚𝐧 𝐓𝐫𝐮𝐦𝐛𝐮𝐥𝐥", dia voampanga ho saika hamono azy tamin’ny alalan’ny fanafihana drôna 🚁💥.
🏃‍♂️ Voatery mandositra izy satria heverina ho mpamadika ka tadiavin’ny manampahefana👮‍♂️🔍.
🕵️‍♂️ Miezaka mamantatra ny tena olonan-dratsy ity farany ary manaporofo fa tsy izy no meloka 📜.

⏰ Anio amin'ny 9 ora sy fahefany alina (𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓) eto amin' ny 👉 ❤ UPTV 🎥📺

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 " 𝐋𝐀 𝐂𝐇𝐔𝐓𝐄 𝐃𝐔 𝐏𝐑É𝐒𝐈𝐃𝐄𝐍𝐓"🎥
(𝐀𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐓𝐡𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐝𝐢𝐭 - 𝟏𝟐 𝐚𝐧𝐬
𝐕𝐢𝐜𝐭𝐢𝐦𝐞 𝐝’𝐮𝐧 𝐜𝐨𝐮𝐩 𝐦𝐨𝐧𝐭é, 𝐌𝐢𝐤𝐞 𝐁𝐚𝐧𝐧𝐢𝐧𝐠, 𝐚𝐠𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐬𝐞𝐫𝐯𝐢𝐜𝐞𝐬 𝐬𝐞𝐜𝐫𝐞𝐭𝐬, 𝐞𝐬𝐭 𝐚𝐜𝐜𝐮𝐬é 𝐝’ê𝐭𝐫𝐞 𝐥𝐞 𝐜𝐞𝐫𝐯𝐞𝐚𝐮 𝐝’𝐮𝐧𝐞 𝐭𝐞𝐧𝐭𝐚𝐭𝐢𝐯𝐞 𝐝’𝐚𝐬𝐬𝐚𝐬𝐬𝐢𝐧𝐚𝐭 𝐞𝐧𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐥𝐞 𝐩𝐫é𝐬𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐦é𝐫𝐢𝐜𝐚𝐢𝐧, 𝐀𝐥𝐥𝐚𝐧 𝐓𝐫𝐮𝐦𝐛𝐮𝐥𝐥. 𝐏𝐨𝐮𝐫𝐬𝐮𝐢𝐯𝐢 𝐩𝐚𝐫 𝐥𝐞 𝐅𝐁𝐈, 𝐢𝐥 𝐯𝐚 𝐝𝐞𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐜𝐨𝐦𝐛𝐚𝐭𝐭𝐫𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐬𝐮𝐫𝐯𝐢𝐯𝐫𝐞 𝐞𝐭 𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞𝐫 𝐥’𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭𝐢𝐭é 𝐝𝐞 𝐜𝐞𝐥𝐮𝐢 𝐪𝐮𝐢 𝐦𝐞𝐧𝐚𝐜𝐞 𝐥𝐚 𝐯𝐢𝐞 𝐝𝐮 𝐩𝐫é𝐬𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭…

Mitohy ny fiarahana eto amin' ny UPTV ❤️  ✅Ity horonantsary miaina mitondra ny lohateny "𝐋𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑Ê𝐓 " ity ...
15/07/2025

Mitohy ny fiarahana eto amin' ny UPTV ❤️

✅Ity horonantsary miaina mitondra ny lohateny "𝐋𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑Ê𝐓 " ity indray no entinay mamalifaly anareo ao antokatrano ao amin'ity anio ity ... 🥰 🙏
Anio amin'ny 2 ora folak'andro ( 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎) ary ny fotoanatsika eto amin' ny UPTV📺❤️.

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 "𝐋𝐄𝐒 𝐑𝐄𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑Ê𝐓 ! "
( 𝐀𝐯𝐞𝐧𝐭𝐮𝐫𝐞, 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐂𝐨𝐦é𝐝𝐢𝐞 )
à 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐃𝐞𝐩𝐮𝐢𝐬 𝐥𝐚 𝐧𝐮𝐢𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐭𝐞𝐦𝐩𝐬, 𝐥'𝐡𝐨𝐦𝐦𝐞 𝐚 𝐭𝐨𝐮𝐣𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐫é𝐠𝐧é 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐟𝐨𝐫ê𝐭, 𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐟𝐨𝐢𝐬, 𝐥𝐞𝐬 𝐜𝐡𝐨𝐬𝐞𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫𝐫𝐚𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐛𝐢𝐞𝐧 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐠𝐞𝐫...

𝐃𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐩𝐞𝐭𝐢𝐭𝐞 𝐯𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐓𝐢𝐦𝐛𝐞𝐫𝐥𝐢𝐧𝐞, 𝐁𝐨𝐨𝐠, 𝐮𝐧 𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐚𝐩𝐩𝐫𝐢𝐯𝐨𝐢𝐬é 𝐞𝐭 𝐡𝐞𝐮𝐫𝐞𝐮𝐱 𝐝𝐞 𝐥'ê𝐭𝐫𝐞, 𝐯𝐚 𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐬𝐚 𝐩𝐚𝐢𝐬𝐢𝐛𝐥𝐞 𝐞𝐱𝐢𝐬𝐭𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐛𝐨𝐮𝐥𝐞𝐯𝐞𝐫𝐬é𝐞 𝐩𝐚𝐫 𝐬𝐚 𝐫𝐞𝐧𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐄𝐥𝐥𝐢𝐨𝐭, 𝐮𝐧 𝐜𝐞𝐫𝐟 𝐬𝐚𝐮𝐯𝐚𝐠𝐞 𝐚𝐮𝐬𝐬𝐢 𝐦𝐚𝐢𝐠𝐫𝐢𝐜𝐡𝐨𝐧 𝐪𝐮𝐞 𝐛𝐚𝐯𝐚𝐫𝐝.

𝐄𝐥𝐥𝐢𝐨𝐭 𝐚𝐫𝐫𝐢𝐯𝐞 à 𝐜𝐨𝐧𝐯𝐚𝐢𝐧𝐜𝐫𝐞 𝐁𝐨𝐨𝐠 𝐝𝐞 𝐪𝐮𝐢𝐭𝐭𝐞𝐫 𝐬𝐚 𝐯𝐢𝐞 𝐝𝐞 𝐫ê𝐯𝐞 𝐚𝐮𝐩𝐫è𝐬 𝐝𝐞 𝐁𝐞𝐭𝐡, 𝐥𝐚 𝐫𝐚𝐧𝐠𝐞𝐫 𝐪𝐮𝐢 𝐥'𝐚 é𝐥𝐞𝐯é 𝐝𝐞𝐩𝐮𝐢𝐬 𝐪𝐮'𝐢𝐥 𝐞𝐬𝐭 𝐨𝐮𝐫𝐬𝐨𝐧, 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐫 "𝐯𝐢𝐯𝐫𝐞 𝐞𝐧 𝐥𝐢𝐛𝐞𝐫𝐭é 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞"... 𝐌𝐚𝐢𝐬 𝐁𝐨𝐨𝐠 𝐢𝐠𝐧𝐨𝐫𝐞 𝐭𝐨𝐮𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐯𝐢𝐞 𝐬𝐚𝐮𝐯𝐚𝐠𝐞, 𝐞𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐜𝐡𝐨𝐬𝐞𝐬 𝐯𝐨𝐧𝐭 𝐯𝐢𝐭𝐞 𝐝é𝐫𝐚𝐩𝐞𝐫. 𝐀𝐯𝐞𝐜 𝐥'𝐨𝐮𝐯𝐞𝐫𝐭𝐮𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐜𝐡𝐚𝐬𝐬𝐞 𝐞𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐜𝐡𝐚𝐬𝐬𝐞𝐮𝐫𝐬 à 𝐥𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐭𝐫𝐨𝐮𝐬𝐬𝐞𝐬, 𝐄𝐥𝐥𝐢𝐨𝐭 𝐝𝐨𝐢𝐭 𝐚𝐛𝐬𝐨𝐥𝐮𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐢𝐝𝐞𝐫 𝐁𝐨𝐨𝐠 à 𝐫é𝐯𝐞𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫 𝐬𝐞𝐬 𝐢𝐧𝐬𝐭𝐢𝐧𝐜𝐭𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐪𝐮'𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐥'𝐚𝐢𝐝𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐚𝐮𝐭𝐫𝐞𝐬 𝐚𝐧𝐢𝐦𝐚𝐮𝐱 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐟𝐨𝐫ê𝐭, 𝐢𝐥𝐬 𝐚𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐮𝐧𝐞 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞-𝐚𝐭𝐭𝐚𝐪𝐮𝐞𝐫 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐞𝐧𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞...

🎥🎥 𝐑𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐭𝐚𝐟𝐢𝐤𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐨𝐫𝐨𝐡𝐨𝐫𝐨 𝐊𝐨𝐫𝐞𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐁𝐥𝐚𝐧𝐜𝐡𝐞, 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐨𝐝𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐀𝐦𝐞𝐫𝐢𝐤𝐚....
14/07/2025

🎥🎥 𝐑𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐭𝐚𝐟𝐢𝐤𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐨𝐫𝐨𝐡𝐨𝐫𝐨 𝐊𝐨𝐫𝐞𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐁𝐥𝐚𝐧𝐜𝐡𝐞, 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐨𝐝𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐀𝐦𝐞𝐫𝐢𝐤𝐚. 𝐕𝐨𝐚𝐛𝐚𝐛𝐨 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐲 𝐛𝐮𝐧𝐤𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲.

𝐅𝐚 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐨𝐧𝐣𝐲 𝐚𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨:
🧍‍♂️ 𝐌𝐢𝐤𝐞 𝐁𝐚𝐧𝐧𝐢𝐧𝐠, 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚, 𝐯𝐨𝐚𝐫𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐝𝐢𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐨𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚.

𝐌𝐢𝐚𝐝𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐳𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐞𝐧𝐨 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐯𝐚𝐥𝐨, 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲:
✅ 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚
✅ 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚
Anio alina eto amin' ny ❤ UPTV 🎥📺

𝐋𝐞 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐥𝐥𝐞𝐳 𝐫𝐞𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞𝐫 𝐜𝐞 𝐬𝐨𝐢𝐫
🎥 " 𝐋𝐀 𝐂𝐇𝐔𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐌𝐀𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐁𝐋𝐀𝐍𝐂𝐇𝐄*"🎥
( 𝐀𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧, 𝐓𝐡𝐫𝐢𝐥𝐥𝐞𝐫)
à 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍 sur 😍𝐔𝐏𝐓𝐕 😍
𝐒𝐲𝐧𝐨𝐩𝐬𝐢𝐬
𝐌𝐢𝐤𝐞 𝐁𝐚𝐧𝐧𝐢𝐧𝐠, 𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐧 𝐠𝐚𝐫𝐝𝐞 𝐝𝐮 𝐜𝐨𝐫𝐩𝐬 𝐝𝐮 𝐩𝐫é𝐬𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 É𝐭𝐚𝐭𝐬-𝐔𝐧𝐢𝐬, 𝐬’𝐨𝐜𝐜𝐮𝐩𝐞 𝐝é𝐬𝐨𝐫𝐦𝐚𝐢𝐬 𝐝𝐞𝐬 𝐛𝐚𝐬𝐬𝐞𝐬 𝐛𝐞𝐬𝐨𝐠𝐧𝐞𝐬 𝐝𝐞𝐬 𝐬𝐞𝐫𝐯𝐢𝐜𝐞𝐬 𝐬𝐞𝐜𝐫𝐞𝐭𝐬. 𝐋𝐨𝐫𝐬𝐪𝐮’𝐮𝐧 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐨 𝐧𝐨𝐫𝐝-𝐜𝐨𝐫é𝐞𝐧 𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐮𝐧𝐞 𝐚𝐭𝐭𝐚𝐪𝐮𝐞 𝐬𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐌𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐁𝐥𝐚𝐧𝐜𝐡𝐞, 𝐩𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐭 𝐞𝐧 𝐨𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐥𝐞 𝐩𝐫é𝐬𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐦é𝐫𝐢𝐜𝐚𝐢𝐧 𝐞𝐭 𝐬𝐨𝐧 𝐟𝐢𝐥𝐬, 𝐢𝐥 𝐬𝐞 𝐫𝐞𝐭𝐫𝐨𝐮𝐯𝐞 𝐬𝐞𝐮𝐥 à 𝐩𝐨𝐮𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐯𝐞𝐧𝐢𝐫 𝐞𝐧 𝐚𝐢𝐝𝐞. 𝐃𝐞𝐮𝐱 𝐚𝐧𝐬 𝐚𝐩𝐫è𝐬 𝐚𝐯𝐨𝐢𝐫 é𝐭é 𝐭𝐞𝐧𝐮 𝐫𝐞𝐬𝐩𝐨𝐧𝐬𝐚𝐛𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐦𝐨𝐫𝐭 𝐚𝐜𝐜𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐏𝐫𝐞𝐦𝐢è𝐫𝐞 𝐃𝐚𝐦𝐞, 𝐢𝐥 𝐯𝐚 𝐩𝐨𝐮𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐟𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐩𝐫𝐞𝐮𝐯𝐞 𝐝𝐞 𝐬𝐚 𝐥𝐨𝐲𝐚𝐮𝐭é 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐬𝐚 𝐛𝐫𝐚𝐯𝐨𝐮𝐫𝐞.

Mitohy ny fiarahana eto amin' ny UPTV ❤️  ✅Andao hanaraka ny aventure an i  𝐏𝐞𝐧𝐠 sy 𝐂𝐡𝐚𝐨 ary  𝐂𝐡𝐢 ... 🥰 🙏Anio folak'andr...
14/07/2025

Mitohy ny fiarahana eto amin' ny UPTV ❤️

✅Andao hanaraka ny aventure an i 𝐏𝐞𝐧𝐠 sy 𝐂𝐡𝐚𝐨 ary 𝐂𝐡𝐢 ... 🥰 🙏
Anio folak'andro eto amin' ny UPTV📺❤️.

𝓥𝓸𝓽𝓻𝓮 𝓯𝓲𝓵𝓶 𝓭'𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 𝓭𝓮 𝓬𝓮𝓽 𝓪𝓹𝓻è𝓼 -𝓶𝓲𝓭𝓲
🎥 "𝐃𝐄𝐒𝐓𝐈𝐍𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐏É𝐊𝐈𝐍 ! "
( 𝐀𝐯𝐞𝐧𝐭𝐮𝐫𝐞, 𝐀𝐧𝐢𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 )
à 𝟏𝟒𝐇𝟎𝟎 𝐌𝐈𝐍 sur 𝐔𝐏 𝐓𝐕 😍
𝐒𝐘𝐍𝐎𝐏𝐒𝚰𝐒 :
𝐏𝐞𝐧𝐠 𝐞𝐬𝐭 𝐮𝐧 𝐣𝐚𝐫𝐬 𝐜𝐚𝐬𝐬𝐞-𝐜𝐨𝐮, 𝐟𝐚𝐫𝐜𝐞𝐮𝐫 𝐞𝐭 𝐝𝐫𝐚𝐠𝐮𝐞𝐮𝐫. 𝐀 𝐟𝐨𝐫𝐜𝐞 𝐝’𝐚𝐜𝐫𝐨𝐛𝐚𝐭𝐢𝐞𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 é𝐩𝐚𝐭𝐞𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐣𝐨𝐥𝐢𝐞𝐬 𝐨𝐢𝐞𝐬, 𝐢𝐥 𝐬𝐞 𝐛𝐥𝐞𝐬𝐬𝐞 𝐞𝐭 𝐝𝐨𝐢𝐭 𝐫𝐞𝐧𝐨𝐧𝐜𝐞𝐫 à 𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐫 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐥𝐞𝐬 𝐨𝐢𝐞𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐦𝐢𝐠𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐚𝐧𝐧𝐮𝐞𝐥𝐥𝐞.

𝐈𝐥 𝐫𝐞𝐧𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐚𝐥𝐨𝐫𝐬 𝐂𝐡𝐚𝐨 𝐞𝐭 𝐂𝐡𝐢, 𝐝𝐞𝐮𝐱 𝐩𝐞𝐭𝐢𝐭𝐬 𝐜𝐚𝐧𝐞𝐭𝐨𝐧𝐬, é𝐠𝐚𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐬é𝐩𝐚𝐫é𝐬 𝐝𝐞 𝐥𝐞𝐮𝐫 𝐠𝐫𝐨𝐮𝐩𝐞. 𝐀𝐮𝐜𝐮𝐧 𝐧𝐞 𝐩𝐞𝐮𝐭 𝐯𝐨𝐥𝐞𝐫 ? 𝐐𝐮’𝐢𝐦𝐩𝐨𝐫𝐭𝐞, 𝐢𝐥𝐬 𝐝é𝐜𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐫 𝐭𝐨𝐮𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐭𝐫𝐨𝐢𝐬, à 𝐭𝐫𝐚𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐭𝐨𝐮𝐭𝐞 𝐥𝐚 𝐂𝐡𝐢𝐧𝐞, 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐮𝐧𝐞 𝐠𝐫𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐦𝐢𝐠𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧… à 𝐩𝐢𝐞𝐝 !

𝐂𝐡𝐚𝐨 𝐞𝐭 𝐂𝐡𝐢 𝐬𝐞 𝐟𝐨𝐧𝐭 𝐮𝐧 𝐦𝐚𝐥𝐢𝐧 𝐩𝐥𝐚𝐢𝐬𝐢𝐫 à 𝐭𝐚𝐪𝐮𝐢𝐧𝐞𝐫 𝐏𝐞𝐧𝐠, 𝐪𝐮𝐢 𝐝é𝐜𝐨𝐮𝐯𝐫𝐞 𝐛𝐢𝐞𝐧 𝐦𝐚𝐥𝐠𝐫é 𝐥𝐮𝐢 𝐥𝐞𝐬 𝐢𝐧𝐜𝐨𝐧𝐯é𝐧𝐢𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐝’𝐮𝐧 𝐯𝐨𝐲𝐚𝐠𝐞 𝐚𝐯𝐞𝐜 𝐝𝐞𝐬 𝐩𝐞𝐭𝐢𝐭𝐬 𝐜𝐚𝐧𝐞𝐭𝐨𝐧𝐬 𝐟𝐚𝐜é𝐭𝐢𝐞𝐮𝐱 ! 𝐋𝐞𝐬 𝐩é𝐫𝐢𝐩é𝐭𝐢𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐛𝐥𝐚𝐠𝐮𝐞𝐬 𝐧𝐞 𝐯𝐨𝐧𝐭 𝐩𝐚𝐬 𝐦𝐚𝐧𝐪𝐮𝐞𝐫 𝐥𝐨𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐞𝐱𝐩é𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 à 𝐩𝐢𝐞𝐝 𝐭𝐫è𝐬 𝐦𝐨𝐮𝐯𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭é𝐞 !

Miarahaba anareo mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UPTV ❤✊ Tsy atao ambanin-javatra ny fitiavanareo ny horonantsary ale...
14/07/2025

Miarahaba anareo mpanaraka tsy tapaka ny pejy sy ny UPTV ❤✊

Tsy atao ambanin-javatra ny fitiavanareo ny horonantsary alefa eto amin' ny ❤ UPTV📺 Ka indro atolotray ampitiavana ireto horonantsary voafantina ireto entina indray ho antsika rehetra mpanaraka ny UPTV mandritra ity herinandro ity 📺❤

✅ 𝐋𝐀 𝐂𝐇𝐔𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐌𝐀𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐁𝐋𝐀𝐍𝐂𝐇𝐄 📽
✅ 𝐋𝐀 𝐂𝐇𝐔𝐓𝐄 𝐃𝐔 𝐏𝐑É𝐒𝐈𝐃𝐄𝐍𝐓📽
✅ 𝐄𝐗𝐓𝐑𝐀𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 📽
✅ 𝐄𝐗𝐓𝐑𝐀𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝟐 📽
✅ 𝐍𝐎 𝐃𝐎𝐑𝐌𝐈𝐑Á𝐒📽


👉Aza adinoina ary ny fotoanantsika 😊 Ny 𝐀𝐥𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐢𝐧𝐲 hatramin' ny 𝐙𝐨𝐦𝐚 amin' ny 𝟐𝟏𝐇𝟏𝟓 Alina

.❤ Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra ary aza misaraka amin'ny UPTV😊📺

⚽️ 𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 ⚽️Lalao famaranana ao anatin' ny  🏆 𝐂𝐎𝐔𝐏𝐄 𝐃𝐔 𝐌𝐎𝐍𝐃𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐂𝐋𝐔𝐁𝐒 🏆 eto amin'ny   ❤ 𝐒𝐓𝐀𝐑𝐓𝐈𝐌𝐄𝐒 𝐬𝐲 𝐔𝐏𝐓𝐕📺  At...
13/07/2025

⚽️ 𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 ⚽️

Lalao famaranana ao anatin' ny 🏆 𝐂𝐎𝐔𝐏𝐄 𝐃𝐔 𝐌𝐎𝐍𝐃𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐂𝐋𝐔𝐁𝐒 🏆 eto amin'ny ❤ 𝐒𝐓𝐀𝐑𝐓𝐈𝐌𝐄𝐒 𝐬𝐲 𝐔𝐏𝐓𝐕📺 Ato anatin' ny kitra mivantana ✊ .

Iza no hibata ny amboara ? Chelsea sa ny PSG ? .Matoa samy tonga amin' ny lalao famaranana dia samy mahay izany !Manana tombony ny PSG raha ny lalana efa vitan' izy ireo tamin' ity Coupe du mondes des clubs ity .Maro ireo ekipa andrarezina ao europa no efa resin' izy ireo .Ary mbola hery be ho azy ihany koa ny maha Champion d europe azy .

𝐀𝐧𝐢𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧 𝐬𝐢𝐯𝐲 𝐨𝐫𝐚 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐢𝐧𝐚 ( 𝟎𝟗𝐇𝟑𝟎) dia efa hiaina sahady ao anatin' ireo famakafakana maro samihafa isika ary indrindra ny jery todika nandritra izay lalao rehetra izay ao anatin' ny 𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 ⚽️ .
Ho resahana manokana ihany koa ny Programme an ny resaka baolina kitra ao anatin' ny STARTIMES ⚽️📺.

👉 Tohano ary ny ekipanao andao ampiaina mivantana ity lalao ity ❤ ⚡️

🎥 𝐃𝐈𝐌𝐀𝐍𝐂𝐇𝐄 𝟏𝟑 𝐉𝐔𝐈𝐋𝐄𝐓 𝟐𝟎𝟐𝟓

𝐂𝐇𝐄𝐋𝐒𝐄𝐀 𝐕𝐒 𝐏𝐀𝐑𝐈𝐒 𝐒𝐀𝐈𝐍𝐓 𝐆𝐄𝐑𝐌𝐀𝐈𝐍 ( 𝐏𝐒𝐆) ⏰ 𝟐𝟐𝐇𝟎𝟎⚽️⏰

Ho tantaraina amin' ny fiteny malagasy Ranoray miaraka amin' i 🎙𝐇𝐀𝐉𝐀 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀 sy 🎙 𝐑𝐀𝐓𝐎𝐕𝐎𝐒𝐎𝐍 𝐄𝐃𝐎𝐔𝐀𝐑𝐃 𝐝𝐢𝐭 𝐑𝐚 𝐘𝐞𝐬𝐭 .
𝐀𝐥𝐞𝐟𝐚𝐬𝐨 𝐧𝐲 𝐩𝐫𝐨𝐧𝐨𝐬𝐭𝐢𝐜 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐩𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧' 𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 ☎️𝟎𝟑𝟒𝟑𝟓𝟑𝟓𝟎𝟑𝟓 ☎️𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧' 𝐢𝐭𝐲 𝐩𝐮𝐛𝐥𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐭𝐲 🔥😁⚽️.

Aza misaraka amin' ny 𝐔𝐏𝐓𝐕 ⚽️♥ .

Address

Tanjombato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UP TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category