28/10/2023
⛔️Marary nify ? AMOX
⛔️Marary lamosina ? AMOX
⛔️Mivalambalana ? AMOX
⛔️Mangidihidy ? AMOX
⛔️Tsy mahita tory ? AMOX
Rehefa tonga amizay ny fotoana
tena tokony hilavana ny AMOX,
dia mety efa TSY handaitra intsony ❌
Efa zatra loatra AMOX ilay microbes
ao aminao 🦠
Efa tsy hatahorany intsony, raisiny toy ny
namany ⬇️
Aza manao dokotera tena ⚠️
PHARMACIE CENTRALE DE SAMBAVA