Fkt Tanamborozano P/lle 22/22

Fkt Tanamborozano P/lle 22/22 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fkt Tanamborozano P/lle 22/22, News & Media Website, Toamasina.

01/04/2024
Enimbolana Zay no lasa,mande moramora n'y asa,Mbola betsaka anefa n'y adidy miandry ka mangataka amilay nahary ho Salama...
01/04/2024

Enimbolana Zay no lasa,mande moramora n'y asa,Mbola betsaka anefa n'y adidy miandry ka mangataka amilay nahary ho Salama vatana tsy harary,soava tsara tena Andriamanitra daholo Sika mianakavy,

Sary nanamarika n'y fankalazana n'y 08mars2024 fokontany Tanamborozano plle 22/22, fikambanambehivavy vao nitsangana Zay...
10/03/2024

Sary nanamarika n'y fankalazana n'y 08mars2024 fokontany Tanamborozano plle 22/22, fikambanambehivavy vao nitsangana Zay tarihin'ny vadiny sefo fokontany Mme Fanomezantsoa Irène s'y n'y ekipany,mirary soa anareo rehetra de firaisankina no antoky ny fampandrosoana,misaotra betsaka iany koa n'y mpanohana retra,sitraka entina matory valiana ra mahatsiaro e,Andriamanitra manankarempahasoavana hamaly fitia aminareo,misaotra n'y Mme présidente taminy fikarakarana rehetra

EFA ao anaty fety tanteraka n'y vehivavy Eto Tanamborozano plle 22/22,nozaraina androany n'y t shirt s'y lambahoany enti...
06/03/2024

EFA ao anaty fety tanteraka n'y vehivavy Eto Tanamborozano plle 22/22,nozaraina androany n'y t shirt s'y lambahoany entinjareo manao carnaval,isaorana manokana n'y vadiny sefo fokontany mankasitraka taminy fanampiana azy ireo

06/03/2024

Salama daholo e,EFA vonona hanefa n'y adidiny n'y fikambanambehivavy Eto aminy fokontany 22/22 Tanamborozano,

06/03/2024
Miala tsiny tompoko fa hisy loza hitranga ve vao handraisana andraikitra azffd ry JIRAMA
05/03/2024

Miala tsiny tompoko fa hisy loza hitranga ve vao handraisana andraikitra azffd ry JIRAMA

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fkt Tanamborozano P/lle 22/22 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share