Majorr Sound Production

Majorr Sound Production Un studio d'enregistrement ghetto ouvert aux accros du Zik... La musique n'a pas de frontière

29/01/2026

Dimanche matin zao ny prise vocal tambabe sokajy Hip hop.
Samy efa naharegny ny thème le nahazo fiantsoana ✌️

23/01/2026

Ity ny instru ho tengenan'ireo mpagnano boombap ✌️ Dem mety hivoaka eto le ho an'ny urbain afro sy dancehall

23/01/2026

Roa projet indray mitoraka ty:
- 1 : Mpanao bombap ranonay ( hip hop adala be)
- 1 : Mpanao urbain ranoray ( Afro, dancehall)

22/01/2026

Amin'ny weekend zao mivoaka eto ny liste an'ireo andrafitra ny tambabe manaraka.
N.B: Ireo nahavita projet t@ Janvier ty

12/01/2026

Ho avy tsy ho ela ny tambabe manaraka💥🌟
N.B : le tsy nanagna projet t@ volana ty aza miheritreritra ho agnatiny lasteo e 😉

Noho ny fahatratrarana ny taona vaovao de faly izahay magnomia cadeaux kely ka araraoty fa @ 2027 ndraika koà e 😀😀Hôfan-...
03/01/2026

Noho ny fahatratrarana ny taona vaovao de faly izahay magnomia cadeaux kely ka araraoty fa @ 2027 ndraika koà e 😀😀
Hôfan-jiro fogna alaigna 👍
N.B : Tsisy resaka trôsa e

Raha tsy magnajima JIRAMA de tokony havoaka antsika le son ariva.
22/12/2025

Raha tsy magnajima JIRAMA de tokony havoaka antsika le son ariva.









18/12/2025
17/12/2025

Vita ny prise vocal ho an'ilay andiany voalohany 💢🎶 Ireto aloha no tonga t@ izany :
🎤 Welj Lion
🎤Le Vanga
🎤Twenty Cent
🎤Lak's Gain ( LM Clan)
🎤R. Judi
🎤Thejs
🎤Ailijih ( GM 53)
🎤Arshad & Fano
by Majorr Erykh.
NB: Le tsy tanfidiyra t@ raika ty de @ le andiany faharoa ndraika ny RDV.. Mandalova mamangy matetika mba tsy ho tara gram fa agny @ studio ihany no haregnesagna ny date sy thème manaraka.
" Izay mahavangivangy tia-kavagna e"

Ela2 zay tsisy resaka tato 💢Magnomana tambabe raika zay iarahana @ ireo Artiste mavitrika ato  Sound Production isika, z...
16/12/2025

Ela2 zay tsisy resaka tato 💢
Magnomana tambabe raika zay iarahana @ ireo Artiste mavitrika ato Sound Production isika, zay atao @ herinandro ity 🔜 Mpanao rap, RnB, afrobeat, roots, dancehall.. ambony instru raika, manambatra .
Tsy hijanona @ zay antsika manomboka eto,, ho hisy nouveauté isaka semaine ipubliéna eto 😊🎶🕺

Address

Toamasina

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00

Telephone

+261341622931

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Majorr Sound Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Majorr Sound Production:

Share