Ratsimavandy

Ratsimavandy Vaovao misongadina rehetra ato anatin'ny Faritra Analanjirofo. Vaovao marina
Vaovao mazava
(1)

Hello Ratsimavandy j’espère que vous allez bien 😮‍💨Vaovao naro eto mananara 🗣️Nisy plaintes maromaro tonga tao am naro m...
19/07/2026

Hello Ratsimavandy j’espère que vous allez bien 😮‍💨
Vaovao naro eto mananara 🗣️

Nisy plaintes maromaro tonga tao am naro manampahefana eto mananara nord 😬nagnino io plainte fitoriagna jovan ty retirer naro plainte nolo avakooo🥱samby malagasy samby tompiny firenena ty atsika samborina izy sa tsy samborinaro 🤐😡

Ra tsy sahy naro anambotra azy zahay vahoaka itologno anambotra azy io 😨

Mbola mifanaraka amin'ny soatoavin'ny fiaraha-monina amin'izao fotoana ve ny filanjana toy izao ?
17/07/2026

Mbola mifanaraka amin'ny soatoavin'ny fiaraha-monina amin'izao fotoana ve ny filanjana toy izao ?

Courage eee🤣Mbola hiverina i Baba🤣Ataovy tsara kajiagna lamba orange naré jiaby.
16/07/2026

Courage eee🤣Mbola hiverina i Baba🤣Ataovy tsara kajiagna lamba orange naré jiaby.

16/07/2026

Efa voavidin Anicet mw lalagna Andatsadrano ? Efa tsisy iomboagna kony e. Magnano double stationnement. Trop ai

15/07/2026

Espagne 02 : France 00
Amin'ny firy Ratsimavandy maka vola aminareo agny Belahady christian, Baba Anicet ???
😂😂😂

ZOVY LOATRA MANAFO TY ??? MIZAHA FOAGNA FANJAKANA JIABY.Ratsimavandy eh kabary tsy lany😂Miseho be loha ity jovany ity.Fi...
14/07/2026

ZOVY LOATRA MANAFO TY ??? MIZAHA FOAGNA FANJAKANA JIABY.

Ratsimavandy eh kabary tsy lany😂
Miseho be loha ity jovany ity.
Firy am iro taxi moto nomeny tefamaso eo am pond ANTADIMITA eo mitazona fona iro am commune analanampotsy ery.
Ary nisy ranga nitereny am tenda nalatsany tany am pond fa Nisoragna andriemanitra fa tsy naty le ranga io.

Alefaso ny fanadihadina de sambory am zay izy eh ?

Lettre anonyme

13/07/2026

Afaka mividy trano ianao fa tsy afaka mividy fiadanana.

Bonjour Ratsimavandy 🙏Tsy tokony ho hisy intsony ny fangalana vola amin'ireo sekolim-panjakana rehefa mandeha manao miss...
13/07/2026

Bonjour Ratsimavandy 🙏
Tsy tokony ho hisy intsony ny fangalana vola amin'ireo sekolim-panjakana rehefa mandeha manao mission ny ekipan'ny Cisco fa efa nomen'ny fanjakana indemnité s'y n'y déplacement zareo n'a n'y budget de fonctionnement ao amin'ny Cisco-ZAP efa misy n'y antsoina hoe FCE mamatsy izany Ka raha mbola misy mitaky izany aminareo Directeur d'école afaka toriana any amin'ny bianco s'y n'y MEN n'a maka vola @ fanadinam-panjakana aza efa ihantohan'ny fanjakana.

👅👅👅
13/07/2026

👅👅👅

Grave lalana ao.Nierindalana Ratsimavandy.Mampamangy amin ery Dady, baban'ny Soamanoro, Patrice/Patrick tsy adino anao N...
12/07/2026

Grave lalana ao.
Nierindalana Ratsimavandy.
Mampamangy amin ery Dady, baban'ny Soamanoro, Patrice/Patrick tsy adino anao Ngilo midôko Ambodimampay. Andro hafa kw. Alifaso taxi Moto commission-nahy🤣🤣🤣🤣

Address

Tamatave
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ratsimavandy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category