
16/05/2025
Hello❤️🎉
Ho antsika ao Ambatondrazaka sy ny manodidina indray zao anh,
Formation Call Center(Anglophone)✨Introduction sur les compétences Techniques ✨...
Izany hoe Formation entina hampafantaranao ny tontolon'izany hoe Relation Clients izany ✨...
Ho hitanao anatiny Formation:
👉How to handle Outbound/Inbound (Chat/Phone/Email...)
👉How to prepare for a Job Interview (The recruiter's Expectations from you)...
👉 Simulation (Inbound and outbound call)...
(.....)
Efa misy société (Anonymous)miaraka miasa aminay ary vonona handray anao rehefa mahafeno ny fepetra izay tedavina ianao ❤️🎉....
Info line:034 33 170 09.