UJIRT Tamatave

UJIRT Tamatave Association des Journalistes de Tamatave (U.J.I.R.T) UNION DES JOURNALISTES DE TAMATAVE

05/02/2025

HAFA KOA ITY RY ZAREO MANANA GARDE CORPS

06/05/2024

🔥🔥HAMOKATRA TAXI MANIDINA RY ZAREO AO CHINE
✨Raikitra ny fanamboarana taxi volant na taxi manidina any Chine - saika natao ialana amin'ny embouteillage lava reny izany.
Marihana fa electrika tanteraka izy io ary tsy hisy SĂ´fera.

19/04/2024

FAHOTANA FITO FOTOTRY NY HAFA

Ny fahotana fito (7) fototry ny hafa (na 7 péchés capitaux na koa 7 péchés lucifériens) dia FANOMEZANA AVY AMIN’NY SATANA MIFANOHITRA AMIN’NY FANOMEZANA FITON’NY FANAHY MASINA :

1- FIAVONAVONANA (ORGUEIL):
- Fanambonian-tena
- Fitiavam-boninahitra
- Tsy miraharaha ny olona na ny hafa

2- FITSIRIRITANA (ENVIE):
- Fialonana
- Fisomparana
- FankahalĂ na

3- FIHIHIRANA (AVARICE):
- Tia tena
- Tia vola
- Tsy mahafoy zavatra ho an’ny hafa

4- FAHALOTOANA (LUXURE):
- Fangalaram-badin’olona
- Fijanganjangana
- Tia fahafinaretana ara-nofo
- Fijejojejoana

5- FAHATEZERANA (COLERE):
- Mahasahy mamono na mandratra olona
- Mialona olona na ny hafa

6- FITIAVAN-KANINA BE LOATRA/ FILERANA (GOURMANDISE):
- Fimamoana
- Tia tena
- Tsy mahalala ny hafa
- Tsy mahay onona

7- FAHAKAMOANA (PARESSE):
- Tsy te hisasatra
- Mandrava ny an’ny hafa

16/07/2023

Address

Toamasina
501

Telephone

+261320237216

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UJIRT Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to UJIRT Tamatave:

Share