Info by Andovola

Info by Andovola Afaka mianatra n'aiza n'aiza misy anao

Manampy ny mpianatra, mpampianatra, mpiasa, olon-tsotra amin'ny fampiasana ny outils informatiques, ny fanomezana astuces sy famahana ny olana "informatique" amin'ny alalan'ny formation vidéo sy livres PDF (Ebooks). Mivarotra formation vidéo mahakasika ny informatique sy ny Technologie ary Ebooks(Livres PDF) isankarazany (informatique, langue, gestion, droit, développement personnel, santé, etc)

25/04/2026

❌ Mandefa CV ianao fa tsy misy valiny ?
❌ Tsy misy miantso na dia efa nandefa candidature maro aza ?
👉 Tsy ianao foana no olana…
👉 Fa mety ny CV-nao 😔

Atoroko anao amin'ity vidéo ity ny fanamboarana CV Moderne.

😓 Tu veux apprendre l’informatique mais tu ne sais pas par où commencer ?Entre :❌ Trop de formations chères❌ Information...
29/03/2026

😓 Tu veux apprendre l’informatique mais tu ne sais pas par où commencer ?

Entre :
❌ Trop de formations chères
❌ Informations dispersées
❌ Manque de guide clair

👉 Voici la solution 👇

📚 Un pack complet de 200 ebooks pour apprendre :
💻 Bureautique
🎨 Design Graphique
📱 Marketing Digital
👨‍💻 Programmation
🤖 Intelligence Artificielle

💰 Tout ça à seulement 5 000 Ar !

🔥 Apprends à ton rythme, sans pression.

📩 Envoie un message privé maintenant pour voir la liste complète des ebooks !

📞 Contact : 038 06 340 10
📘 Facebook : Info by Andovola

15/03/2026

📸 Te hanova na hanala ny arrière-plan an’ny sary ve ianao nefa maimaim-poana ?

Tsy manana Canva Pro ?
Tsy mampiasa Photoshop ?

👉 Tsy maninona !

Ao amin’ity mini tutoriel ity dia asehoko anao ny fomba tsotra sy maimaim-poana hanovana ny arrière-plan an’ny sary amin’ny Canva amin’ny alalan’ny application Background Cleaner.

✅ Manala ny arrière-plan ao anatin’ny segondra vitsy
✅ Manampy fond vaovao tsara tarehy
✅ Mamorona sary matihanina ho an’ny Facebook na dokambarotra

🎥 Jereo ny vidéo hahitana ny fomba fanaovana azy.

💬 Soraty amin’ny commentaire :
Inona no ampiasanao Canva ?

14/03/2026

💡 Manana fonona ebook 2D ve ianao ary te-hanova azy ho 3D matihanina nefa tsy mandoa vola?
Amin’ity mini-formation maimaim-poana ity dia hasehoko anao ny fomba hanovana ny sarona 2D ho 3D ao anatin’ny minitra vitsy ary maimaimpoana !
🚀 Tena tsara ho an’ny fanatsarana ny fonona ebook-nao sy hampitomboana ny varotra.
Lien : https://diybookcovers.com/3Dmockups/

19/01/2026

❌ Mbola manao bulletin de notes iray isaky ny mpianatra ve ianao ?
Mpampianatra maro no very fotoana be rehefa mamorona bulletin de notes tsirairay 😓
• Copier-coller tsy mety tapitra
• Hadisoana amin’ny anarana sy naoty
• Ora maro very amin’ny Excel sy Word
👉 Fantatrao ve fa azo atao automatique 100% izany ?
✅ Vahaolana :
Namorona mini formation vidéo aho mampiseho:
✔️ Ahoana ny fanomanana fichier Excel
✔️ Ahoana ny fampiasana publipostage Word
✔️ Famoahana bulletin de notes ho an’ny mpianatra tsirairay ao anatin’ny segondra vitsy
🎥 Te hahay ? Jereo eto ambany ny vidéo 👇

06/01/2026

😃Motivation du jour

04/01/2026

❓ QUIZZ sur Microsoft Word

01/01/2026

😄 Motivation du jour

01/01/2026
31/12/2025

❌ Be loatra ny fenêtre misokatra amin’ny ordinateranao ?
❌ Mandany fotoana anao ve ny manidy azy tsirairay ?

👉 Teknika tsotra sy haingana : Windows + D
Tsindrio indray mandeha dia miverina eo amin’ny Bureau avy hatrany ianao.

🎥 Ao anatin’ity mini-formation vidéo ity dia hazavaiko :
✔️ Inona no asan’ny Windows + D
✔️ Ahoana ny fampiasana azy
✔️ Rahoviana izy no manamora ny asanao

📌 Fampiofanana amin’ny teny malagasy – mety ho an’ny vao manomboka
▶️ Jereo izao ilay vidéo

Address

Bazaribe
Toliary
501

Telephone

+261380634010

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Info by Andovola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Info by Andovola:

Share