AEGM Barikadimy

AEGM Barikadimy compétences et puis opportunité

01/11/2025

Ho anareo izay Vonona hianatra hiteny "Anglais (parler et écoute)".
Ny fikambanana AEGM sy MIRANAGA GROUP dia manome cours de langue Anglais ao anatin'ny "4 mois".

✅ Fotoana hianarana :
• Mianatra " 1H 30" isaka ariva ,intelo (03) isaka herein'andro. Ao anatin'ny 04 mois

✅ Tombony ho antsika mpianatra :
• Fotoana natao tsy anakana ny "emplois du temps" eny am-pianarana sy ireo fanadinana isan-karazany.
• Mitohy ny fianarana na dia lavitra aza ianareo
✅ Ny fomba fianarana :
• Mianatra en ligne avy amin'ny application ZOOM( amin'ny halalan'ny vidéo mivantana, miaraka amin'ny pratique), Hampianarin'ny Bureau AEGM ny manao azy.

✅ Ahoana ny fomba hisitrahana ilay izy:
• Misoratra anarana amin'ny Rod Rique na miantso ny laharana +261 38 15 349 50
• Mampiseho taratasy ny fikambanana( adhésion) dia mandoa ny frais d'inscription (10 000ar)

✅ Fanombohany ?:
Lundi (03 Novembre) dia efa mianatra

Mandroso hasina daholo

Réunion Promotion KINTANA ❤️Tôko tapaka vilaña mitongilaña raha tsy mety aremiñy✨
24/10/2025

Réunion Promotion KINTANA ❤️

Tôko tapaka vilaña mitongilaña raha tsy mety aremiñy✨

🚨 PROMOTION KINTANA🚨AEGM Barikadimy M1 GESTION BARIKADIMY 2024-2025 M1  GESTION BARIKADIMY  (2023-2024)
20/10/2025

🚨 PROMOTION KINTANA🚨

AEGM Barikadimy
M1 GESTION BARIKADIMY 2024-2025
M1 GESTION BARIKADIMY (2023-2024)

Ho fanatanterahana ny hetsika fanavaozana ny Salle Grand Amphi, dia manentana antsika mpianatra rehetra hifanome tanana ...
20/10/2025

Ho fanatanterahana ny hetsika fanavaozana ny Salle Grand Amphi, dia manentana antsika mpianatra rehetra hifanome tanana amin’ny asa fanavaozana izay atao rahampitso faha 21 oktobra amin’ny 8 ora maraina, eo anoloan’ny Grand Amphi.

Tongava maro ! 🤝

Participer à l’amélioration de son lieu d’étude, c’est déjà honorer la valeur de l’éducation. 😉

SAMIA MITONDRA ANJARA BIRIKY 🇲🇬❤️

18/10/2025

Iza daholo liana hianatra Anglais

Collaboration Loading ...

01/10/2025

✊✊

🚨FANAMBARANA🚨AEGM Barikadimy AEGM  Officiel(Association des Étudiants de Gestion de Madagascar)
28/09/2025

🚨FANAMBARANA🚨
AEGM Barikadimy
AEGM Officiel(Association des Étudiants de Gestion de Madagascar)

28/09/2025

𝑭𝒂𝒎𝒑𝒂𝒉𝒂𝒕𝒔𝒊𝒂𝒉𝒊𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏' 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒏𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒗𝒂𝒕𝒔𝒊𝒎-𝒑𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 (𝑹𝑬́𝑪𝑳𝑨𝑴𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵)

➡️ Hatao manomboka ny alatsinainy 29 septambra 2025 amin’ny 9 ora maraina

📍 Toerana : Hexagone Barikadimy

👉 Araka ny fandaharam-potoana efa napetraka.

Source : université de Toamasina
AEGM Barikadimy

23/09/2025

Bonjour les Gars😉
✅ Misy offre de Gestion de client any amin'ny BAOBAB BANK 🤝
✅ jereo le cite njareo de alefaso ny CV sy LM na tônga de atero any amin'ny Baobab androany.

Magnatoro ny Opportunité ny anajaranay ,maka anajy ny anjara nw🤝

AEGM Barikadimy

19/09/2025

Address

Barikadimy
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AEGM Barikadimy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share