21/12/2018
đ : Lundi 24 DĂ©cembre 2018
đ» : Radio Feon'i Moramanga 107.2
Aza adino ny mihaino ilay tantara nomanin'ny mpianatra, ny Alatsinainy 24 Desambra 2018 manomboka amin'ny 8 ora alina, ao amin'ny onjam-peo Radio Feon'i Moramanga 107.2
Misy ny famerenana ny andron'ny Krismasy 25 Desambra 2018 amin'ny 12 ora atoandro.
Fiaraha-miasa amin'ny Mangafeo Studio.