JUFA Studio - Toamasina

JUFA Studio - Toamasina Prise de son / Vocale / Voix off / Mixage / Mastering / Video Lyrics Lieu : Mangarivotra - Toamasina
Conatct : 032 80 931 26 / 034 82 280 66

🎧
18/10/2023

🎧

14/03/2022

🔥🔥🔥Goss Man ft Nirhal🔥🔥🔥
🔥🔥Mama l'argent🔥🔥

24/09/2021

🔥🔥🔥 TFJ Gang aleo a-stop🔥🔥🔥

12/08/2021

🔥🔥🎁‼️ PROMOTION PLAYBACK ‼️🎁🔥🔥
🎤Ho antsika tia mihira na Chorale na Fiangonana maniry te hanao Playback amin’ny vidiny mirary :
🎂Amin’izao aniverserako 🤩🥳 androany izao dia mahafaly ahy ny manolotra 🎁fihenam-bidy goavana 🎁 ho antsika izay hanamboatra Playback eto amin’ny JUFA Studio - Toamasina.
🕐Mandritra ity grande vacance ity ihany ny fihenam-bidy koa araraoty fa «Ny valala tsy indroa mandry am-bavahady.»
✔️N.B :Mety avokoa na hira ara-pilazantsara na hira tsotra.
➡️Tonga dia mandefa mp eto amin’ny Pejy JUFA Studio - Toamasina, na miantso avy hatrany ny laharana 032 80 931 26 izay liana.
😊😉 Indro atolotra ho antsika ny 🔥Playback Kerobima Ankatso ft Jao «Jesosy Tsara» 🔥(Version facebook).
🎧Apetao ny casque de aza adino ny mipartage 🥰😇

12/07/2021

🔥🔥🔥 Pascal "Tsy nahafoy" 🔥🔥🔥
🎼🎤Nouveauté Evangélique 🎧🎹
🥰Zaraiko ampitiavana🥰
🥰Zarao ampitiavana🥰

05/05/2021

💖💖💖Ampitiavana be no izarana amintsika indray ity cover ity 🔥🔥🔥,
🎂🎂🎂indrindra ho an'i Anidha amin'izao Anniversaire-ny androany izao🎂🎂🎂,
🥰🥰🥰Mirary soa anao izahay eto amin'ny Jufa Studio mba hitombo hatrany ny talenta izay efa ao anatinao de ho ambinin'Andriamanitra amin'izay rehetra atao anie ianao😘😘😘.
🥳🥳🥳Asio firariantsoa ho azy raha tianao ity fampiaraham-peo izay iarahany amin'ny Annicet TD ity 🎤🎤🎤
Apetao ny casque de aza adino ny mi-partage

23/04/2021

Salama daholo tsika jiaby e!👋🙂
Somary nangingina 🔇🔇🔇 tato amin'ny page tato, tato ho ato izay a! Hataontsika maresaka amin'izay 🔈🔉🔊, sa hoe comment?
Indro ary atolotra ho antsika ity instrumentale 🎵Afro trap 🎶 somary mifangaro loko hafa nanaraka ny feeling niainga teo ity🙃😉. Apetao ary ny casque🎧 de mazotoa mandihy izay mahay mandihy fa zah tsy mahay 😂🤣 de aza adino ny mizara amin'ny namana sy tapaka 😇😇

30/03/2021

🎹 Mba Manal'azy kely miaraka amin'i frero 🎸 Emïlle Michël 👊
🎼Mozika hatrany, 🎶mozika mandrakizay🎵
(Tsy tonga lafatra 🙈 ary tsy mifaninana na @ iza na @ iza 😇 fa mba maneho ilay talenta kely anànana 😉)
Vive la musique 🎧🎤🎼

22/03/2021

Arakan'ny fagatahan'ny namana sasany sy ny fampanantenana izay nambaranay teto amin'ny pejy tamin'ny video nozaraina voalohany teto, dia mahafaly anay ny manolotra ho antsika ity sombiny amin'ny sangan'asa izay novokarina tato amin'ny JUFA Studio - Toamasina ity.
Mino aho fa ho lasa lavitra amin'ny tontolon'i mozika i Michou Sandï.
Mbola mamerina hatrany fa mbola misokatra malalaka ho antsika rehetra ny JUFA Studio - Toamasina amin'ny sarany mirary dia mirary.
Partageo maximum raha tinao ilay hira

Address

Toamasina
501

Telephone

+261328093126

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JUFA Studio - Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to JUFA Studio - Toamasina:

Share