Mi-COM EVENT

Mi-COM EVENT Abonnez-vous ✅ AGENCE DE COMMUNICATION ET ÉVÉNEMENTIEL
(1)

androany ity !
05/06/2026

androany ity !

🟢𝗡𝘆 𝘀𝗶𝗽𝗮𝗻𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟮 𝗹𝗮𝗵𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘁𝗼𝘃𝗼𝘃𝗮𝘃𝘆 𝟭𝟱 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗺𝗮𝘁𝘆 𝗻𝗼𝗿𝗮𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗱𝗮𝗻𝘆.🔸Afak'omal...
04/06/2026

🟢𝗡𝘆 𝘀𝗶𝗽𝗮𝗻𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝟮 𝗹𝗮𝗵𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘁𝗼𝘃𝗼𝘃𝗮𝘃𝘆 𝟭𝟱 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗺𝗮𝘁𝘆 𝗻𝗼𝗿𝗮𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗱𝗮𝗻𝘆.

🔸Afak'omaly no natoron'ilay lehilahy sipany ny manam-pahefana ny nofo mangatsiakan'ty tovovavy 15 taona, monina ao Andranovelona, Kaominina Fihaonana Disitrikan'Ankazobe ity. Ny alatsinainy 01 jona no niala tao an-trano ka tsy niverina nody, ka nanomboka teo no nampiahiahy ny Ray aman-dreniny.

🔸Rehefa nanaovana fanadiadiana ny sipany dia nanoro ny toerana nisy azy avy hatrany. Nahi­tana ratra ny vatan’ity farany sady norasana antsy teo amin’ny tendany. Nanaovan’ny nahavanon-doza ny filan-dratsiny koa ny lasibatra, araka ny fizahana nataon’ny mpitsabo.

🔸Nanoro ny namany roa hafa niara nanao ity asa ratsy ity ny sipan'io tovovavy kely io, izay samy voasambotra amin'izao fotoana.

loharanom-baovao sy sary : Tsetsatsetsa tsy aritra

IREO LALAO ISAM-BONDRONA @ COUPE DU MONDE 2026 ... ORA MALAGASY EO ANKAVANAN'NY SARY TSIRAIRAY ISAKY NY MATCH .
01/06/2026

IREO LALAO ISAM-BONDRONA @ COUPE DU MONDE 2026 ... ORA MALAGASY EO ANKAVANAN'NY SARY TSIRAIRAY ISAKY NY MATCH .

nafana ny lanonana 🫪🤣👊📷 : SHAYRON
26/05/2026

nafana ny lanonana 🫪🤣👊

📷 : SHAYRON

Final
24/05/2026

Final

20/05/2026

Hafatra avy amin'ny admin :

Tsy manao fb intsony aloha izy io izao,
Modérateur (mpanao boost) n'ny page taloha no manoratra eto !

Alaina @ MESSAGE PRIVÉ ny contact-ny raha misy ilaina

Misaotra tompoko !

08/05/2026

TOVO J'HAY
HALL OF ARENA TAMATAVY 👀

GUICHET FERMÉ 👏

Félicitations à ID-consulting 👍

En partenariat avec Mi-COM EVENT ✅

Hoy i Jean Aimé ao amin'ny kaontiny : VAOVAO MAMPALAHELO, MBOLA TSY VOALEVINA I ORDI DIA MATY INDRAY I PANDA VADINY IZAY...
08/05/2026

Hoy i Jean Aimé ao amin'ny kaontiny :

VAOVAO MAMPALAHELO, MBOLA TSY VOALEVINA I ORDI DIA MATY INDRAY I PANDA VADINY IZAY SAMY MPANDIHIKO AVOKOA. VOKATRAN' NY FIHINANANA POISON NO NAHATONGA IZANY .MARIHINA FA SAMY ANY BELO NO MISY IREO RAZANA IREO AMIZAO FOTOANA.😭😭😭😭😭

Sary sy soratra : Jean Aimé

Address

Androranga
Toamasina
501

Telephone

+261332895048

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-COM EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi-COM EVENT:

Share