
10/09/2025
✨ Fihonamben'ny Paroasy Ambohimanga Rova ✨
📖 Batisa sy Fanoloran-jaza
👨👩👧👦 Miaraka amin’ny Pasteur Didier Ramanantsoa sy ny ankohonany
📅 Sabata 13 Septambra 2025
📍 Toerana : FAM Iavo Ambony
🙏 Tongava maro hizara sy hiara-mankalaza izao fotoana manan-danja izao !