MPH Toliara officiel

MPH Toliara officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MPH Toliara officiel, Media/News Company, Toliary.

  Akory antsika iaby! 'ny fiainana tsy izay zavatra be olona,na maro mpandeha na maro pitia no atao hoe zavatra Tsara na...
28/07/2023

Akory antsika iaby!

'ny fiainana tsy izay zavatra be olona,na maro mpandeha na maro pitia no atao hoe zavatra Tsara na koa mety aminao...

tokony halala tsara ianao hoe:Manana safidy ianao ary afaka misafidy tsara amizay fiainana mety aminao fa tsy hoe fiainana be pifidy na be mpanao.

ohatra ary tsy mety aminao ny lalana izoran'ny maro dia mahaiza mandray décision,tampaho ny hevitrao hande amizay natao ho anao,fa ny FAHOMBIAZANAO dia miankina aminao fa tsy miankina amin'ny hafa.😍😍

MISY FANANTENA😍😍😍

27/06/2023
 'i président Fondateur Association Harenantsoa teto Madagascar ny fetiny Fahaleovantenantsika Malagasy amity taona 2023...
26/06/2023

'i président Fondateur Association Harenantsoa teto Madagascar ny fetiny Fahaleovantenantsika Malagasy amity taona 2023 ity.Ka ny teto amin'ny Renivohitrin'ny masoandro no ny safidiny manokana hanamarihana izany fetin'ny 26 jona izany...

ny tazampotsiny ny Lehilahy fa tonga nitondra izay anjarabirikiny hoan'ireo Fikambana Mbehivavy Fokotany "Ankatsaky-Toliara-I"izay nanatanteraka filaharam-be teto Toliara,
ary nanome izay tandrify azy ihany koa hoentiny hanamalifaliana ireo Jeune mpikambana ao amin'ny Association izay tarihiny.

MISY FANANTENA

  manova fijery isika,manova toe-tsaina zay vao mandroso ity Madagascar ntsika ity.  rehetra no vesatra hoan'ity Nosy it...
11/06/2023

manova fijery isika,manova toe-tsaina zay vao mandroso ity Madagascar ntsika ity.

rehetra no vesatra hoan'ity Nosy ity,isika rehetra ihany koa no mety ho fanalahidy hitondra fandrosoana eto.Ndao hifanampy,hanorina ainga-vaovao ho lovainjafy.

MISY FANANTENA

  10 Jona 2023 à Toliara no nanantanterahan'ny Association Harenantsoa( MMF.MPH.MRT) ny Asa fanadiovana tao a Bazary SAK...
10/06/2023

10 Jona 2023 à Toliara no nanantanterahan'ny Association Harenantsoa( MMF.MPH.MRT) ny Asa fanadiovana tao a Bazary SAKAMA izay tarihin'ny Filoha Fondateur.

nanao fanentanana ny Olompirenena rehetra mampiasa io toerana io ny Association mba hitsinjo ny fahadiovana,mila madio isika raha te handroso sy te hanana Tanàna modèle.

ankatokizao fankalazana ny 26 Jona izao dia tokony hasehontsika eto Toliara ny hoe:Mahaleontena ara-pidiovana ihany koa isika.

MISY FANANTENA

  à Toliara antanindrazanao eto Président HARENANTSOA.  zahay mahita anao,ary mandray anao eto Toliara.  Fitiava baka am...
06/06/2023

à Toliara antanindrazanao eto Président HARENANTSOA.

zahay mahita anao,ary mandray anao eto Toliara.

Fitiava baka aminao ny Tanora eto Toliara.

⬜ Hoantsika iaby ze afaky mitsena, na maniry te hitsena an'i HARENANTSOA HENRI.  Mifanome fotoa tsika iaby @ Talata 06 J...
05/06/2023

⬜ Hoantsika iaby ze afaky mitsena, na maniry te hitsena an'i HARENANTSOA HENRI.

Mifanome fotoa tsika iaby @ Talata 06 Juin, @ 12 heures 30 minutes.
Devant Lycée Laurent BOTOKEKY eo.

Hisy tomobile à Disposition, sy fifandamina hiaraha ntsika.
🚴 Ze mana transport afaky manday avao koa.

Ndao hitsena longo tsika baky nianatsy lavitsy toy tsika ✊

05/06/2023
Fifaninanana ampirahalahina🏆 hiarahan'i Mr HARENANTSOA amin'ireo mpianatsy anaky Toliara ao Antananarivo.- Taranja Baske...
02/06/2023

Fifaninanana ampirahalahina🏆 hiarahan'i
Mr HARENANTSOA amin'ireo mpianatsy anaky Toliara ao Antananarivo.
- Taranja Basket-ball 🏀
- Hisy nofon-kena mità-mpihavanana hatolotrin'i Harenantsoa Henri

  natao teto Toliara izay niarahan'ireo Membres de bureaux 03(MRT,MPH&MMF)  ireo lamina rehetra hoentina hampandrosoana ...
28/05/2023

natao teto Toliara izay niarahan'ireo Membres de bureaux 03(MRT,MPH&MMF)

ireo lamina rehetra hoentina hampandrosoana ny Fikambanana.

❤ MISY FANANTENA❤

  eto antanindrazana ny Lehilahy anio Alahady,mandritran'ny fotoana ela sy fotoana lava nandratovany fianarana sy nanaov...
21/05/2023

eto antanindrazana ny Lehilahy anio Alahady,mandritran'ny fotoana ela sy fotoana lava nandratovany fianarana sy nanaovany Asa maro tagny amin'ny Firenena Marokanina;Ahintsika eto Mafagacar koa zao fa indrindra Toliara no hametrahany Vin'Asa lahibe.
Faly dia faly tokoa ny Équipes MPH miarahaba anao:Tongasoa Mr le Fondateur.Iza moa i: ⬜ HARENANTSOA Henri REPIFINY?

- Anaky Kolonely REPIFINY Henri.
VEZO, manan'ila MASIKORO noho TANALANA.

- Anaky Toliara. Mpianatsy MÉMORIAL SCHOOL taloha.

▪️ Afaky Baccalauréat avec Mention,
tamin'ny 2014 nalefan'ny fanjakana Malagasy hanohy fianara any ivelany. Resaky fianara noho fahaiza ro nahazahoany bourse extérieur any à Maroc.

- Nianatsy lalàna (Droit Privé), Marketing-Communication, ary nianatsy Sociologie noho sady Autodidacte.

- Directeur Général ny Société LE MAZAVA S.A.R.L (Entreprise natsangany any à Maroc).
- Filoha mpanorina ny ONG MPINAMANA ( Mpianatra Malagasy Manerantany)
- Filoha mpanorina ny Association Nationale MRT ( Mitsangàna Ry Tanora)
- Filoha mpanorina ny Association Harenantsoa ( izay nataony manokana hoany Toliara)

▪️ Tanjona : Firaisankina sy Fampivoarana ny olo-mpirenena, aminy alalan'ny fampiofanana sy famoronan'Asa.

🌐 : Harenantsoa Henri

Address

Toliary

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MPH Toliara officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share