Kozy Kozy La vérité

Kozy Kozy La vérité Jah nahary 🙏🧘

11/07/2025

mitsinjo antsika tokoa ve i zandry Kely ? :
mahay Léry sa tsy mahay ? compétant sa tsy compétant raha toa ka manamarika n'y fitondrany izao karazanjavadoza rehetra misy izao . sa tena fitiavantena tokoa ve no anton'izao fahantrana lalina hiainan'ny vahoaka malagasy izao .
tsy ho tanisaiko eto ny tsy fietezanjavatra Sao anafitohan'olona fa n'y kozy tsotra Dia izao . mangalah honondraha kwa a manafo aby fa ho rivo akito any antsena ee ee .

11/07/2025

izay firenena ka hoe mafia no filohany Dia : ny fahantran'ny vahoaka hoentiny no maha ELA fanapahana azy EO @ toerany

04/07/2025

haricots verts : 5000ar /kg
vanille. : 2500ar/kg
Atsasabidin'ny haricots vert ny vanille
faritra Sofia hoy ny gouverneur lilison.

03/07/2025

raha ny amaroan'ny olona Maty tato D**o tanatin'ny volana Jona izay ngamba efa mihoatra ny Maty an'ady tany israël an . 😭😭😭

30/06/2025

NY ATAO HOE OLONA TIA TANINDRAZANA :
1) _ Olombelona tena mifandray mivantana sy mitempo fo amin'ilay tany ( tanindrazana )

2 ) _ Olombelona matoky sy mitoky @ ZANAHARIN ' NY taniny ka mametraka ho zavamasina sy mitandro izay mety ho endrika fanotampady MBA tsy ahafaty hasina sy ho fanomezankasona Ilay taniny

3) _Olombelona saropiaro amin'io taniny Io ka sahy miady sy manohitra an'izay hita fa mananobohitra

4) _ Olombelona sahy mandray andraikitra s'y mitoetra ho mpanabe sy fitaratra ho an'i mpiray tanindrazana aminy Ary sahy manapaka hevitra no Sady mitana izay teny Nomeny

5) _olombelona tsy miraviravy tanana MBA tsy hitoetra ho vesatra sy tsy fanjariana mety hiteraka tsy fandriapahalema

6)_ Olombelona tsy miombonkevitra @ mpanao ratsy na mety ho endrika fanambakana n'y mpiray tanindrazana aminy

7)_ olombelona mitoetra ho modely s'y fankantahaka na ny @ Fiteniny na ny firesany ka hanalavitra ny fanafotohinana n'y AFA

8) _ Olombelona tsy Tia miwerawera sy MBA manana fierté ny @ fizakany ny zompirenen'ny TANINDRAZANY Ary tena sarotiny s'y saropiaro @ 'izay rehetra mety ho fombandrazany indrindra fa ny FINOANA NENTIMPAHARAZANA malagasy raha toa ka gasy izy

Ka ireo Ary no mamaritra n'y olona iray izay lazaina fa Tia TANINDRAZANA ka MBA firy isanjatontsika gasy moa izany no mahafeno ireo fepetra rehetra ireo ka sahy ilaza imasombahoaka fa hoe Tia TANINDRAZANA ?

27/06/2025

Vidimpiainana mihalafo ,
Ny karama tsy miakatra (4 taona ) ,
Ny Kely ananao misy aminao angalan'i fanjakana 20% ( TVA )

27/06/2025

Mbola namono olona 65 indray Ilay firenena voatahy israël androany tany gaza ny maratra moa Dia maro tsy voatanisa intsony .

27/06/2025

Tsy ny fananao fitaoavana maro sy arifomba akory no maha mafy anao fa ny fanananao herintsaina matanjaka

27/06/2025

Rehefa mitaingina an'ilay bus Électrique izao ilay gasy mahantra Dia tsy miraharaha izay TVA 20% alaindrafanja aminy intsony ee

22/06/2025

Sady katolika hono Léry no mivavaka @ sekta koa raha tsy Mbola fantatrareo . De awona zany ry eveka k*k

22/06/2025

Azo fantarina nohon'ny fiandaniany @ adin'i Israël sy Iran ny maha patriote na mpivarotra tanindrazana ny olona iray

Vita iny ny fifidianana solombava , Efa fantampantatra ny nivoaka ho mpandresy  ,  tao ny  faly fa hoe nahazo ny amboara...
01/06/2024

Vita iny ny fifidianana solombava ,
Efa fantampantatra ny nivoaka ho mpandresy , tao ny faly fa hoe nahazo ny amboara satria MBA isitraka ny tompbotsoa miompampana azon'ireny solombava. Ireny , tao koa ny nolazoin'ny aretimpo nohon'ny fadisoampanantenana sy ny fahafahambaraka nohon'ny vava bé navoaka nandritra ny fotoan'ny fanaovana bala rora tamin' ny vahoaka izay lazaina fa tsy mandady harona k*k , fomban'draha ihany anefa izany ka mamkahery an'ireo resy rehetra no miarahaba hiany koa ireo nivoaka mpandresy ,
Aza adino anefa fa Mbola tena Ambany vahoandra fahantrana tanteraka i ra malagasy ka manantena anjambany hiany ny amin'izay nampanantenainareo . Ny hirariana Annie Dia tsy ho lasa fahavalombahoaka indray ianareo amboninandro fa MBA ho mamy hoditra nohon'ny ezaka s'y tena fitiavantanindrazana asehonareo

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kozy Kozy La vérité posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share