Radio Manazava aty Atsinanana - FM 93.2 MHZ - 501

Radio Manazava aty Atsinanana - FM 93.2 MHZ - 501 "R.M.A, toujours là, près de toi"

MAMPITA NY VAOVAO REHETRA INDRINDRA ETO AMIN'NY FARITRA ATSINANANA

05/07/2025

SABATA 05 Juillet 2025 - Fihaonambe Rezionaly

✅ Lieu : FIANGONANA APOKALYPSY Toamasina (Disponible dans Google Maps)

🎧 Ra Aurellio

🎥 Aurel'Studio

"Visez loin, toujours plus haut"

Cont & Whats app : 0325620623 / 0344658584

Merci à toute l'équipe.

🔥💪 Force à nous 🔥💪

05/07/2025

SABATA 05 Juillet 2025 - Fihaonambe Rezionaly

FAMETRAHANA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY SAMBOADY NY BEN'NY TANÀNA NY COMMUNE URBAINE DE TOAMASINA ANDRIAMATOA Alain ANDRI...
30/03/2025

FAMETRAHANA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY SAMBOADY NY BEN'NY TANÀNA NY COMMUNE URBAINE DE TOAMASINA ANDRIAMATOA Alain ANDRIAFANOMEZANTSOA

Tontosa androany Alahady 30 Martsa 2025 ny fametrahana ny samboady ny Ben'ny Tanàna ny Toamasina ambonivohitra,Andriamatoa Alain ANDRIAFANOMEZANTSOA izay notronin'ireo solotenam-panjakana maro.
Tao ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena Andriamatoa Justin Tokely,ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Ramatoa Irmah Naharimamy,ny minisitry ny asa vaventy Andriamatoa Richard Théodore ary ireo solombavambahoaka sy minisitra maro.

PAIKADIM-PIRENENA IADIANA AMIN'NY KOLIKOLY 2025-2030Notontosaina androany Talata 25 Martsa 2025 ny hatrik'asa lehibe mik...
25/03/2025

PAIKADIM-PIRENENA IADIANA AMIN'NY KOLIKOLY 2025-2030

Notontosaina androany Talata 25 Martsa 2025 ny hatrik'asa lehibe mikasika ny fanatanterahana ny vinan'i fitondram-panjakana dia ny fanafoanana ny kolikoly niarahana tamin'ny Filohan'ny CSI A/toa Lala RATSIRAHONANA sy ny BIANCO ary ireo tompon'andraikim-panjakana maro eto Toamasina.
Ny tanjona dia ny hahafoana ny kolikoly eto Madagasikara mandra-pahatongan'ny taona 2025

🚩 JIRAMA TOAMASINA HO FAMPAHAFANTARANA ANTSIKA VAHOAKA SY NY MPANJIFA 🔜Ny JIRAMA TOAMASINA dia mampandre sy mampahafanta...
17/03/2025

🚩 JIRAMA TOAMASINA

HO FAMPAHAFANTARANA ANTSIKA VAHOAKA SY NY MPANJIFA

🔜Ny JIRAMA TOAMASINA dia mampandre sy mampahafantatra antsika vahoaka sy ny mpanjifa rehetra eto antampo-tananan'ny Toamasina fa tsy andoavam-bola ny fametahana ny kaontera mora na" Branchement mora " na jiro mora

✔️Tsara marihana etoana fa tetik'asan'ny Fitondram-panjakana ny fampisitrahana ny "branchement mora" na ny jiro mora ka natao maimaimpoana na "gratuit" ny fametahana azy ka tsy andoavam-bola mihitsiny

✔️Ka iangaviana isika rehetra mba hampandre haingana ny JIRAMA na miantso ny laharana finday 📞0388300289 na 0348300501 raha mahita tranga fangalam-bola na fitakiam-bola amin'olona mandritry ny fametahana kaontera mora

✔️Afaka alaina sary ny olona mitaky vola amin'ny mpanjifa hahafahana mahafantatra sy misambotra ny olona mpanao izany ary marihana etoana fa "prestataire" na olona avy ivelany no manatanteraka ny asa any an-kianja fa tsy Mpiasan'ny JIRAMA. Ka aza misalasala miantso ny laharana finday etsy ambony raha mahita tranga mampiahiahy.

JIRAMA TOAMASINAFilazana fahatapahan-jiro anio Zoma faha 14 Martsa 2025
14/03/2025

JIRAMA TOAMASINA

Filazana fahatapahan-jiro anio Zoma faha 14 Martsa 2025

🚩 JIRAMA TOAMASINA _Description : Déclenchement général _Cause : décrochage groupe Enelec suivi absence de tension_ Pers...
11/03/2025

🚩 JIRAMA TOAMASINA

_Description : Déclenchement général

_Cause : décrochage groupe Enelec suivi absence de tension

_ Perspectives : intervention déjà en cours par l'équipe technique

Nos excuses pour les désagréments 🙏🙏🙏

🚩 *JIRAMA ATSINANANA*  *TOAMASINA _ FAHAVAKKSAN'NY FANTSONA  MITONDRA SY MITSINJARA* NY *RANO*🆙Misy fahavakisana ny fant...
11/03/2025

🚩 *JIRAMA ATSINANANA*

*TOAMASINA _ FAHAVAKKSAN'NY FANTSONA MITONDRA SY MITSINJARA* NY *RANO*

🆙Misy fahavakisana ny fantsona lehibe iray ao *MANGARANO I* akaiky ny SuperMaki izay mahatonga fikorontanan'ny famatsiana rano amin'izao fotoana izao eto antampo-tananan'ny Toamasina

🔜 Vokatr'izay dia misy fihenana na tapaka tanteraka mihitsiny ny famatsiana rano mandeha any amintsika tsirairay noho ny *fahaverezan-drano be laotra* eo amin'ny fantsona vaky

✔️Efa eo am-pikarakarana sy am-pitadiavana vahaolana ny *tompon'andraikitra isan-tsokajiny sy ireo teknisianina* *JIRAMA* amin'izao Ora izao, mikaroka sy mitady ny vahaolana rehetra hahafahana mamerina haingana amin'ny laoniny ny famatsiana

✔️Ho taterina amintsika eto ny mahakasika ny fivoaran'ny toe-draharaha

🙏Ny *JIRAMA* dia maneho sahady ny fialan-tsiny amintsika mpanjifa nohon'ny fanelingelenana aterak'izany ary mankasitraka hatrany amin'ny faharetana

# *JIRAMA_MANARINA*

01/12/2024

🥳 MIHIRA SY MIFALY AMPITIAVANA 🥳

✅ Lieu : Masinjara Ambatondrazaka (disponible dans Google Maps)

🎥 Aurel'Studio

"Visez loin, toujours plus haut"

Cont & Whats app : 0325620623 / 0344658584

Merci à toute l'équipe.

🔥💪 Force à nous 🔥💪

30/11/2024

🎊 Sabata 30 Novembre 2024 🎊
🎉 Famarana 50 andro 🎉
🥳 & Fampisehoana Mpiara miasa R.F.A Vaovao 🥳

✅ Lieu : Fiangonana Apokalypsy Tendrombohitra Oliva Ambatondrazaka (bientôt disponible dans Google Maps)

🎥 Aurel'Studio

"Visez loin, toujours plus haut"

Cont & Whats app : 0325620623 / 0344658584

Merci à toute l'équipe.

🔥💪 Force à nous 🔥💪

29/09/2024

Avia ry Mangetaheta an-tsehatra

Organisé par l'équipe "Avia Ry mangetaheta"

Ao indray ny fotoana!
✍️ Ny alahady faha .
👉 Manomboka amin'ny 09ora maraina.
✅ Lieu : Fiangonana Apokalypsy Foibe Mangarano Famonjena

-Hisy ny isam-batan'olona sy fitondrana am-bavaka hoany tsirairay avy.
-Hisy ihany koa ny fijoroana vavolombelona sy fanaterana fanati-pisaorana hoan'izay afaka sy efa nandray valimbavaka nadritran'ity hetsika

🎥 Aurel'Studio

ity.

"Visez loin, toujours plus haut"

Cont & Whats app : 0325620623 / 0344658584

Merci à toute l'équipe.

🔥💪 Force à nous 🔥💪

14/09/2024

Fihaonambe Rezionaly Toamasina - 14 Septembre 2024

✅ Lieu : Fiangonana Apokalypsy Foibe Mangarano Famonjena

🎥 Aurel'Studio

"Visez loin, toujours plus haut"

Cont & Whats app : 0325620623 / 0344658584

Merci à toute l'équipe.

🔥💪 Force à nous 🔥💪

Address

Toamasina

Opening Hours

Monday 05:00 - 22:00
Tuesday 05:00 - 22:00
Wednesday 05:00 - 22:00
Thursday 05:00 - 22:00
Friday 05:00 - 22:00
Sunday 05:00 - 22:00

Telephone

+261322589102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Manazava aty Atsinanana - FM 93.2 MHZ - 501 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Manazava aty Atsinanana - FM 93.2 MHZ - 501:

Share

Category