20/03/2024
👮 Brigade Féminine de Proximité👮
Mitohy ny fanentanana ny ady amin'ny herisetra sy fiarovana ny ankizy eny anivon'ny sekoly .Vonona hatrany ny BFP Faritra Atsinanana sy ny Commisariat Central ary ny PMPM eo ambany fitarihan i DRSP Rakotovao Jean Christian hanatanteraka ny ady amin herisetra eny anivon Sekoly ary tsy sakana ho azy koa ny faharatsian ny toetrandro .Zay ilay Polisy miaro sy manampy vahoaka.
❌Ho resentsika ny herisetra❌