Rv Agency officiel Tamatave

Rv Agency officiel Tamatave Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rv Agency officiel Tamatave, Modeling Agency, Toamasina.

Max de jaime svp 🙏🙏🙏
03/09/2022

Max de jaime svp 🙏🙏🙏

MISS SAVA

RANDRIANOELISOA Erica

1m 69

De SAMBAVA

🛑🛑 ity ilay nandrasanareo rehetra izay any tamatave 🛑🛑        🇲🇬🇲🇬Grand CASTING 🇲🇬🇲🇬TANORA ENAO lahy na vavy (16 a 26 an...
31/08/2022

🛑🛑 ity ilay nandrasanareo rehetra izay any tamatave 🛑🛑
🇲🇬🇲🇬Grand CASTING 🇲🇬🇲🇬
TANORA ENAO lahy na vavy (16 a 26 ans ) te ho lasa Miss et Mister La plus belle et le plus beau jeune de Tamatave ?
Tongava misoratra anarana amin'ny Asabotsy 03 septembra 2022 izao ao amin'ny CJST ( CRJS ) ao amin'ny 1ère étage amin'ny 9h30 katram'ny 17h

Ary raha te ho lasa :
Mannequin
Modèl(e) photo
Figurante clip
Make up artiste professionnel
Dia mila vevavy 1m60 , ny lehilahy 1m70

Casting 5000ar
Infoline 0326133978

Tongava maro Loka goavana be no ho zaraina hoan'ny mpandresy sy hoan'izay miditra mannequin

30/08/2022
27/07/2022

🥳Arahabaina i Christian Ratovonony amin' izao tsingerin-taona nahaterahany androany izao 🤩 Mirary soa ho azy 😇

26/07/2022

Clarissa Notre gagnante Ambassadrice 2022 est parmis les Miss île De Madagascar 2022

Team Rv agency officiel 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Tanora lahy na vavy ( 16-. 26 ans) ve enao? Liana amin'ny Tontolon'ny Lamody? Te ho lasa : Miss et Mister MannequinModèl...
25/07/2022

Tanora lahy na vavy ( 16-. 26 ans) ve enao?
Liana amin'ny Tontolon'ny Lamody?
Te ho lasa :
Miss et Mister
Mannequin
Modèl photo
Figurante clip

Aza misalasala Mandefa Mp ao amin'ny page Rv agency officiel fa rasinay antanandroa ianareo rehetra ( Mandray débutant(e) izahay)

Rv agency officiel 🇲🇬🇲🇬
Votre rêve, Notre objectif 🎁🎁🎁

Te ho lasa Mannequin matiahina ve enao? Te ho lasa Miss et Mister 2022? Tongava mp ao amin'ny page Rv agency officiel 🇲🇬...
20/07/2022

Te ho lasa Mannequin matiahina ve enao?
Te ho lasa Miss et Mister 2022?
Tongava mp ao amin'ny page Rv agency officiel 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

28/06/2022

Les 2 Mannequins chez Rv agency officiel sont coiffé par B2S Barber Shop
( Se trouve à Ankerana, En bas de la Résidence ) ouvert 7J/7 de 8h00 à 17h30
Contact: 034 52 154 06

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rv Agency officiel Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share