STYL' ART Agency

STYL' ART  Agency Agence de Mannequinat / Modèle photo / Hôtesse/ Figurant(e) clip / Animateur et Animatrice de vente /

🌴 TOAMASINA MADA 🌴

STYL' ART  Agency pour      💛💛💛💛💛💛💛💚💚💚💚💚💚💚
25/08/2026

STYL' ART Agency pour

💛💛💛💛💛💛💛
💚💚💚💚💚💚💚

Izy no STÉPHANIA isany Coach Formatrice ato amin'ny STYL' ART  Agency ANTANANARIVO.
24/08/2026

Izy no STÉPHANIA isany Coach Formatrice ato amin'ny STYL' ART Agency ANTANANARIVO.


STYL' ART  Agency  New Project 2026  à TOAMASINA 🔥🌿🍯🥥Manasa antsika itsidika sy hanjifa ato amin'ny 👉Rinah Natur'Elle sh...
24/08/2026

STYL' ART Agency New Project 2026 à TOAMASINA 🔥🌿🍯🥥

Manasa antsika itsidika sy hanjifa ato amin'ny 👉Rinah Natur'Elle shop

Izay ahitantsika an'ireo karazana vokatra
Voajanahary :
🥥 Rinah Coiffee / Rinah coco oil / Rinah Clove
amin'ny prix mirary de mirary.

🍯 Rinah Honey!
TANTELY RINAH HONEY — 500ml, 15 000 Ar!

🍯 Tantely voajanahary
✨ Kalitao tsara,100%naturel

🚚 Mandray commande magnerana an'i Madagasikara izahay.

📞 Contact: 032 84 958 93

Coucou daholo,ho antsika zay mitady tantely pure.
🍯 TANTELY RINAH HONEY — 500ml, 15 000 Ar!

🍯 Tantely voajanahary
✨ Kalitao tsara,100%naturel
🚚 Mandray commande manerana an'i Madagasikara
📞 Contact: 032 84 958 93

RENTRÉE 29 AOÛT 2026   Inscription encore ouverte ✅ Place limitée !Rejoins nous  chez B Bar ISORAKA Chaque samedi à 14h ...
24/08/2026

RENTRÉE 29 AOÛT 2026


Inscription encore ouverte ✅
Place limitée !

Rejoins nous chez B Bar ISORAKA
Chaque samedi à 14h

" Transformons ensemble vos rêve en réalité "

23/08/2026

Koifa Tia tsy mitady hafa eky ♥️
New clip 2k26 🔥✨
Artiste :
Titre : TIAKO IHA

Ankafizo 🥰

Izy no ANTONIA Coach -Formatrice 2026-2027 ato am STYL' ART  Agency TOAMASINA Zanak' Brickaville.  ✨✨✨✨✨✨✨✨✨✨
22/08/2026

Izy no ANTONIA Coach -Formatrice 2026-2027 ato am STYL' ART Agency TOAMASINA
Zanak' Brickaville.


✨✨✨✨✨✨✨✨✨✨

✨ ANTANANARIVO INSCRIPTION OUVERTE — 1ʳᵉ VAGUE ! ✨  Efa nanonofy ve ianao hiditra amin’ny tontolon’ny mannequinat, hampi...
22/08/2026

✨ ANTANANARIVO INSCRIPTION OUVERTE — 1ʳᵉ VAGUE ! ✨

Efa nanonofy ve ianao hiditra amin’ny tontolon’ny mannequinat, hampivelatra ny fahatokisan-tenanao, ny hatsaranao ary ny talentanao ? 👠✨

🔥 STYL' ART AGENCY ANTANANARIVO dia manokatra ny fisoratana anarana ho an’ny tanora liagna hanao FORMATION MANNEQUIN 2026 !

Na zazavavy na zazalahy ianao, raha liana amin’ny lamaody, sary, animation na te hampiseho ny tena talentanao sy ny fahaizanao ianao, dia mety ho anao ity fotoana ity ! 💫

👑 Fepetra na critères :
• Tanora 18 ka hatramin’ny 30 taona
• Zazavavy : +1,60 m
• Zazalahy : +1,65 m

🎓 Sokajin’ny fiofanana :
• Mannequin
• Modèle photo
• Animatrice / Animateur de vente
• Figurante / Figurant (clip)
• Hôt / Hôtesse

📍 Toerana : Bouddha Bar Isoraka
📅 Fanombohana : 29 Aogositra 2026

💛 Transforme tes rêves en réalité.

Aza miandry fotoana tonga lafatra vao manomboka. Sahy manaova ny dingana voalohany, minoa ny tenanao ary avelao hiseho ny talentanao ! ✨.

Durée de formation : 03 mois.

📞 INFOLINE :
037 56 621 48 / 038 75 903 86 / 038 28 641 49

🌟 STYL' ART agency dia vognona amoaka sy aneho ary hampivelatra ny talentanao.

✅ Misokatra ny fisoratana anarana ho antsika tanora mipetraka magnodidigna ny renivohitra ka liagna isehatra eo amin'ny Lamaody sy ny tontolony Filatrohana !
Aza avela handalo fotsiny ity fahafahana ity. 💫

Hafaka miditra mp avy hatrany :
👉 Lalatiana Michel Rakotoson
👉 Divianah KS

WhatsApp :

037 56 621 48

Page : STYL' ART Agency

  of STYL' ART  Agency
21/08/2026


of STYL' ART Agency

STYL'ART agency
Ambassadeur II /Ambassadrice II
⭐⭐⭐⭐⭐⭐⭐⭐⭐⭐⭐

20/08/2026

Lève- toi et brille ✨♥️
Ptt vidéo lors du passage de à l'île Sainte Marie 🌴 🌅
Zik by Alpha Vibes
Bonne journée the followers 🥰
Rejoins 👉tiktok.com/.bella8

Enfin nous allons transformer vos rêves en réalité 🔥✅ Rentrée : 29 AOÛT 2026 Lieu : Le BOUDHA Bar ISORAKA Inscrivez vous...
19/08/2026

Enfin nous allons transformer vos rêves en réalité 🔥✅



Rentrée : 29 AOÛT 2026
Lieu : Le BOUDHA Bar ISORAKA
Inscrivez vous à Divianah KS ou à Lalatiana Michel Rakotoson.

Via WhatsApp :

037 56 621 48

Page : STYL' ART Agency

Place limitée ❎

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STYL' ART Agency posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share