04/06/2026
🔥🔥 Samedi Mastermixx 06/06/2026 🔥🔥
Lasaaaa ndray ny RDV antsika samedi 😉👍🏼 fans
Alefaso dieny zao ny fangatahana hira sy ny hafatra ☺️☺️
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa
Ny fomba hiainona ny fandaharana :
- Radio RDJ 96.6 FM
- App TunIn : http://tun.in/sevvs
- Site web de la RDJ : www . rdj . mg