CFTD Toamasina

  • Home
  • CFTD Toamasina

CFTD Toamasina CENTRE DE FORMATION TRANSIT EN DOUANE AGRÉER PAR L'ETAT
⚓AGENT TRANSIT
⚓DECLARANT EN DOUANE

03/03/2024
Maniry te hanao izany asany transitaire izany ve ianao ?Natao ho anao ity fiofanana ity, Fiofanana "Transit En Douane " ...
14/01/2024

Maniry te hanao izany asany transitaire izany ve ianao ?

Natao ho anao ity fiofanana ity,
Fiofanana "Transit En Douane " izay hiaranao ny asa rehetra ka hahatonganao ho lasa transitaire.
Manasanao hisoratra anarana fa efa misokatra ny fisoratana anarana ary voafetra ihany ny toerana.
Mahazo certificat raha mavita ny fiofanana
Misy stage pratique ihany koa mba hahfehezanao ny asa tsara, aza tara eee
Fidirana: 05-02-2024
Toerana: Mangarivotra Sud ampitany église Saint Paul akaiky école caneton
Tel: 034 63 250 06

" hakino aminay ny fitokisanao dia ho tanteraka ny fanirianao "

🎉🎉PACK FORMATION TRANSIT EN DOUANE AVEC RÉDUCTION 25%🎉🎉Te hianatra ny asa sy ny fomba rehetra atao amin'ny famohana sy f...
16/12/2023

🎉🎉PACK FORMATION TRANSIT EN DOUANE AVEC RÉDUCTION 25%🎉🎉
Te hianatra ny asa sy ny fomba rehetra atao amin'ny famohana sy fampidirana entana ao sy aéroport ve ianao ?
Natokana ho anao ity formation izay hatolotray anao ty.
Aza misalasala ary ianao manantona aty Mangarivotra Sud akaiky école caneton
Fa efa misokatra ny fisoratana anarana ary voafetra ihany koa ny toerana
Fidirana 08-01-2024
Téléphone 034 63 250 06

🎉🎉PROMOTION DE FORMATION TRANSIT EN DOUANE 🎉🎉➡️Amin'izao farany taona izao dia faly izahay ato  no manolotra promotion h...
11/12/2023

🎉🎉PROMOTION DE FORMATION TRANSIT EN DOUANE 🎉🎉
➡️Amin'izao farany taona izao dia faly izahay ato no manolotra promotion ho antsika rehetra izay liana amin'ny "formation Transit En Douane"
➡️Natao promotion satria raha misoratra anarana ianao manomboka @17-12-23 hatry @07-01-24 dia mahazo réduction 25% izay naloanao.
➡️Hararaoty fa mandalo ihany izany ka tongava misoratra anarana fa voafetra ihany ny toerana.
➡️Ny fiofanana dia "pratique"manaraka ny toetrandro sy ny fandaharanasan'ny "Douane "
➡️Ka tsy misy ataoranao ary misy "stage pratique " sy fizarana certificat rehefa vita ny fiofanana
➡️Raha mahaliana anao ary izany dia manasanao ho tonga aty birao: Mangarivotra Sud Tamatave ampitany église Saint Paul akaiky école caneton
➡️Fidirana: 08-01-2024
➡️Fisoratana anarana : 034 63 250 06/032 19 876 29, na manantona aty voalaza etsy ambony

TONGA NDRAY NY FOTOANA  FIOFANANA MANARAKA IRETO. KA TONGAVA MISORATRA ANARANA FA VOAFETRA IHANY NY TOERANA TOERANA : MA...
21/11/2023

TONGA NDRAY NY FOTOANA FIOFANANA MANARAKA IRETO.
KA TONGAVA MISORATRA ANARANA FA VOAFETRA IHANY NY TOERANA
TOERANA : MANGARIVOTRA SUD AMPITANY SAINT PAUL, AKAIKY ÉCOLE CANETON
TEL: 034 63 250 06
➡️NY TENA MAMPIAVAKANAY ATO @ CFTD TOAMASINA DIA NY FAHAIZANIREO MPAMPIANATRA MAMPITA NY FAHAIZANY AMINIREO MPIANATRA MANDRATO FAHALALANA ATO AMINAY FA INDRINDRA NY FANANAY IREO SOCIÉTÉ TRANSIT MIARA-MIASA AMINAY IREO MPIANATRA HANAO STAGE PRATIQUE AO AMINIZAREO MBA HAFAHANY MPIANATRA MIATRIKA ASA AVY HATRANY RAHA MAHAVITA NY FIOFANANA.

➡️TE HO LASA TRANSITAIRE VE IANAO ?➡️TE HIANATRA NY FOMBA REHETRA ATAO VE IANAO REHEFA HAPIDITRA SY HAMOAKA ENTANA AO AM...
18/10/2023

➡️TE HO LASA TRANSITAIRE VE IANAO ?
➡️TE HIANATRA NY FOMBA REHETRA ATAO VE IANAO REHEFA HAPIDITRA SY HAMOAKA ENTANA AO AMIN'NY PORT SY AÉROPORT?
➡️TE HISEHATRA AMIN'NY RESAKA ASA TRANSIT VE IANAO ?
➡️TIANAO HO FANTATRA DAHOLO VE NY TARATASY ILAINA SY IREO BIRAO ANDEHANANA REHEFA HAFATATRA SY HANDEFA NA HANONDRANA ENTANA MAKANY IVELANY IANAO ?
➡️IREO FANONTANIANA IREO DIA HO VALIANA AMIN'NY FORMATION TRANSIT EN DOUANE ATO AMIN'NY CFTD TOAMASINA
➡️ MANGARIVOTRA SUD AKAIKY ÉCOLE CANETON
➡️EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA ARY VOAFETRA IHANY NY TOERANA.
FIDIRANA : 11 DÉCEMBRE 2023
TEL 034 63 250 06

❤️❤️ALLO!! ALLO!! TAMATAVE SY IZAY LIANA  MANARAKA IRETO FIDIRANA MANARAKA : 06/11/23VONJEOVONJEO FA VOAFETRA IHANY NY T...
02/10/2023

❤️❤️ALLO!! ALLO!! TAMATAVE SY IZAY LIANA MANARAKA IRETO
FIDIRANA MANARAKA : 06/11/23
VONJEOVONJEO FA VOAFETRA IHANY NY TOERANA

14/08/2023

❤️❤️ Fidirana vaovao ato TOAMASINA ❤️❤️
Amin'ireto fiofanana manaraka ireto :
➡️Transit En Douane
➡️Comptabilité
➡️Secrétariat
➡️Ressources humaines
➡️Informatique bureautique
➡️Maintenance informatique
➡️Montage vidéo et photo
➡️Langues: ANGLAIS-FRANÇAIS 🇱🇷🇨🇵
➡️Call center
Efa misokatra ny fisoratana anarana
Vonjeo malaky Sao tara fa voafetra ny toerana
Mahazo certificat raha mavita ny fiofanana
Fidirana: 06/11/2023
Toerana : MANGARIVOTRA SUD AMPITANY SAINT PAUL, AKAIKY école caneton
Téléphone 034 63 250 06

CENTRE DE FORMATION TRANSIT EN DOUANE AGRÉER PAR L'ETAT
⚓AGENT TRANSIT
⚓DECLARANT EN DOUANE

BONJOUR À TOUS !! Tonga ny fidirana manaraka ato  TOAMASINA.  TRANSIT EN DOUANE, LANGUES ET INFORMATIQUE. FIDIRANA : 23/...
02/07/2023

BONJOUR À TOUS !! Tonga ny fidirana manaraka ato TOAMASINA.
TRANSIT EN DOUANE, LANGUES ET INFORMATIQUE.
FIDIRANA : 23/07/23

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFTD Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CFTD Toamasina:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share