Andreace&Asmirah

Andreace&Asmirah Tongasoa🥰🥰
Raha misy ilàna anay maika, antsoy ny:
Andreace: 0342673033
Asmirah: 0342470819

26/07/2025

Un message anonyme pour chaque réaction (❤️).

26/07/2025

Iza no nampianatra anareo hoe rehefa Sabotsy de manasa lamba?
🥱🤗

Akeo fogna izy. ❤Tsy ary nagnary anahy longa atreto na am'mamy na am'mangidy. 😊Za mino fa izy le namagna tegna izy. 😁Sat...
23/07/2025

Akeo fogna izy. ❤
Tsy ary nagnary anahy longa atreto na am'mamy na am'mangidy. 😊
Za mino fa izy le namagna tegna izy. 😁
Satria, koa misy raha mampalahelonahy ambadimbadika agny.... De avy izy, mizara tsiky. 😊💎

Tsy mahatsiaro tegna raika.
Satria misy mpagnamia rano antegna koa mangetaheta...
Misy mampindram-bola koa ndrendreka am'fotoagna helin'antegna veta. 😂😉
Aoziny zay:"Koa misy ologna lc volagno de iarahagna mamaha aaa, fa aza kobonigna ho anao raika "

Tsy lafatra izy, tsy lafatra koa za de zany matonga agnaty finamanagna misy disadisa matetika. ❤
Fa tsisy raha tsy vitany fifampiresagna hony, de zany mahatonga anay mifamela avakeo koa mifandefitra.. 🙃
Izy va.... Complice raika aminahy de rah miss rah ataoko izy, magnavotra fa tsy mandetika. 💎😊
Fahasambaragna lesy managna anao o, de ivavahako am'jagnahary anao tsy Hiova toetra ndraiky fietsika. 😁

Izarako olagna anao
izarako afaligna anao
Itaraignako koa sendra misy raha mamparary anahy anao
Safotegniko, koa lerany zaho tsisy atao

Iriako am'tsika mba iaraka ho tafita am'fiainagna.
Ho lava andro iaignana
De ho mandrakizay ny finamanagna, AMEN! ❤
✍🏻 Christo Benjamin Saba

Miray fo amin'ireo fianakaviana mana-manjo✝️🕊️
22/07/2025

Miray fo amin'ireo fianakaviana mana-manjo✝️🕊️

Bæ ou Free fire🎮❤️?Moi automatiquement :
21/07/2025

Bæ ou Free fire🎮❤️?

Moi automatiquement :

Balade nocturne🌠💫
20/07/2025

Balade nocturne🌠💫

Oh Andreace&Asmirah 🥺💗
16/07/2025

Oh Andreace&Asmirah 🥺💗

Pozinay mijery an'lay olona anananay trosa micommande pizza GM 30.000Ar iray sy jus naturel 6.000Ar de tacos iray 15.000...
15/07/2025

Pozinay mijery an'lay olona anananay trosa micommande pizza GM 30.000Ar iray sy jus naturel 6.000Ar de tacos iray 15.000Ar👀🤧

Atw pizza sa ino tianw? 🥰🥰Coucou kely ho anareo izay efa nanandrana n'y pizza vitanay💗💗De lazao ao am coms n'y mampiavak...
13/07/2025

Atw pizza sa ino tianw? 🥰🥰

Coucou kely ho anareo izay efa nanandrana n'y pizza vitanay💗💗
De lazao ao am coms n'y mampiavaka azy am pizza hafa any🍕💖

Raha icommande pizza ianareo de aza misalasala miditra hafatra miafina ao amin'ny Andreace&Asmirah na antsoy n'y laharana
📞034 26 730 33
📞033 33 539 34

04/07/2025

⏰ C’EST PARTI ! ⏰ ⏳ 07 juillet 2025 🕞

🎓☀️ COURS DE VACANCES 2025

📅 Début des cours : le 07 Juillet 2025

💬 Envie d’occuper intelligemment les vacances de vos enfants ?
PERFECT MADAGASCAR ouvre ses portes pour des cours dynamiques, enrichissants et 100 % motivants ! 💡📘

✅ Apprentissage de qualité
✅ Ambiance sérieuse mais joyeuse
✅ Encadrement bienveillant
✅ Cours d’anglais, français, et bien plus informatique!

💎 Très spécial avec
" 🔥DINIDINIKA AMORO-PATANA.🔥"

🎯 Nous acceptons encore de nouveaux élèves !

Places limitées – Inscrivez-vous dès maintenant !

📍 Retrouvez-nous dans nos centres PERFECT MADAGASCAR.

📞 Contactez-nous au 034 25 302 05
pour plus d'infos.

👉 Offrez à vos enfants un cours utile, motivant et transformateur.
PERFECT MADAGASCAR, là où chaque élève devient une fierté. 🌟

Perfect Madagascar,
Your best center for your success.

"Best Practice Makes perfect."

.

💥arrivage 💥Pull manja kely ho an'ny vehivavyTaille S- M- L Mp prixna midira mp Malala Vivie
07/07/2024

💥arrivage 💥
Pull manja kely ho an'ny vehivavy
Taille S- M- L
Mp prix
na midira mp Malala Vivie

04/02/2024

Misokatra ho antsika indray ny cours d'anglais UPTDATE ENGLISH COURSE ( british and american)
Izay natao ho an'ny olon-drehetra ( ankizy, tanora ary olon-dehibe)🥳🥳🇺🇸
Na mbol débutant, na intermediaire na ef avancé...
Inscription ouverte: lundi au samedi
Matin: 7h à 11h30
Apres midi: 14h à 17h

⭕Rentrée : 15 Fevrier 2024 ho avy izao
📌Lieu: Tsararivotra akaiky ny école fanjava taloha na chémins Mosqué lalan-tany mena mivily ankavanana
Droit + livre ary ecolage : sarany mirary dia mirary

Vonjibonjeo fa voafetra ny toerana
Contact: 0385005471
Fb: Update English School

" Let's learn and speak english like a native speaker"

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andreace&Asmirah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share