Studio Fanako Tamatave

Studio Fanako Tamatave Salle de répétition
Studio d'enregistrement
Photographie et Vidéo

10/06/2025

Bonjour tout les mondes.
1-Changement d'horaire et TARIF pour les réservations de dimanche après-midi.
2-Horaire disponible de:15h à 17h.TARIF:10000Ar/H(Forfait de 2h minimum)
3-Pour le Samedi:de 7h à 12h
Le soir 18h à 20h(Sur sûr rendez-vous) changement appliqué à partir d'aujourd'hui.
4-Horaire d'ouverture:Lundi au vendredi (7h à 19h30).
Contact :0346667117.

13/11/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Norutiana Alpha, Leu Tou

11/10/2024

Miarahaba antsika rehetra.izahay ato Studio Fanako Tamatave Dia mandray olona isan'andro manomboka lundi au samedi.ny alahady maraina ihany no tsy mandray ny alahady hariva kosa sur rendez-vous.Na analazy enao na koa anao répétition Dia tongava fa vonona handray anao hatrany izahay maro no efa nandalo f d enao sisa andrasana.ny contact azahoana anay moa Dia ny 0346667117 na ny 0324797939 afaka mandefa mp ihany koa.

12/03/2024

FANEHOAN-KEVITRO IHANY ITY KA AZA TSINY !

Eny, iaraha-mahalala fa fironana mahery vaika amin'izao andron'ny fandrosoana sy fanatontoloana izao ny resaka "hala-tahaka" sy "indrana" ary tafiditra anatin'izany ny ara-mozika toy ny cover, plagiat, reprise, remix, ... na izay fomba hilazantsika azy rehetra.

Fa aza adino, fa ny famoronana ara-mozika dia aingam-panahy, izany hoe misy "FANAHINY" ny hira ary Fanahy koa no tezainy aty amin'ny mpihaino.

Ka noho izany dia aoka ho hajaintsika izay mihindrana azy izay Fanahy namoronana azy izay mba tsy hanafitohana ny fanahy rehetra izay notezainy.

Fa aiza kosa ve hiram-pahoriana aza ny an'ny sasany lasa dance hall ???

-tsaina izany! izany hoe hikoloina ny saina.

Am-bava homana .....

@à la une
11/03/2024

@à la une

Address

Immeuble VEROVERO Morafeno
Toamasina
501

Telephone

+261324797939

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studio Fanako Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share